forza calcio

1. fijo ( 15/07/2006 02:56)
mbola baolina ihany ity ry fanja an,ho ho ho,fa tsy zidane intsony fa ry zareo italianina indray.
ary ahoana indray ity hosoka be natao tany italie ity le,izao "la juve,lazio de rome ary fiorentina" samy lasa nivarina kilasy daholo".ry AC milan moa araka ny maha ekipa aty avaratra azy dia notazomina kilasy A ihany,fa voasazy mafy.
ary sao dia mba nanao hosoka koa aza italia tammin'iny mondialy iny le???asa ko,le penality tamin'ny australia mantsy toa mampanahy ihany.
répondu par fijo le 26/07/2006 18:23
2. Fanja1 ( 15/07/2006 04:01)
fijo raha tena hososoko marina tsy aleo ve averina mihintsy ny mondiale 2006, de surveiller-na akaiki be daholo:P,sao mba togo no en finale @ izay
3. Fanja1 ( 15/07/2006 06:28)
http://actu.aliceadsl.fr/francemonde/default.aspx?id=138169&onglet=FranceMonde_histo&position=1
4. hery ( 15/07/2006 09:50)
Baolina daholo na ambony kianja na ambony latabatra kou :-) Rehefa tsy tratran'ny arbitre fotsiny dia efa ok...

Zahay aty aminareo aty vandravandrain'ny olona raha vao manao akanjo misy soratra hoe Italie...
5. Fanja1 ( 15/07/2006 10:15)
hery f'angaha tena avandravandra be mihintsy we zahay italie eny andalana? soloy "MADAGASCAR" ilay italie e:)
bonne vacances nareo aloha raha hery:)
6. hery ( 15/07/2006 10:30)
Fanja> mbola Italie aloha no nahazo mondial fa rehefa mahazo ny gasy dia Madagascar no hoentiko :-)
misaotra e
7. fijo ( 15/07/2006 18:47)
hary,ny saina fotsiny entina,fa mba efa mitovy loko iny e
8. vale ( 15/07/2006 22:19)
fijo:8O misy hosoka ahoana koa izany? sssss:!:
9. naughtyboy ( 17/07/2006 10:31)
tsy vao androany no malaza ny italiana @ hosoka sy ny tsolotra fa tsy iny season t@ herintaona iny ihany e,jereo Italy vs Brasil finale ohatra momba an'i paolo rossi iny oul efa maloto @ corruption any amponja no avoaka hanao lalao iraisampirenena aiza le ethic-ny sport @ zany?miala tsiny @ mpanohana an' italy an..
10. sakaizakely ( 17/07/2006 11:08)
Izany izany no maha forza italia azy kou !
11. vale ( 17/07/2006 11:36)
ntsss ny frantsay no malaza @ hosoka ê! rehefa resy moa dia mbà manaiky ê!sssssss,,ary na maloto @ corrumption any amponja araky ny filzanao aza i paolo rossi, tsisy hidiran'ny hosoka amzany:!: raha ze ol 1 iny koa ve havita hosoka eee! efa resaka tirs au but ve no nandresena dia aiza indray ny hosoka amzany8O8O:x:evil:
12. vale ( 17/07/2006 11:38)
sakaizakely::evil: ny hoe "forza italia" dia fitenenana hi-encourager-na, ohatry ny hoe allez les bleus an'ny frantsay! na koa hoe courage!!:evil:
13. vale ( 17/07/2006 11:43)
fijo:

hary,ny saina fotsiny entina,fa mba efa mitovy loko iny e
tsss, mbola tsy mcar no mandresy koa ahoana koa izany, ary tsy midika fa hoe manao tsinontsinona ny mcar akory fa lalao io, samy manohana izay TIANY!!azafady miditra @ le resaka fa tsy mety kosa izany fisainanao izany an:!::!::!:


14. naughtyboy ( 17/07/2006 11:52)
vale : ny idirany hosoka @ zany de ny praiministra italiana mintsy no nanome famotsorana sy ny nanolotra ny federasiona saosy hampilalao i paolo rossi t@ iny nefa ny fanasaziana azy de nikomberaka t@ reo lalao goavana eropeana izy talohany io,raha ny lalana ny federasiona de tsy mahazo milalao izy mandritra ny fotoana voafeta ,3 volana taorinaniny de afaka madio2 eny ambony kianja.eto nge tsy misy mimenomenona @ fahareseny ny ankilany fa reto romana reto mintsy no tsy madio filalao araky ny iarahamahita
15. totofy ( 17/07/2006 18:07)
eto nge tsy misy mimenomenona @ fahareseny ny ankilany fa reto romana reto mintsy no tsy madio filalao araky ny iarahamahita



