forza calcio

21. vale ( 19/07/2006 14:50)
fijo:

sady italie wa,tia zavatra miafina.sa resaka bisikileta io,fa baolina io.toa mifangaro zavatra hafa foana ny azy
fijo: mety ho marina aloha izany ê, fa ny hoe hosoka eny ambony kianja no tsy lanin'ny vavoniko, ny Italiana aza rhf sendra manao faute tsy nahy dia mangataka paix foana, mba tsikaritro izay, na d mpanao anzany koa ny hafa!!

Sakaizakely: za indray dia mampiady bol, fa tsy miady @ ze resa-bol akia à!! mba saro-piaro aho raha misy mijery vilana ny ekipa tohanako, mé toi à ma place!8) ary za mpankafy Zidane, fa lasa déçue ftsn satry nga rhf tsy hilalao intsony oh de manao reny fihetsika ireny,!uhummm!! "l'homme à 2 faces"!:-D:-D:-D:wink:
Rehefa milalao ny samy ekipa frantsay dia mpaka PSG indray za, donc tsy hitako ze olana raha manitsy ny tsy nety voalazanareo ery ambony aho:roll::?::?:8)8)


22. vale ( 19/07/2006 14:55)
totofy:

eto nge tsy misy mimenomenona @ fahareseny ny ankilany fa reto romana reto mintsy no tsy madio filalao araky ny iarahamahita



marina mintsy ny anao ry naughtyboy ;
mazava ngé izany é ...... asa raha misy mahita izany sa mahita ny sasany faly dia hoe mifaly .... tsy omena tsiny é ....
ny toe-tsaina filalaovana baolina no tsy mitovy : fair-play ééééééééé , asa anefa koa atramin' ny izay nisian' ny contrôle anti-dopage nanao ahoana ITALY ? nahazo inona ??????
Marihiko fa tsy hoe tsy tia ITALY izaho an ! fa mametraka ny fanontaniana ?????
ilay toe-tsaina koa mbola mila hovaina ... ilay fahaizan MIANJERA...raha voadona cinema , cinema ... western spaghetti :-D:-D:-D:-D
hummm! raha mcar angamba no maharesy toy izao dia asa fotsiny ny forum ato! hummm, aleo hangina fa mampatahoatra8)8)


23. vale ( 19/07/2006 14:58)
sakaizakely:

Vale : tiako asongandina fotsiny le ekipa italiana ka ! Hay moa ka izao no fanaony !
=D=D=D=D=D
zao zany dia champions du monde ^:^^:^
vale:

sakaizakely::evil: ny hoe "forza italia" dia fitenenana hi-encourager-na, ohatry ny hoe allez les bleus an'ny frantsay! na koa hoe courage!!:evil:




Satria naharesy ITALY dia mandeha doly ny tsikera rehetraretra izao! fa raha resy izy ataoko ngamba fa tsy nisy niteny anzany oe manao hosoka sns izany eee, resaka Paolo rossi eee, sns,,,,,Hum!!


24. totofy ( 19/07/2006 18:14)
Vale >
hummm! raha mcar angamba no maharesy toy izao dia asa fotsiny ny forum ato! hummm, aleo hangina fa mampatahoatra


tena malahelo be nga enao ry vale ... sniff sniff , tsy hoe tsy tiana anie lé italy é ... efa ela no nisy sy narahana ny momba azy ... haveriko indray ... izaho irery no nanome favori an' i italy jereo ny resaka pronostique talohan' ny coupe du monde iny .. ary tsy fantatro hoe nanohana tao ianao :wink: ny resaka eto toa raisinao am-po ô : marary fo amin' izany eo ,
fa na izany aza ve misy marina daholo na ny lazain' fijo io aza , zavatra footeux daholo ireo fa tsy hoe mijerijery fotsiny ..... sady tsy hoe lé resaka finale iny akory aza ... hita kosa fa tsy naharaka lé italy é :-D:-D, refa tsy nahazo moa la frantsa dé samy miala ... (tsy misy resaka hoe zidane na tsy Zidane eto an)... fa lé manière mba tokony ho tao kosa é .... sy ny talent =D=D=D=D .
25. fijo ( 19/07/2006 18:14)
ka italie wa efa zatra hosoka diamanjary resabe le izy.
fa iny famaranana iny aloha,na dia izanyaza,dia resy frantsa e.iny penalty nomena ny frantsay iny,zavatra tsy nisy akory ,fa ny mpitsara no efa zatra hoe italie io,ka mpamely.
26. vale ( 19/07/2006 21:09)
totofy: ie raisiko sérieux tsara mihintsy kah! raha hatsikana sy lalao no hatezitra dia hafa indray izay! sa ve sangy indray ireo voalazanareo ireo fa tsy resaka sérieux?! de za loha tsy mahatadidy anzany resaka taloha izany fa ny resaka ny ahy no valiako fa tsy ny "olon" ka miala tsiny ary ê,:-D:-D:-D:-D !8) peo kely ny tanako alou ary fa maka italy enao, za tsy marary fo kosa kah, raha ze forum kosa ve na de oe raisina serieux aza tsy efa ela za no tsy hita teto,! rehefa mbola tsy voaompa alou de mbola iomipoitra eny ihany:lol::wink::wink:
27. vale ( 19/07/2006 21:10)
fijo: omeo détails amle hosoka fa 1 ftsn ny henoko alou izao de mbola midohika zah:lol::-D:-D:-D:-D:-D:wink:
28. vale ( 19/07/2006 21:26)
hoy i Sakaizakely> "ny mpanaratsy ve tsy ahita lazaina ihany?" ,,,8O fa iza kaloha ny haratsiana sy tsikeraina eto :?: tsy ITALY naharesy ve? 8O sa kosa ny anao fitiavana te hiteniteny fotsiny :roll:? 8O:{:{:{:{:{:{:{:{,, efa oe za mpankafy Zidane, na Trezeguet respecter-doly mihintsy, indrindra fa i DROGBA:}, fa le resaka oe mpanaohosoka, asa mety rhf samy italy milalao ngamba no hitany mpitazana dia lazainy fa hiosoka @ kopy du mondy koa izy? njekaky oooo:o !
29. vale ( 19/07/2006 22:14)
vale:

