Miresaka amin'ny maty
21. fijo
(
08/08/2006 20:34)
soanja sy piacer an,za tany mahajanga,dia nipetraka tao amin'ilay toerana misy ny "doany" ao mahajanga.za hatramin'ny mbola kely dia efa mpamonjy tromba,ary efa nandrombo tromba.(io le mitehatehaka mampakatra na miantsoa azy).
za tsy mino andriamanitra fa manaja ny fomban drazana.nefa dia hajaiko amin'ny mafa fomban drazana azy izy,fa tsy inoako,satria betsaka ny zavatra tsikaritro tamin'ireny.
za tsy mino andriamanitra fa manaja ny fomban drazana.nefa dia hajaiko amin'ny mafa fomban drazana azy izy,fa tsy inoako,satria betsaka ny zavatra tsikaritro tamin'ireny.
22. soanja
(
09/08/2006 03:23)
Inona avy mba tantarao anay ny zavatra tsikaritrao? Izaho koa anie dia niaina tao anatin'ny fianakaviana nisy tromba ary tena nirombo, nijoro sns toa anao koa. Fa mino aho fa misy ny tromba satria saika hiditra tamiko koa. Saingy tsy hinoako kosa ny momba azy satria tena devoly be ny ao ambadika.
23. Zina
(
11/08/2006 14:57)
Saingy tsy hinoako kosa ny momba azy satria tena devoly be ny ao ambadika.
ka izany mihitsy ka
no sady tsy misy koa izany 6 eme sens zany
24. fijo
(
15/08/2006 21:58)
tsy inoako ny tromba,satria raha misy io,dia tsy tokony ho voafetra hoe rehefa aty ivelany dia tsy azoiny.
misy koa le hoe mihetsika tromba,nefa rehefa tena anontaniana zavatra mitombona iray,dia tsy mahita avaly,fa manao resaka mihodina fotsiny.
misy koa le hoe mihetsika tromba,nefa rehefa tena anontaniana zavatra mitombona iray,dia tsy mahita avaly,fa manao resaka mihodina fotsiny.
25. soanja
(
16/08/2006 01:16)
Ka ireny "Medium" miteny hoe channeling ireny anie dia "tromba tanteraka amin'ny lafiny vazah e. Zany hoe trombam-bazah. Any New Orleans izao dia be an'ireny Vodoo ireny. Toy izany koa any Haiti sy Bresil ary ny hafa be mainty any Amerika Atsimo. Tomba daholo ireny fa ny antsika no antsoina hoe tromba.
Mbola tsy nahita ilay tromba tena manao raha ianao ry Fijo fa mety tromba fosika no hitanao. Ary ireny tromba ireny koa dia miakina amin'ilay IQ an'ilay devoly tafiditra ao fa tena misy tromba zero boribory raha fahaizana ary misy tena maranitra saingy samy RATSY daholo.