vancleef: mba ajanony ilay script fa manimba serasera
21. Herimiafina
(
05/08/2006 14:30)
Tena izy ve io e?
O ry Laza an, mba mahay miteny french tsara ihany koasa ny fahalalako azy iny e, sao lahy misy migafy klé? :roll:
O ry Laza an, mba mahay miteny french tsara ihany koasa ny fahalalako azy iny e, sao lahy misy migafy klé? :roll:
24. LazaDaddy
(
07/08/2006 18:08)
hery:aleoko ihany mihomehy toy izay énervé raha izany. hahaha!
Rehefa tena énervé de lasa ohatra an'io kah :-)
28. miangalyandria
(
11/08/2006 04:47)
teny diso tsy mba kabary e ! hihihi tenin'i neny io sa tenin'i dada koa raha diso any aza :wink:
29. xxx
(
17/08/2006 08:48)
mety manana blema-na identité koa ranamana de lasa miteny @ teny tsy fantatra mety sipa koa ange io e ! fa raha bandy ve ho be vava be fandaharana be otran'io !:-P
33. xxx
(
18/08/2006 10:24)
tsy sahy mamerina intsony izao Vancleef satria fantany fa misy olona mahafanatatr'azy tsara ato !
Miala tsiny anky Vancleef an !
:twisted:
Miala tsiny anky Vancleef an !
:twisted:
34. pissoa
(
18/08/2006 10:32)
xxx:Zany tokoa :-w:-D:-D:-D
mety manana blema-na identité koa ranamana de lasa miteny @ teny tsy fantatra mety sipa koa ange io e ! fa raha bandy ve ho be vava be fandaharana be otran'io !:-P
35. xxx
(
18/08/2006 10:38)
Fiffi:
xxx: de jereo ny momba azy fa tena lhl io koh! :-D:-D
Efa hitako ireo eh, firy @ ireo pseudos milaza ho lhl ireo moa no vhv ato ! manararaotra be fa hoe tsy misy mahita lol ...lol:oops:
Indrisy fa lasa virtuel hatramin'ny mentalité
