vancleef: mba ajanony ilay script fa manimba serasera

1. hery ( 25/07/2006 21:10)
Angamba tsy takatr'i vancleef ilay hafatra efa nampitaina teto ankolaka nilazana fa mandreraka be ilay ataony mametraka script automatisé manokatra ny serasera.org imbediabe mandritra ny fotoana maharitra. Efa tsy nolazaiko ny anarany tamin'iny dia nijanona kely fa izao dia hitako miverina indray ilay izy.

Tsyhaiko aloha izay tanjona fa ny vokany no hitako. Tsy zavatra tongatonga ho azy. Aleo izy izany hanazava ny tanjony eto rehefa tsy nanazava ankolaka tamin'ny voalohany.

Toa izao no voatahiry ato

25/07/2006 16:43:19 vancleef rub=namana/namana&user=hery
25/07/2006 16:43:46 vancleef rub=namana/namana&user=lapino
25/07/2006 16:44:05 vancleef rub=namana/namana&user=fraz
25/07/2006 16:44:25 vancleef rub=namana/namana&user=ds
25/07/2006 16:44:45 vancleef rub=namana/namana&user=watafon
25/07/2006 16:45:29 vancleef rub=namana/namana&user=JM
25/07/2006 16:45:59 vancleef rub=namana/namana&user=ravatorano
25/07/2006 16:46:19 vancleef rub=namana/namana&user=dd
25/07/2006 16:47:00 vancleef rub=namana/namana&user=bichette
25/07/2006 16:47:17 vancleef rub=namana/namana&user=Fiffi
25/07/2006 16:47:47 vancleef rub=namana/namana&user=hery
25/07/2006 16:48:25 vancleef rub=namana/namana&user=lapino
25/07/2006 16:48:56 vancleef rub=namana/namana&user=fraz
25/07/2006 16:49:35 vancleef rub=namana/namana&user=ds
25/07/2006 16:49:57 vancleef rub=namana/namana&user=watafon
25/07/2006 16:50:19 vancleef rub=namana/namana&user=JM
25/07/2006 16:50:57 vancleef rub=namana/namana&user=ravatorano
25/07/2006 16:51:17 vancleef rub=namana/namana&user=dd
25/07/2006 16:51:58 vancleef rub=namana/namana&user=bichette
25/07/2006 16:52:24 vancleef rub=namana/namana&user=Fiffi
25/07/2006 16:52:59 vancleef rub=namana/namana&user=hery
25/07/2006 16:53:14 vancleef rub=namana/namana&user=lapino
25/07/2006 16:53:38 vancleef rub=namana/namana&user=fraz
25/07/2006 16:54:17 vancleef rub=namana/namana&user=ds
25/07/2006 16:54:55 vancleef rub=namana/namana&user=watafon
25/07/2006 16:55:18 vancleef rub=namana/namana&user=JM
25/07/2006 16:56:02 vancleef rub=namana/namana&user=ravatorano
25/07/2006 16:56:47 vancleef rub=namana/namana&user=dd
25/07/2006 16:57:07 vancleef rub=namana/namana&user=bichette
25/07/2006 16:57:42 vancleef rub=namana/namana&user=Fiffi
25/07/2006 16:58:13 vancleef rub=namana/namana&user=hery
25/07/2006 16:58:39 vancleef rub=namana/namana&user=lapino
25/07/2006 16:58:57 vancleef rub=namana/namana&user=fraz
25/07/2006 16:59:14 vancleef rub=namana/namana&user=ds
25/07/2006 16:59:55 vancleef rub=namana/namana&user=watafon
25/07/2006 17:00:36 vancleef rub=namana/namana&user=JM
répondu par pissoa le 18/08/2006 10:58
2. hery ( 25/07/2006 21:16)
Jereo fa miverimberina ilay

JM ravatorano dd bichette Fiffi hery lapino fraz ds watafon

Toa izao ny zavatra nataony taloha (mitovy amin'ny zavatra natao tamin'izao fotoana izao ihany saingy natao mielanelana kokoa satria efa nasiana an'ilay sakana kely iny)

