Miresaka amin'ny maty
1. rabaradaka
(
24/07/2006 06:05)
Ny“médiumnité” na ny fifandraisana amin’ireo nodimandry izay mbola saro-pady tokoa eto amintsika kanefa dia misy tokoa ka azo tsinjaraina ho “roa”, raha azo lazaina. Voalohany, ny olona itoeran’ny tromba na bilo izay maro endrika tokoa. Rehefa “mihetsika ny tromba” dia manambara zavatra maro izy ireo ka ny fahita, ohatra, dia ny fanahin’ireo mpanjaka no mitoetra eo amin’ireo olona. Etsy an-kilany, ny tsindrimandry na “rêves prémonitoires” izay mateti-pitranga kokoa ka ireo fianakaviana, ohatra, na taranaka aty aoriana no isehoan’ireo efa lasa.
Fa izao koa anefa, betsaka ireo mpampihesona sy mpamitaka fa tandremo.
Fa izao koa anefa, betsaka ireo mpampihesona sy mpamitaka fa tandremo.
répondu par soanja le 03/10/2006 02:05
6. jajaf401
(
25/07/2006 08:23)
ie, hitako ihany koa iny fa saingy zao no mahasarotra ny mi-commenter azy:
Raha mi-lancer enao hoe tohano ilay fomba fa fomban-drazantsika io, efa tsy fantatra intsony ny mombamomba azy se ny fepetra tadiaviny;
Fa raha milaza kosa enao hoe nilaozan\'ny toetr\'andro, de ho lasa valalan\'alika ilay izy ka ny tompony no tsy tia azy,
Nefa any @ baiboly no ahenoana hoe \"finoanao no mahavonjy anao\",
Fa kosa ny firenena retraretra angamba samy manana ny culture nentindrazany izay hampiavaka azy @ hafa, any hoy aho no tokony hanaovana exploitation;
De farany ilay etude voaresaka tao @ gazety kosa lalina be eh!, sarotra expliquer-na!

8. cristal
(
25/07/2006 09:43)
(l)(l):-D:-D Salama daholo an!Ny realite no jereo re olona de mamakia baiboly;ra tsy tia baiboly dia mianara ny aram-panahy sy ny siansa fahoy izy ireo ra fintinina;Ny olona efa maty dia tsy manankery amin'ny velona;fa ny velona no milalao azy ireo hitadiavana harena na tombotsoa ohatra;talohan'ny mondialy dia nilaza avokoa ny mpamonany t@reny karatra sy zavatra maro ireny fa hoe ry zareo ao Amerika antsimo ao no andrombaka ny amboara nefa aiza.Ao @ Baiboly milaza fa ny fanahy no miakatra ka miandry fitsarana eo ambavahadin'ny lanitra;na ny fanahy aza tsy afaka manao na inona na inona satria mitovy avokoa ny olona refa tonga any refa hotsaraina izy ireo vao apetraka eo @ ny tarehiny tety an-tany tsy Fiction zany,zay no mba ahiko ka!
9. Zina
(
26/07/2006 17:44)
cristal a marina ny lazainao rehetra reo fa ity
i Satana aky io no mampiodina ny sain-dra olombelona ary izy io no mi-imiter ny feon'ilay maty
fa ny velona no milalao azy ireo hitadiavana harena na tombotsoa ohatra
i Satana aky io no mampiodina ny sain-dra olombelona ary izy io no mi-imiter ny feon'ilay maty
10. fijo
(
26/07/2006 19:57)
jajaf an,za dia manaja ny fomban drazana tokoa,na dia tsy dia mino loatra aza.
za tany mahajanga ,dia aleoko mamonjy doany"sady akaiky anay io" toa izay mamonjy fiangonana izay tsy hinoako koa.
tany amin'ny SN aho "ambato boeni",dia nataoko ary nihaona moa izahay ,ny nahitako an'i "iadamalandy"izay rangahy kely tena tsotra sy tsy mba mila kabary be.
hajaiko wa fa tsy dia hinoako,satria papako efa maty,ary izy dia niteny tamiko,"fa raha misy andriamanitra hilazako elahy."tamin'ny 1985 iny no matyhatramin'izao aho tsy mbola niresaka taminy.ka tsy misy izany amiko ilay fanahy aorian'ny fahafatesana

