VOTE PAZZAPA
1. tsoupou
(
01/08/2006 10:11)
Niova tampoka ny résultat-n'ny prime pazzapa t@ asabotsy teo noho ny fifidianana @ alalan'ny sms fa tsy dia noho ny prestation-n'ny ankizy loatra.
Mety ve zany ??? :-w :-w :-w :-w :-w :-w
Mety ve zany ??? :-w :-w :-w :-w :-w :-w
répondu par tiphen le 12/08/2006 15:53
2. tiphen
(
01/08/2006 11:14)
bof, hitanao ange @ io arakaraka ny fandraisan'ny mpijery an'lé olona no hifidianany azy ee!! na aiza na aiza rehefa resak concours ka isan'ny mpifidy ny public d hafa foana ny valin'io fa ts ampoizina tsidraidray!!!
5. tsoupou
(
01/08/2006 13:53)
Tiphen:Azo atao oe d'accord tsy d'accord iany za, satria zao :
bof, hitanao ange @ io arakaraka ny fandraisan'ny mpijery an'lé olona no hifidianany azy ee!! na aiza na aiza rehefa resak concours ka isan'ny mpifidy ny public d hafa foana ny valin'io fa ts ampoizina tsidraidray!!!
1- Raha be crédit be lé mpanohana anlé candidat 1 dé sûr fa hiakatra foana ny côte-ny, na incompétent aza
2- Lé compétent tsy mba manana havana bé crédit zany ahoana ??? :cry: :cry: :cry:
3- Jereo fotsiny lé teo iny, olona 3è no tafakatra 1er tampoka, ary lé compétent (amiko an :D) indray no niongotra :D
6. sahouly
(
02/08/2006 04:28)
tsoupou:
Niova tampoka ny résultat-n'ny prime pazzapa t@ asabotsy teo noho ny fifidianana @ alalan'ny sms fa tsy dia noho ny prestation-n'ny ankizy loatra.
Mety ve zany ??? :-w :-w :-w :-w :-w :-w
efa oh n'io foana io resaka pazzapa io isan-taona h@ nisian'ny vote public ary nampimenomenona ny maro. ary io vote pub io koa anie ny fomba iray ahafahahan'ny mpikarakara manao manipulation ny resultat d'une manière directe ou indirecte araka izay itiavaany azy ee. Ekena fa misy ny commissaire au jeu , fa iny anie tsy mahalala izay groupe n'oll efa doté-na crédit any ambadika any hampiakatra ny cote n'izay tiana hampiakarina ee. sady izay Orange rahateo ny mpanohana donc tsy misy mahaory ny resaka credit.
Io aloha ny zava-misy dia atrehina , fa ilay ankizy mandray anajara fotsiny no mampalahelo.
mimich
7. baomijijy
(
02/08/2006 04:51)
nareo kos e, ts maints mimenomenona fon na atao aon na atao aon, tsy asina vote publik mimenomenona asina mimenomenona tsita iany e, fa antouka kos klo a, i Lova pzp kos alo bogany e, ny an'ny ol mants de ze bogany iany no voté-ny, hihih, za alo de nivôte maro ho an'i lova mits taminiz le latsaka iny e, hihihihihihi
9. mimich
(
02/08/2006 05:20)
baomijijy:
nareo kos e, ts maints mimenomenona fon na atao aon na atao aon, tsy asina vote publik mimenomenona asina mimenomenona tsita iany e, fa antouka kos klo a, i Lova pzp kos alo bogany e, ny an'ny ol mants de ze bogany iany no voté-ny, hihih, za alo de nivôte maro ho an'i lova mits taminiz le latsaka iny e, hihihihihihi
tsy hoe mimenomenona , fa milaza izay zava-misy sy ny eritreriny , zay no maha eritreritra mandalo azy. ary dinika koa moa no atao eto ka iza no mahita raha ny vahaolana aroson'ny tsirairay eto no mety hanatsara ny fandaharana. asa???
fa na izany aza dia tsy mitovy hevitra aminao aho amin'ilay fomba fifidianana. Ka raha hanao toy izany avokoa ny olona rehetra sy toy izay avokoa no hitondrana izay atao rehetra dia ho aiza no hiafaran'ny firenena.
tsy hoe election " mister pazzapa akory ilay izy anie ee" lol!!
10. natty
(
02/08/2006 06:18)
ra ny heritreritro manokana ndray alou d oe ny raison zany oe isian'le public mifidy d oe ref lany lé ol nofidiny d zareo nifidy iany no hijery azy fa ra jury ftsn tsin mety oe tian'ny jury fa ts tian'ny public donc tsisy hijery iz ra manao spectacle.... kanefa kou lasa tsita ndray le maha "kintan'ny mozika azy" fa zé b crédit marina no mandresy
11. tsoupou
(
02/08/2006 08:03)
baomijijy:hevitrao irery zany lé oe bogosy léry e, za tsy mahita an'zany mitsy. Lery ary =)) rehefa mihira ko =)) =)) =))
nareo kos e, ts maints mimenomenona fon na atao aon na atao aon, tsy asina vote publik mimenomenona asina mimenomenona tsita iany e, fa antouka kos klo a, i Lova pzp kos alo bogany e, ny an'ny ol mants de ze bogany iany no voté-ny, hihih, za alo de nivôte maro ho an'i lova mits taminiz le latsaka iny e, hihihihihihi
12. Fiffi
(
02/08/2006 08:06)
ilay vote-pub aloha tena manimba zavatra kosa eh! manjary ohatran'ny otentika intsony ny fisian'ny jury eh ?
13. tsoupou
(
02/08/2006 08:09)
Fiffi:d'accord am toi za fa somary asiana TSY fotsiny eo alohan'ilay oe OTENTIKA (authentique io ho an'izay tsy mahay teny gasy an) :D
ilay vote-pub aloha tena manimba zavatra kosa eh! manjary ohatran'ny otentika intsony ny fisian'ny jury eh ?
14. soasoafy
(
02/08/2006 10:19)
le i lova kosa alou tsy lasa e, otran'ny bandy mirerarera tssssss, ahiako tsy tafakatra ao @ villa tsony iny @ prime 2. To ohtrany miseho b resaka b nefa to sarokenatra tsy hita oe ahoana e (azafad ry sipa ze tara aminy a)
15. prime
(
02/08/2006 11:45)
fa manin anareo aza zah!!!zah ts manaik an'izany prime pazzapa sy prime 2 zany mihitsy an...:-w:-w:-w
Aza mba mifampitabataba kely azfd fa ts mis idirako izay pazzapa nareo any...:twisted::twisted::twisted:
Aza mba mifampitabataba kely azfd fa ts mis idirako izay pazzapa nareo any...:twisted::twisted::twisted:
16. tsoupou
(
02/08/2006 13:18)
soasoafy:Tena marina ny an'i toi, lery tsy mahay afatsy green na mage4 (fomba fihira io) fa lery kosa alou tena be olom-pantatra satria vô nominé izy dé ni-phone oe teneno daoly le mpiara-miasa amnareo sy namana sy sns sns reny an