HAMANGY FAHORIANA

1. tsoupou ( 28/07/2006 12:21)
Nisy ramatoa efa maty vady 2 taona izay, tsy nivoaka ny trano mitsy izy, sady tsisy namana fa mbola misaona ihany, manao akanjo maintsy foana. Tenenin'ny zanany foan izy hivoka fa tsy mety.
No-présente-n'ilay zanany tamna rangah 1 ramatoa dé niresaka tsara dé raikitra fa andé vacance kely any foulpointe. Alakamisy reo no tonga tany. Nilomano dé nisakafo dé nody.
Tonga dé niboridana ramatoa, slip mainty sisa no nanaovany.
Gaga le bandy, hoy ramatoa "azonao safosafoina a, azonao orohana fa io tsy azonao kitihana fa mbola ory"
Zoma, mbola otran zay iany ny film, "azonao safosafoina a, azonao orohana fa io tsy azonao kitihana fa mbola ory"
Asabotsy, tsy zakan-drazoky tsony dé nitady fika izy. Nitady capote mainty ko izy dé nanaovany.
Oz lé ramatoa : "azonao safosafoina a, azonao orohana fa io tsy azonao kitihana fa mbola ory". Gaga tampoka iz nahita anlé kapoty mainty dé nanontany oe fa inon io ??? Kapoty oz razoky. Ka za nge oa "azonao safosafoina a, azonao orohana fa io tsy azonao kitihana fa mbola ory".
Eny e, fantatro zany fa ZA NGE TONGA HAMANGY FAHORIANA E
répondu par tsoupou le 04/09/2006 15:21
2. radriana ( 28/07/2006 13:04)
=))=))=))=))=))=D=D=D=D
pas mal
3. tsoupou ( 28/07/2006 13:29)
radriana:

=))=))=))=))=))=D=D=D=D
pas mal
rien que çà ??? :-w :-w :-w


4. Herimiafina ( 28/07/2006 13:51)
Tena mety hilay izany kapoty mainty iznay an! Mitazona hafanana tsara! hehehehe=))=))
5. tsoupou ( 28/07/2006 13:59)
Herimiafina:
Tena mety hilay izany kapoty mainty iznay an! Mitazona hafanana tsara! hehehehe
mety ho marina lesy zany lé
6. Herimiafina ( 28/07/2006 14:01)
Manala oriory, hehehehe=))=))
7. tsoupou ( 28/07/2006 14:07)
=)) =)) =)) =))
8. Ralay ( 28/07/2006 15:16)
Tsy ratsy ka fa raha zah dia nasiako coeur brisé teo @ ilay fikabeko de raha manontany ramatoa de tsotra ny avaliko azy hoe foooory koa io ka mba hiarahaba ny foorinao ny ahy =))=))
9. miarintsoa ( 29/07/2006 09:01)
aza asiana teny ratsy e
10. tsoupou ( 29/07/2006 09:32)
Ralay:

Tsy ratsy ka fa raha zah dia nasiako coeur brisé teo @ ilay fikabeko de raha manontany ramatoa de tsotra ny avaliko azy hoe foooory koa io ka mba hiarahaba ny foorinao ny ahy =))=))
tokony hisy "-" (tiret" ny iray amreo raha tsy diso a an ??? :-w :-w


11. lapino ( 29/07/2006 13:03)
tsoupou:
Eny e, fantatro zany fa ZA NGE TONGA HAMANGY FAHORIANA E

Kay le! Hitondra ranom-bary tsy masaka zany! :-D:-D:-D:-D
12. Herimiafina ( 29/07/2006 13:23)
Sady efa misy rambondamba kely mikirazorazo sa rambona-latex! hehehehe=))=))
13. lapino ( 30/07/2006 07:08)
:-D:-D:-D
14. diamondra27 ( 31/07/2006 09:50)
sarotra be le mimé nefa mbola ao anaty fahoriana:cry::cry::cry:
15. tsoupou ( 31/07/2006 13:50)
diamondra27:

sarotra be le mimé nefa mbola ao anaty fahoriana:cry::cry::cry:
Mamangy @ fahoriana ary e.
Nefa otran'ny tsy mahalala fomba za fa aleo mitsy za no andeha hamangy fahoriana any aminao any


16. tsoupou ( 31/07/2006 13:52)
lapino:

tsoupou:
Eny e, fantatro zany fa ZA NGE TONGA HAMANGY FAHORIANA E

Kay le! Hitondra ranom-bary tsy masaka zany! :-D:-D:-D:-D
Ranombary efa masaka tsara no ho entina any ka, efa lé mariatra tsara iny, tsy vary gasy an fa vary fotsy. Ra vô vary gasy mantsy menamena be lé ranony =)) =)) =))


17. diamondra27 ( 31/07/2006 15:31)
tsoupou:misaotra mialoha ; de raha misy blagy mampahery de alefao fa izany izao no ilaina(ankoatran'ny vavaka)
18. tsoupou ( 01/08/2006 10:30)
=)) =)) =))
19. ikalakintina ( 06/08/2006 16:58)
:-*:-*:-*:-*:-*
20. Herimiafina ( 12/08/2006 15:31)
:-*:-*:-*:-*
:-*:-*:-*
:-*:-*
:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0942