Raha latsaka ny orana!
1. lemenakely
(
20/07/2006 13:20)
Iza kay no anaran'iny mihira ilay hoe :RAHA LATSAKA NY ORANA iny izy sy HARLY RAJAOBELINA no nihira azy tao @ TVM t@ taona 1985 tao @ HILTON t@ izany.Ary lasa aiza iny mpihira iny izao?
Raha latsaka ny orana
zany havako izany
dia izao manim-bolo
manembona anao
ny filatsaky ny orana
ao an-tafotrano
ny kiaky ny manina
toa miatsoantso lava...
Raha latsaka ny orana
zany havako izany
dia izao manim-bolo
manembona anao
ny filatsaky ny orana
ao an-tafotrano
ny kiaky ny manina
toa miatsoantso lava...
répondu par Soubee le 05/10/2016 17:08
3. lemenakely
(
20/07/2006 14:21)
NON! tsy NONO kah ,nandray anjara t@ io émission io i NONO fa tsy izy no nihira io hira io!...tadidiko tao i VOLA sy NORO , i MAMY RALAIVITA, i NONO , HARLY RAJAOBELINA,SOLO ...dia ny mpihira io raha latsaka ny orana io !
5. lemenakely
(
20/07/2006 14:45)
an an an! tsy i THIERRA BRUNO lehilahy somary beatnick -browndrown izay ilay izy maranidranitra..mitovitovy @ TIRIKE raha jerena tampoka!mpanao jazz angamba izy iny raha tsy diso aho ry FASALY ah..
8. fasaly
(
20/07/2006 15:25)
i zandrikely zao no mahalala an'io fa kalou izy ho avy fa mbola lasa nanao vokasy any dago lery:°):°)
9. lemenakely
(
20/07/2006 15:35)
niara-nihira t@ SOLO ilay hoe NY HASAMBARANA koa izy t@ ilay émission TVM tao @ HILTON io t@ izany!
10. fasaly
(
20/07/2006 15:39)
iza lotra ary zao rangahy sarotra tadidiana zany???:roll::roll::roll::roll:anjaso klou hieritreritra de hanzdalo eto ihany aho hametraka ny anarana:°)
12. Herimiafina
(
20/07/2006 16:24)
Tena tadidiko io fandaharana tamin'ny 1985 io fa tsy tadidiko ilay nihira an'io, tsy i Papa james ve izany ry lemenakely! :wink:
13. lemenakely
(
20/07/2006 16:34)
Tao koa i PAPA JAMES sy RAMBAO (ELIANNE sy EMMA)...fa tsy i PAPA JAMES kah !nanao lobaka fotsy sy pataloha mainty ilay mpihira somary misy mony izay ilay bandy!
14. Herimiafina
(
20/07/2006 16:38)
tena tsy arako klé, ry leirony tamin'iznay koa toa Braonian sy miaraka amin,ny patte delephant no minday drigy be daholo knou.
Zah koa anefa tena niheritreritar fa i Nono no nihira an'io tamin'izany e!
Ary sao dia i Lendrema klé?
Zah koa anefa tena niheritreritar fa i Nono no nihira an'io tamin'izany e!
Ary sao dia i Lendrema klé?
15. pissoa
(
20/07/2006 17:16)
Ary neveriko fa Njakatiana foana no mihira an'io hira io :oops:
Fa iza izany HARLY RAJAOBELINA sy Papa James :roll:
Fa iza izany HARLY RAJAOBELINA sy Papa James :roll:
18. lemenakely
(
20/07/2006 17:22)
pissoa:
Ary neveriko fa Njakatiana foana no mihira an'io hira io :oops:
Fa iza izany HARLY RAJAOBELINA sy Papa James :roll:
i HARLY dia havanana tokoa @ fitendrena synthetiseur sy orgue ary piano mpanao jazz izy sady arrangeur!
20. lemenakely
(
20/07/2006 17:24)
raha tsy olona somary efa zokinjokiny angamba tsy mahalàla io akàma io vers la 40- aine!