Sakaizakely: ambiance ou pas tsy ahoako fa tsara rhf mahay mampifaly tena, 2 toute fason tsy tena frantsay no nilalao t@ iny ka tsy itako koa izay hahamenatra ny frantsay,ihihihihihhh, hitako tsara ireny kah! mbola azon'ny fahitalavitra ny misy ahy ka, ary fialamboliko ny mijery fahitalavitra!ok!8)8)
sakaizakely> ndry Yvelines za Val d'oise (samy paris banlieues reo!) kah!!
,, hitako doly wa reny "ambiance" reny ary ny "namako" naka France donky mazava ho azy fa nahita sy naharaka ny fihetsiky ny mpanohana h@ farany zà, tsy manky na de ny alahady aza (téléfoot:-D:-D) hihihi:wink:


30. naughtyboy ( 20/07/2006 13:38)
vale:taiza t@ tantarany kitra , atr@ klioba madinika ka ekipampirenena ankoatry Italy: scandal,tsy we tsy tinao le maheno ny teny hosoka de azo ovaina ny fahamarinany fa hatr@ sehatra kely sy ny iraisampirenena,na tsy ekenao manokana aza reo zv misy mibaribary tsy azo difiana,ohatra nihatra t@ argentina, maradona nisolo akanjo in-2 fa norovitiny ty D.gentile le mpanazatra vao2 any italy ny akanjony maradona eo anoloany mpijery rehetra de nodiana tsy ita,final brasil-italy,france-italy tokony hojerena federasiona akaiky fa tsy we tsy fitiavana any italy sa ahoana ..
31. fijo ( 20/07/2006 18:24)
vale an,italie wa tena zatra manao hosoka io rehefa milalao.jereo ohatra izao ny mitranga any amin'ny resaka foot.jereo koa ny mahazo azy amin'ny resaka bisikileta.
ary tena marina fa italie dia manana foma filalao somary tia mamono lolo amboalohany izay,nefa dia mangina foana ny mitsara matetika.
32. vale ( 20/07/2006 20:23)
hummmm
33. vale ( 20/07/2006 20:29)
naughtyboy:

vale:taiza t@ tantarany kitra , atr@ klioba madinika ka ekipampirenena ankoatry Italy: scandal,tsy we tsy tinao le maheno ny teny hosoka de azo ovaina ny fahamarinany fa hatr@ sehatra kely sy ny iraisampirenena,na tsy ekenao manokana aza reo zv misy mibaribary tsy azo difiana,ohatra nihatra t@ argentina, maradona nisolo akanjo in-2 fa norovitiny ty D.gentile le mpanazatra vao2 any italy ny akanjony maradona eo anoloany mpijery rehetra de nodiana tsy ita,final brasil-italy,france-italy tokony hojerena federasiona akaiky fa tsy we tsy fitiavana any italy sa ahoana ..
samy manana ny tiany io ê! zay fotsiny! be ny manao tsy mety fa tsy italy irery!! raha resy ohatra italy , iza aminareo no hiteny hoe Italy anie ka nanao hosoka e, sns, mbola averiko ihany io!! fa naharesy izy dia mandeha ny tsikera, nefa betsaka ny mpanao lalao tsy miady sy tsy manara-dalàna fa tsy italy irery wa!! ka asa???!


34. naughtyboy ( 21/07/2006 08:38)
milamm zany refa ekenao we nanao tsy mety italy.. de tsy manankabara tsony aho vale
35. vale ( 21/07/2006 10:44)
Fa tsy izany mintsy ny antony nahareseny kosa ê!,, ok milamina ê 8)8)8)
36. fijo ( 25/07/2006 21:38)
izay aloha dia marina e.
37. vale ( 25/07/2006 22:45)
:wink::wink::wink::)
38. fijo ( 26/07/2006 18:23)
za dia mihaiky fa tena resy amin'ny aradalana ny frantsay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8781