Betapa hebat tuhan ku

1. LazaDaddy ( 17/07/2006 03:52)
Midera anao Andriamanitro
Fa lehibe, fa lehibe
Midera anao Andriamanitro
Fa lehibe, fa lehibe

Mba mila an'io tononkira io aho azafady tompoko.
Misaotra mialoha! :-*
répondu par LazaDaddy le 18/07/2006 02:46
2. lanto ( 17/07/2006 05:52)
Andriamanitra hé mahagaga
Ny zavatra nataon'ny tananao....
3. sarobidy ( 17/07/2006 09:19)
@ teny gasy sa @ teny anglisy sa frantsay sa inna aloha le ilain'se eee ???
4. LazaDaddy ( 17/07/2006 09:34)
amin'ny teny Malagasy no ilaiko.
raha misy manana amin'ny teny Malay koa tsy maninona :wink:(l)
5. LazaDaddy ( 17/07/2006 10:02)
nampidiriko google ilay nosoratan'i Lanto io dia hitako ilay izy.

Lanto> melsi
6. Mifenty ( 17/07/2006 10:19)

ny kintana sy kotrok'oran'andro

nampiseoanao ny herinao..;

de tou mon coeur alors s'elève un chant
dieu tou puissant
7. dadabe ( 18/07/2006 02:06)
o^oo^o=D=D
8. LazaDaddy ( 18/07/2006 02:46)
dadabe> ary ahoana ny tnonin'io @ mandarin?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0395