marina mintsy ny anao ry naughtyboy ;
mazava ngé izany é ...... asa raha misy mahita izany sa mahita ny sasany faly dia hoe mifaly .... tsy omena tsiny é ....
ny toe-tsaina filalaovana baolina no tsy mitovy : fair-play ééééééééé , asa anefa koa atramin' ny izay nisian' ny contrôle anti-dopage nanao ahoana ITALY ? nahazo inona ??????
Marihiko fa tsy hoe tsy tia ITALY izaho an ! fa mametraka ny fanontaniana ?????
ilay toe-tsaina koa mbola mila hovaina ... ilay fahaizan MIANJERA...raha voadona cinema , cinema ... western spaghetti :-D:-D:-D:-D
16. sakaizakely ( 18/07/2006 06:26)
Vale : tiako asongandina fotsiny le ekipa italiana ka ! Hay moa ka izao no fanaony !
=D=D=D=D=D
zao zany dia champions du monde ^:^^:^
vale:

sakaizakely::evil: ny hoe "forza italia" dia fitenenana hi-encourager-na, ohatry ny hoe allez les bleus an'ny frantsay! na koa hoe courage!!:evil:



17. sakaizakely ( 18/07/2006 06:35)
malaza hosoka ve ny frantsay ? Taiza izany ? :oops:


Raha mbola tsy mazava aminao dia azavaiko ny ambiance teto Paris t@ niverenan'ny ekipa. Mbola nahazo haie d'honneur sy tehaka fiarahabana mafana daholo, na Trezeguet na Zidane, sady mbola tian'ny vahoaka ihany indrindra fa fantatry ny be sy ny maro izao ny zavabitan'i le Materatsy io.

Ny frantsay dia faly fa nahatonga ny firenena ho @ finale ny ekipany dia efa zava-dehibe eto izany, ka tsy haiko hoe aiza no mbola amoronanao le hoe tsy manaiky resy :-w:-w Sa ve entanin'ny fahankalana fotsiny ny fonao ? Raiso @ saina izy io fa manjary resa-poot foot fotsiny :-@ Ny aty mahafy mifaly amin'izay azony fa ny mpanaratsy ve moa tsy ahita ho lazaina ihany ? ^:^

vale:

ntsss ny frantsay no malaza @ hosoka ê! rehefa resy moa dia mbà manaiky ê!sssssss,,ary na maloto @ corrumption any amponja araky ny filzanao aza i paolo rossi, tsisy hidiran'ny hosoka amzany:!: raha ze ol 1 iny koa ve havita hosoka eee! efa resaka tirs au but ve no nandresena dia aiza indray ny hosoka amzany8O8O:x:evil:



18. fijo ( 18/07/2006 19:49)
sady italie wa,tia zavatra miafina.sa resaka bisikileta io,fa baolina io.toa mifangaro zavatra hafa foana ny azy
19. vale ( 19/07/2006 14:39)
naughtyboy:

vale : ny idirany hosoka @ zany de ny praiministra italiana mintsy no nanome famotsorana sy ny nanolotra ny federasiona saosy hampilalao i paolo rossi t@ iny nefa ny fanasaziana azy de nikomberaka t@ reo lalao goavana eropeana izy talohany io,raha ny lalana ny federasiona de tsy mahazo milalao izy mandritra ny fotoana voafeta ,3 volana taorinaniny de afaka madio2 eny ambony kianja.eto nge tsy misy mimenomenona @ fahareseny ny ankilany fa reto romana reto mintsy no tsy madio filalao araky ny iarahamahita
Tsy hosoka izany amiko!!!!!! mahay milalao izy kelkesoa ny situation-ny, raha teo ambony kianja izy no nanao tsy nety dia hosoka izay, satria lalao no resahana eto fa tsy politika akory!!
faharoa anzay, iza moa no tsy mifantina izay mpilalao mahay ??????!! Jereo fotsiny ny frantsay, hosoka koa izany satria frantsay mainty hoditra ny ankamaroany mpilalao fa tsy frantsay tena frantsay (fotsy hoditra??!!),hummmmm!!ARY ny hoe tsy madio filalao, misy mahery setra sy mpanao fuates ve hisy ohatra ndry Lilian Thuram?,sns, ary ny portugais koa tsy menatra akory mamingana sns, nefa rhf ny italiana milalao toa tsy ahitana anzany? mahaiza moa mijery lalao fa aza manao jery vilana toa izany fa sssss,,,,!!!!


20. vale ( 19/07/2006 14:43)
Sakaizakely: ambiance ou pas tsy ahoako fa tsara rhf mahay mampifaly tena, 2 toute fason tsy tena frantsay no nilalao t@ iny ka tsy itako koa izay hahamenatra ny frantsay,ihihihihihhh, hitako tsara ireny kah! mbola azon'ny fahitalavitra ny misy ahy ka, ary fialamboliko ny mijery fahitalavitra!ok!8)8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2402