08/06/2006 16:21:42 vancleef rub=namana/namana&user=hery
08/06/2006 16:21:49 vancleef rub=namana/namana&user=aml
08/06/2006 16:21:52 vancleef rub=namana/namana&user=michelraza
08/06/2006 16:21:57 vancleef rub=namana/namana&user=henitsoadofine
08/06/2006 16:22:02 vancleef rub=namana/namana&user=aml
08/06/2006 16:22:07 vancleef rub=namana/namana&user=Fanouh
08/06/2006 16:22:12 vancleef rub=namana/namana&user=nathy
08/06/2006 16:22:18 vancleef rub=namana/namana&user=ari.malala
08/06/2006 16:22:23 vancleef rub=namana/namana&user=Vahinala
08/06/2006 16:22:33 vancleef rub=namana/namana&user=hery
08/06/2006 16:22:38 vancleef rub=namana/namana&user=aml
08/06/2006 16:22:43 vancleef rub=namana/namana&user=michelraza
08/06/2006 16:22:48 vancleef rub=namana/namana&user=henitsoadofine
08/06/2006 16:22:54 vancleef rub=namana/namana&user=aml
08/06/2006 16:23:04 vancleef rub=namana/namana&user=nathy
08/06/2006 16:23:09 vancleef rub=namana/namana&user=ari.malala
08/06/2006 16:23:14 vancleef rub=namana/namana&user=Vahinala
08/06/2006 16:23:20 vancleef rub=namana/namana&user=Tiana1
08/06/2006 16:23:25 vancleef rub=namana/namana&user=hery
08/06/2006 16:23:30 vancleef rub=namana/namana&user=aml
08/06/2006 16:23:35 vancleef rub=namana/namana&user=michelraza
08/06/2006 16:23:40 vancleef rub=namana/namana&user=henitsoadofine
08/06/2006 16:23:45 vancleef rub=namana/namana&user=aml

Dia rariny raha tsy ara-dalàna ny isa eto amin'ny namana fa misy mahazo isa tampoka.

Aza miteny hoe esory tsy ho namana izy :-) olona mahay be sy afaka manampy ara-teknika be io ka tsy azo atsipy izany :-)

raha mba ampiasainy amin'ny fanatsarana ny serasera.org (vita malagasy) ny fahaizany :-( indrisy
3. vale ( 25/07/2006 21:55)
hummm, nefa tsy mamaly any @ mila vahaolana any @ informatika akory:roll::!:, i Lapino ihany sy Hery izao no mba azo antenaina indrindra, i vancleef aloha tsy dia hitako manome solu° ny olona ao @ informatika ê:-w!!!
4. mamzelkely ( 26/07/2006 05:34)
inn dôly reo y hery tsisy azoko :roll::-D
5. hery ( 26/07/2006 05:55)
mamzelkely> hihihi, tsy voatery natao ho azo ireo kah :-)
Mila manaraka ny tantara hatr@ voalohany http://hery.blaogy.com/post/4/1131


Valiny avy tany amin'i vancleef http://hery.blaogy.com/post/4/1511

:-)
6. pissoa ( 26/07/2006 06:19)
Hihihi - ohatran'ny nijery film namaky an'ilay post ... Vao voavaky ilay preambule (nataon'i Vancleef) dia efa fantapantatra ny farany :roll:
7. lapino ( 26/07/2006 06:49)
et dès fois il y en a qui se mettent à plusieurs pour augmenter artificiellement les points du top ten.
Ireo namana 10 be isa indrindra volana Jolay
mamzelkely (843)
Aino (797)
cutie (790)
pissoa (714)
fasaly (679)
sarobidy (633)
lolita2mada (610)
Herimiafina (568)
tia (510)
ericah (456)
JM ravatorano dd bichette Fiffi hery lapino fraz ds watafon
Mba firy loatra ary ny isa azoko no tafiditra ao anaty lisitra za e? :roll:
8. hery ( 26/07/2006 07:19)
lapino> Raha tsy tratra tampoka ilay robot dia nahazo isa 500 eo ho eo isika vao najanony :-)
Eritrereto hoe mahazo isa 2 isa-minitra mandritra ny adin'ny telo :-)
Fa vao hitako ilay izy dia nasaiko najanony dia "mba" najanony
9. fasaly ( 26/07/2006 10:58)
za klou tsy de manoratra firy akory de mba be isa ery....:roll::roll::-D:-D:-Dsa possible ihany io isako io:roll:
10. mamzelkely ( 26/07/2006 11:09)
ahan zay vô azoko le resaka micii hery :)
11. lapino ( 26/07/2006 13:55)
Hery,
Raha ny fahitako an'azy, zavatra roa no eritreretiko mahatonga an'io:
- araka ny nolazainy hoe hi-bloquer an'ireo izay mikambana mba hampakatra "artificiellement" ny isa azony
- na tsy nolazainy, fa hanara-maso ny fitsidihan'ny olona vitsivitsy ny sehatra

Raha ilay voalohany, dia manao justicier izany razoky. Ireo olona anatin'ny lisitrany ireo izany no heveriny fa tokony hahazo ny points betsaka indrindra raha ny fomba fitsarany. Raha izay dia mety ho bonne foi ihany le izy, fa somary manque de bon sens satria ohatra ny hoe "contrer le mal par le mal", sady mampi-"tricher" olona tsy te hanao an'izay.