13. fijo
(
03/08/2006 19:26)
soanja,ny tromba,dia "etat" ny vatana rehefa voahentana loatra.ny mpitendry gitara ohatra,rehefa tena entanin'ny feeling iny,dia toa ny voan'ny tromba koa.
14. soanja
(
04/08/2006 01:52)
Toa efa voan'ny toy izany aho fa tsy teneniko anao tamin'ny fotoany ny ahoana. Fa ilay izy aloha tsy tromba e.
Izay eo ihany fa. Ary tena mbola tsy hitan'i Fijo ilay olona misy tromba vehivavy tsy mahay gitara, tsy misotro toaka, nefa rehefa mihetsika ilay tromba feon-dehilahy sady misotro toaka no mahay gitara.
Dia ireny koa ve azo lazaina hoe feeling niakatra faratampony?:-*:-*:-*

15. rabaradaka
(
04/08/2006 08:06)
Fa raha zohina tokoa ny tohiny dia izao : tsy eto amintsika irery no misy io miresaka amin'ny maty io fa na any Eropa sy Amerika aza. Fa ny mahasamy hafa azy dia ity : afaka mametraka hafatra amin'ny velona ny maty ary afaka manafay koa, izany ny eto. Dia tsy hino ve ianao fa ny Prezida dadabe Tsiranana dia niteny tamin'ny olona iray (tsy tononiko) mikasika ny zavatra misy. tsy finoanoampoana izany fa lalanan'ny Natiora.
16. piacer
(
04/08/2006 09:51)
fijo> tena somary disoiko kely enao @ le tromba fa le izy tena fanahin'olona hafa mihitsy no manentana sy mampiteny azy eo fa tsy mitovy @ entanin'ny feeling zany
17. soanja
(
04/08/2006 12:56)
Pacier, amin'ilay izy hoe tsy hita izay anaporofoana aza angamba no mahatonga ny olona maka an'io conclusion io. Samy manana ny fomba fijeriny manko ny olona. Amiko aloha dia tena misy mihitsy ny tromba ary tena mihetsika sy manao zavatra rehefa hanao izay.
18. Rafotsy
(
04/08/2006 17:51)
Zah ry reto mbola tsy nahita izany tromba lazainareo izany ! Fa taty Andafy izahay no ni contacter ny médium ary tena nampanantena zava dehibe izy , genre nifanena teny @ salon de versailles fotsiny dia hitany hono fa izao no destin - nay mivady ( tena goavana be ary meme pas dans mon rêve ), nadabokay aloha e , izahay tsy mitady hoe zavatra exceptionnel @ fiainana ! Sahala ny nanozona izy kanefa hatramin'izao aloha mandé tsara ny fiainanay !!!
19. Herimiafina
(
05/08/2006 13:00)
Milay kah, zah aloha tsy dia mahalala e! Ny hany fantatro dia manana sixieme sens ny olona any ambanivolo dia mahita zavatra tsy dai fahitan'ny tandrenivohitra firy, resaka persistance retinienne 1/30s izao dia ry zareo mety mahita any amin'ny 1/40s any an! :-w:-w
20. rakaroka
(
08/08/2006 10:15)
'za dia manamafy ny tenin'i Herimiafina hoe misy manana sixième sens, ary tsy ritra mihitsy ny fitantarana, raha holazaiko ny nitranga tetsy sy teroa... Nisy havako izay, raha mbola velona any izy dia quarantaine eo ny taonany izao isika miresaka izao. Sipa manja be mihitsy izy fahatanorany, nianatra tao Ampefiloha, dia avy eo ohatran'ny nisehoan-javatra izany izy anefa izy aza mpivavaka tsotra tsy curieuse @ resaka spiritisme ireny akory!
Tsy hitako izay tsy nitondrana azy, tany @ dokotera,
pasitera, nenilava,sns...fa dia "compliqué e,tsy afaka apetraka @ ville izy fa nalefa any ambanivohitra calme, izaho izao niaina niaraka taminy
andro vitsivitsy fa dia misy zavatra ivelan'ny niainany mihitsy hitany dia na izy aza miezaka mi-comprendre ny fahitana hitany,tsy feeling izany e,
misy fotoana andro izy matory dia miridiridy ny masony mijery sady miteny izy, miresaka ny fahitana hitany, sady ilay izy tsy passagère toa ny tromba, comme si il y avait une autre personne?...