tononkira

1. lalab ( 26/07/2006 18:47)
mitady hoe iza ni mihira ary inona no titre azafady
dia misaotra betsaka

Ireny ditra natao
hifonako aminao
Ka tsy hamerina intsony
Dada malalao ..........

Ref:
Mahatsiaro
Foana ny hanatrao
Fa tsipak'ombalahy
no nahavoa ahy
hany ka fay

répondu par mandrindra le 21/08/2006 14:09
2. cutie ( 26/07/2006 20:49)
tsy mahay za
3. hery ( 26/07/2006 20:56)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=2898

Mpihira: Vahine
Lohateny: Fay
4. hery ( 26/07/2006 20:57)
cutie> rehefa tsy mahay dia mangina tahaka ny olona rehetra :-)
5. cutie ( 26/07/2006 20:58)
:-D:-D:-D:-D
6. cutie ( 26/07/2006 20:58)
tsy mahay fa te hahay
7. cutie ( 26/07/2006 21:00)
Mpandefa : hery [ Valio ] 27-07-2006 01:57:21
Lohateny : Re : tononkira
cutie> rehefa tsy mahay dia mangina tahaka ny olona rehetra

tsy azonao tampenam-bava za :lol:
8. mandrindra ( 27/07/2006 06:34)
cutie, :*:*:*:*:* fa tsy tapenambava ahoana indray le
9. cutie ( 27/07/2006 10:07)
mandrindra,asaony mangina koa:twisted:
10. guy ( 27/07/2006 16:47)
Manao ahoana ianao.
Io hira resahinao io dia efa ela ihany ka "FAY" ny lohateniny ary ny tarika "VAHINE" no mihira azy.
Mandra-pihaona
Guy
11. mandrindra ( 28/07/2006 06:45)
cutie, mangina ahoana e, ary aza tezitezitra fa tsy tsara ho an'ny fo izany an:wink:
12. cutie ( 28/07/2006 19:33)
:-D:-D:-D:-D
tsy mahazo maneho hevitra e
13. pissoa ( 29/07/2006 11:12)
Angaha izany Vahine vehivavy? :oops: Toa vehivavy ny henoko mihira an'io hira io :roll:
14. pearslove ( 01/08/2006 15:13)
GREAT WISHES,

Hi dear I do hope that this mail of friendship introduction finds you and all around you in the most convenient state of health, ok. Believing you are fine and living pretty good, nice to write you because your profile caught my attention. I want to be your friend, for friendship cannot be seen or even be touched; it must be felt within the heart. I do very much believe you will feel same way. Wow, friends are like clothes, without them you feel naked! I guess am right.
My names are Pearsia Lincoln, I will tell you more about myself, my family and all that maybe necessary in this relationship when you reply to this mail. If these interest you, get back to me through my email pearsia_lincoln1980@yahoo.com wishing you the most divine blessing in all your endeavors. Hope to read back from you at mail, ok.
Pearsia
15. xxx ( 01/08/2006 15:31)

spam
message ignored
16. mandrindra ( 01/08/2006 19:01)
cutie, asehoy aty amiko foana e :°):-D:-D
17. cutie ( 01/08/2006 19:05)
:-D ataoko mitsy
18. mandrindra ( 01/08/2006 19:12)
19. cutie ( 01/08/2006 19:17)
20. mandrindra ( 01/08/2006 19:24)
ataovy amin'izay an:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5737