Raha ilay faharoa indray, dia tiany haraha-maso izany ny fihetsik'ireo olona anaty lisitrany ireo. Mety ohatra hoe manaraka an'ilay champ "tato farany" ao amin'ny mombamomba ny namana, na tsy haiko e. Tsy hitako anefa io hoe hatao inona, fa ohatra ny manao spyware ihany no fiasan'ilay robot raha izay. Ohatra ny tsy inoako ihany anefa io.

Fa raha ny fijeriko kosa aloha, manampy ihany kosa i Vancleef amin'ny serasera e, somary be zesta kely koa :) . Tamin'ilay resaka tsikeran'ny sary haloscan iny izao ohatra, ao amin'ny forum informatika koa ohatra http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4493ae63b2f2b , http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m449d090044719 , ... ary ny bug report koa heveriko fa bonne foi ihany no anaovany azy. Saingy hafahafa be fotsiny ny fiaingany indraindray.

Ny fomba hisorohana an'le flood-ny angamba raha ny hevitro, kanefa tsy te hanelingelina ny hafa, dia izay requete mandeha amin'iny pseudo-ny iny no ferana (asa raha mety hoe ilay anti-flood taloha iny ihany no amboarina kely ...).

Vancleef,
misaotra anao aloha raha nitady mba hampiakatra ny isako e! Mba nahazo privilège tafiditra tao anaty lisitra manko za :wink:. Kanefa raha za manokana, aleoko ihany izy mitombo amin'ny fomba "naturel" ao ihany ilay isa. Raha mijanona manko io script io dia mba sady manamaivana ny server no tsy ilana fametrahana anti-flood indray (izay manampy charge server koa). Ankoatra an'izay, za mihevitra fa tsy manana zo isika hanisy "batons dans les roues" @ sasany; tsy manjary mauvais joueurs indray aza ve raha manao an'zany?!
12. dadabe ( 26/07/2006 16:27)
=D=D=D
13. fasaly ( 27/07/2006 07:25)
fa mampaninona kou anefa ny mampiakatra ny isa azo e:wink:
14. mamzelkely ( 27/07/2006 09:12)
ts haiko ny anah zao ao nahenako fa nanala sary za :-D
15. Fiffi ( 31/07/2006 08:42)
mamz: :-D nihena ve ?
Zah koa aza mba gaga mihintsy hoe toa miakatra foana le isa nefa tsy fantako hoe inona no nataoko hampiakatra azy bdb tahaka an'io indray mandeha iny an ! 8O
Fa na izany aza enganie ka tsy ho simba ity serasera ity fa ato no mba hahitana fahafinaretana ho an'ny Malagasy eran-tany eh ! de :) de ampy.:)
16. Herimiafina ( 02/08/2006 13:11)
Rha tena mahay azy tokoa ve izy dia hanao hitabe toa izao sady mora traingy kely! Sao dia olonkafa migafy azy? :roll:
17. fasaly ( 02/08/2006 15:28)
fiffi: bezoro fiffi:?
tongasoa njay, nanao ahoana ny vbokasy????:-*
:-D:-D:-Dtena enga anie tena enga anie marina tsy ho simba ity sersera ity fa zà tena mankafy be mitry any zany:-D^:^^:^ary mankasirtraka beuh
18. Fiffi ( 02/08/2006 15:59)
fasaly: salut akia ndry an! :) :-*:-*:-*:-*
Mba eto ry zareo ny fanampiana ny banga @ fiainanay ary tena mahavonjy mihintsy ka enganie ka tsy hisy hanimba an! :)
19. LazaDaddy ( 03/08/2006 04:56)
Hery> hahaha! teny frantsay tokotrany re izao an-dra"namana" izao. hahaha!

santionany:
vancleef:
je suis allé sur Sourceforge et je n'est trouvé qu'un site creux, non maintenu et c'est m'énerve beaucoup les centaines de warnings
20. Fiffi ( 03/08/2006 05:15)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3158