Mila namana!
1. xxx
(
24/07/2006 19:00)
Za zany de bandy sarokenatra, voadona ara-pitiavana de mba mitady namana e:
répondu par miyah le 31/07/2006 15:20
6. mandrindra
(
25/07/2006 12:08)
xxx naman'i xxx naman'i xxx naman'i xxx naman'i xxx naman'i xxx naman'i xxx naman'i xxx naman'i xxx naman'i xxx
7. diamondra27
(
25/07/2006 13:06)
makà repos aloha de manaova remise en question vao miditra dingana faharoa, manao fitiavana vaovao sao de voa double eo
8. ikalakintina
(
25/07/2006 13:40)
diamondra27:
makà repos aloha de manaova remise en question vao miditra dingana faharoa, manao fitiavana vaovao sao de voa double eo
=D=D=D=D
9. Zina
(
25/07/2006 14:24)
tsy ho tafavoka mihitsy ianao ry xxx raha otran'izao no ataonao aiza no fomba hiresahana aminao? ianao ary xxx???
10. MTN
(
25/07/2006 17:34)
Aza sarokenatra intsony. Mijoroa amin'ny maha-ianao anao dia ho fantatrao ho azy ny karazan'olona tianao sy tia anao.
korazy,
Oups, tsy haiko ialahy raha be sandry fa ezaho ampiasaina ny vava.
korazy,
Oups, tsy haiko ialahy raha be sandry fa ezaho ampiasaina ny vava.
12. savanne
(
26/07/2006 05:44)
O ry xxx a, raha namana fotsiny tsy ampy fa mpanolo-kevitrra gamba no ilainao. Sa? Mila mandinin-tena tsara aloha sao dia nisy tsy nety nataonao. 'zay an?
13. Aino
(
26/07/2006 06:18)
fa xxx ve bandy sa lahy fa tena tsy kobo hintsony marina fa mibetika milaza fa sipa mibedika milaza fa bandy de fanina aho marina!!
15. essera
(
29/07/2006 05:02)
ty fitiavana ty ange ry reto gidra b vao tena mifamaly e (réciproque).
Hany ka lasa tsy mampatoky tena sy mampatoky valeur izany indraindray.
Hany ka lasa tsy mampatoky tena sy mampatoky valeur izany indraindray.
16. miyah
(
31/07/2006 15:20)
courag é ry xxx isany an! ts tafavok ao zany enao ra vo tafiditr in1 mandé! zan oé n mety angamb alou volohan d tiavo alou n tenanao, tiavo tsar an! d ref resy lahatr enao fa tinao b ny tenanao d zarao @olon kaf am zay, d sur fa ts his tson ny déception satry ef sur amion fitiavanao ny tenanao enao d ts hisy dikan tsony n yhafa
sur fona é!
sur fona é!