VOTE PAZZAPA

21. prime ( 04/08/2006 09:13)
:-D:-D:-D
22. Fiffi ( 04/08/2006 10:12)
tsy hanao voty zany fa hi-:-D:-D:-D fotsiny ry prime ? :-D:-D
23. tsoupou ( 04/08/2006 14:30)
Fiffi:

tsy hanao voty zany fa hi-:-D:-D:-D fotsiny ry prime ? :-D:-D
hita oa


24. prime ( 07/08/2006 09:16)
Za tsy hivôty satria tonotononin-dry zalah any @ pazzapa foana ny anarako isaky ny sabotsy zao raha kely indrindra ao anatin'ny herinandro... dia tezitra zah, d ts hivôt zah...:°)
25. tiphen ( 12/08/2006 15:53)
ka lé izy ange ry tsoupou indraidray ts resaka compétence sy hoe b crédit ny havan'lé oul nominé eo eee!!!!
tsy mahatsikaritra v nareo fa zay manja sy bô goss ihany no tena mahazo vahana ka tonga d ho lany??????
résumé zany d zay reven'ny public ihany oa no lany eo!! jereo ange ny prime androany eee!!!
ao fa ts maintsy bandy roa alou no hody any @ villa eo!!! asa anefa!!! ra mba ny fahaizana @ zay no hitsaran'ny public ny mpifaninana na resaka physik fotsiny!!!

(d nareo v d nahita fa mendrika ny niverina tao @ villa i Lova??? ) asa anefa..........????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081