mila fanampiana avy aminareo ao Paris
1. xxx
(
25/07/2006 13:33)
Misy doko Mgasy te-hanokatra cabinet medical ao Paris. Sao dia mba misy afaka manampy azy ianareo izay toerana tsara tokony halehany na manampy ara-toro-hevitra.Misaotra mialaoha
répondu par Mitah le 03/08/2006 14:07
3. Fiffi
(
30/07/2006 20:11)
dailynews:ka izy aza miafina xxx koh ! de @ fomba ahoana ny hanampiana olona miafina zany aloha ? :roll:
naraeo ao paris toa tsy misy mamaly kosany ? hein
Na izany aza aloha de tsy eto Paris no tena interressant ny @ fanokafana cabinet fa aleo mankany ambanivohitra ( banlieu) satria any tena mijaly ny olona manjary mandeha firy kilometatra vao mahita dokotera.
4. arson
(
01/08/2006 12:13)
tena mila fanampina lava ko ity enao koa!
xxx a: asaivo mody aty Mada izy fa aty tsy ampy dokotera indrindra any @ faritra atsimon'ny nosintsika iny.
xxx a: asaivo mody aty Mada izy fa aty tsy ampy dokotera indrindra any @ faritra atsimon'ny nosintsika iny.
5. ramanavy
(
02/08/2006 11:03)
tsia aleove mody aty an-Tanindrazana toy izay manasoa ny firenen-olona
6. Fiffi
(
03/08/2006 09:43)
marina aloha zany an! tsy ampy dokotera ny any an-tanindrazana sady koh @ zay mba ny gasy no tsabohina , aty ivelany ange bdb mihintsy ny hopitaly sns... eh! fa i xxx aza tsy hita intsony koh !
8. Mitah
(
03/08/2006 14:07)
Misaotra anareo rehetra afaka namaly teto. Misaotra amin'ny toro-hevitra fa tsy misy mahadiso izany.Efa niasa ho an'i Mscar ry zareo taona marobe. Mba mitady izay mahasoa ny taranany @ izay ry zareo izao.
Banlieu ny toerana misy azy izao saingy mila miakatra tanan-dehibe ry zareo satria efa miha-lehibe ny zanany.
Tsy matory aho fa vaovao dia mbola mitady hoe aiza ny site misy ny tadiaviko.Aza omena tsiny e!