HAMANGY FAHORIANA
21. enteme
(
18/08/2006 09:44)
oay zany bisourk i herimiafina avy namangy fahoriana:-D
22. bobone
(
28/08/2006 07:43)
:-D:-D:-D:-D
tsiky tokoa de ampy an!
sa aleho hikakakaka e!ilainany blague eo @ fiainana
Merci Diamondra @ ilay blague!mahafinaritra e!
:-*:-*
23. kala
(
29/08/2006 07:42)
tsy hitsaitsaika tsony zà refa hivoaka avy mamangy fahoriana fa midingin-drambo :-D:-D:-D:-D
aza tsiny an! hatsikana io kou
24. tsoupou
(
04/09/2006 15:21)
Tsara refa faly daoly nareo e :D
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0625