Raha latsaka ny orana!

21. cutie ( 20/07/2006 17:26)
tsy ao anatiny :-D
22. lemenakely ( 20/07/2006 17:36)
ity misy sarin'i HARLY RAJAOBELINA ho anareo izay tsy mahalàla azy
http://www.moramora.fr/events/pub_rodobe2005.htm
23. cutie ( 20/07/2006 17:37)
hitako
24. Mifenty ( 20/07/2006 19:23)
fasaly:
tsy i nono ve no mihira an'io



inn no idiran'ny nono am resaka hira :-D:-D:-D

25. fasaly ( 20/07/2006 19:39)
:-D:-D:-Dhummmm! te hi nono njay i mifenty an!:^):^):^)
26. mamzelkely ( 21/07/2006 06:26)
hank vare eee ary za zany de nihevitra hoe njakatina io ee loza zan :roll: olona mbola ts henoko mits zany :roll:
27. Andriambelo ( 21/07/2006 06:39)
Efa nomeko anareo teto ny "traçabilité"n'io hira io.
- Lohateny :"Kiakan'ny manina" (fa tsy "Raha latsaka ny orana")
- Feony : Harly Rajaobelina.
- Tonony : Michèle Rakotoson
- Nihira azy voalohany (tsy fantatro raha nisy reprise taty aoriana) : Rolly (niarakaraka tamin-dry Mahaleo nedala taty aoriana).
Tao amin'ny tarika ORO (Orkestrin'ny Rektoran'ny Oniversite), tamin'ny taona 82-83 tany ho any no niatombohan'izy ireo. Nisy tamin-drizareo no nalaza taty aoriana :
-Ry Solo (lasa hoe Solo Hasambarana tokoa moa no fiantso azy, izy sy Rolly no nihira azy voalohany),
-Ry Lalatiana (vao nanomboka izy, ary mbola nirandrana izy tamin'izany, fa efa tsapako tamin'izany hoe ho lasa lavitra. Nangorovitsika aho nihaino azy tamin'izany "Lasalasa ambiroa")
-Ry Mamy Ralaivita sy ny "Tanalahiny".
Nisy ireo tsy nanohy ny sehatra intsony.
-Ry Olga Ramiarison,
-Ry Théogène Rajaonarivelo,
-Nisy an'ilay sipa borivolo, manjamanja izay nihira ny hoe "Avelao any". Tiako be io hira io indrindra moa hoe fahatsiarovana tamin'izany no mialoalo ato an-tsaiko, fa indraindray rehefa heno foana ilay hira dia mihena ny fitiavan'azy.
28. ramialy ( 21/07/2006 06:43)
Mba mahatadidy zavatra ianareo kah t@ 1985, on est en 2006:?: mbola any ve izany ilay olona
29. mandrindra ( 24/07/2006 07:45)
andriambelo, manaja e, mipaotsatroka mihitsy
30. manitou ( 25/07/2006 11:29)
danz be zany memoire-nareo zany marina e!tsy tadidiko akory aza ny tarehan'izany Papa James zany!!!:-D:-D:-D fa firy taona nareo t@zany e? sa vo nisy rediffusion zany emission zany vo haingana?
31. xxx ( 01/08/2006 16:50)

ity nga tsy atao l'tia ?
sa lasa nikaly toi ?:-w:-w
32. rajaohery ( 29/08/2006 14:19)
Misy marina ny valintenin'i Andriambelo, saingy momba ny ilay hira ny hasambarana (Solo) dia hira i Bessa izy io. Ary ny tarika oro dia tamin'ny 1981 io spectacle tao amin'ny hilton io.
I Harly Rajaobelina dia namorona tube ho an'i ny chanteurs sy chanteuses tao amin'ny oro. I Mamy Ralaivita no nisongadina indrindra, fa lasa any ampitandranomasina tamin'ny io fotoana io.
Rolly : Ny kiakin'ny manina
Olga : tsikitsiky lery.....
Papa James indray dia batteur-chanteur niaraka tamin'ny harly RAJAOBELINA tamin'ny 1977-1978, tamin'ny izany dia Gaby jokers ny anarany. Rehefa nalaza taty aoriana izy vao nantsoina hoe Papa James.
Misaotra anareo rehetra mamerina ny zavatra amin'ny tompony.
33. Soubee ( 05/10/2016 11:01)
i Rolly ryzareo ny tompon'io hira io a! claviste an'i Nono izy tamzany! dia izy ian kou n auteur anle "tiako fotsiny ianao" an'i Bodo
okay daol
34. Soubee ( 05/10/2016 14:05)
i Rolly zareo no mihira an'io wa! izy koa n auteur compositeur anle "tiako fotsiny" an'i Bodo! claviste an'i Nono izy ra ts diso za
35. Soubee ( 05/10/2016 17:08)
Rolly no mihira an'io o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2377