EKENA AKIA SHAKIRA
1. eisy
(
19/07/2006 08:24)
http://www.break.com/movies/shakiraremix.html
répondu par fasaly le 22/07/2006 23:15
5. fasaly
(
19/07/2006 16:03)
ary tena nanaitra ahy mitsy lay sizé!
:twisted: aoakanareo mitsy shakira an!
fa lay déhanchement kosa klou milay beuh e! hummmm!
:twisted: aoakanareo mitsy shakira an!
fa lay déhanchement kosa klou milay beuh e! hummmm!
8. vale
(
19/07/2006 23:10)
:D:-*:-*:-*namako mou fasaly ô, za kou ty be Shakira! mmmmhhh!!:wink::wink:
9. fasaly
(
20/07/2006 04:03)
vale: hummmm, nahazo namana aho zany:wink::-* vale ny forme -ny an! hummmmm ao tsara:-D:-D:-D
13. vale
(
20/07/2006 10:16)
Fasaly: yé:D, ny hirany sy ny feony koa kooooo:°), dia le déhanchement kely iny koa tsy ratssssy!!:^)mmmmh:wink::-*:-*
14. cutie
(
20/07/2006 10:19)
fa lay déhanchement kosa klou milay beuh e! hummmm!
le an'le nianatra ny feon'i shakira ve :-D:-D:-D:-D:-D
sa le shakira tena izy :wink:
15. fasaly
(
20/07/2006 11:17)
mamzelkely:
hay ve fasaly tia shakira be ee tsara kosa zany :wink:
ié tiko be aky izy iny an! kou raha tsy izany ve hanokatra ny world cup teo izy:wink::-D:-D:-D
16. fasaly
(
20/07/2006 11:18)
cutie: lay tena shakira mahitsy fa na lay nianatra kou aza tsy ratsy :-D:-D:-D:-D
17. mamzelkely
(
21/07/2006 06:29)
fasaly za ko alou mande am hirany ny tena tiko ee fa hatsarovako olona akia izy iny am le déhanchement-ny lhl le olona fa mahay fandihan shakira be lery fa malemy ny fimehezana fôna za isaky n y mahita azy :-D:-D
18. fasaly
(
21/07/2006 10:21)
:-D:-D:-D:-Dhummmmmm! iza njay ary zany lhl mahay dance kibo be zany:roll::-D:-D
19. mamzelkely
(
21/07/2006 11:10)
ra lazaiko anjy de ts hino njy fa olona akaiky anah be mits ;) :-D:-D
20. ikalakintina
(
22/07/2006 10:43)
fasaly, zelkely,cutie, vale......:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*akamako dolo nareo za kou tena mpiondana an'io sipa iray io mitsy