steak au poivre vert

1. cutie ( 13/07/2006 14:38)
Raha misy mahay ny fanaovana steak au poivre vert de mba omeo za azafady.
Misaotra mialoha:*:*:*:*
novalian'i cutie ny 18/07/2006 20:53
2. sechat ( 13/07/2006 14:41)
Miam, mba sakafo tiako kosa io. Za koa miandry ohatran'i Cutie. Enga anie mba hisy hahay. 8)
3. fiaritiana ( 13/07/2006 16:12)
zà mba nihevitra hoe nanome resety cutie tsss!!efa maika ery zà!
4. cutie ( 13/07/2006 16:29)
fiaritiana,za mitady koa:roll:
5. ftma ( 13/07/2006 18:47)
izany koa ve dia tsy hainjy cutie? tsy hivahiny any za zany :wink:
hendasina ohatr'ireny manendy hena ireny ihany fa asiana crême fraiche sy poivre vert rehefa akaiky ho masaka iny
6. Herimiafina ( 13/07/2006 20:39)
cutie:

Raha misy mahay ny fanaovana steak au poivre vert de mba omeo za azafady.
Misaotra mialoha:*:*:*:*


Steack vidina eny amin,ny Supermarché dai asiana poivre vert fotsiny dia vita! :miam::-D
7. vale ( 13/07/2006 23:18)
Fatma: saotra fa toa sady tsy manahirana ny manao azy izany! (tena marina ve aloha io sa vazy2?!!):wink:
8. zandikely ( 14/07/2006 01:03)
Rehefa mba mahay ianao ry Cutie dia mba hanaovy aho fa ho tonga any!

9. mamzelkely ( 14/07/2006 06:38)
ftma fa angah ts andrahoana miaraka mo le izy :roll: de amizay miditra tsara ao le tsiron'ilay poivre vert
10. ftma ( 14/07/2006 10:33)
vale: marina io an,
mamzelkely, ny hena any @ntsika mety ho mafy de lasa masaka moatra ny poivre fa aleo andrahoana aloha ny steak vao alefa ny poivre, na 5mn aza dia miditra ny tsirony ka :miam:misy poivre vert avy any Dago ireny en boîte tena vao maika matsiro raha mahita nareo
Zandikely: maty noana any fa aza makany @ cutie :wink:

11. cutie ( 14/07/2006 14:02)
merci daholo fa efa nahita :P
12. ftma ( 14/07/2006 16:26)
cutie: nahita hafa sa io nalefako io? :wink:takizay zandrikely cutie nampianariko nahandro aloha fa nalefa tany fa tssssss
13. kally ( 14/07/2006 16:48)
Ny ahy indray anefa endasiko na atonoko mitokana ny hena dia amboariko mitokana ilay sauce dia araraka eo amboniny fotsiny rehefa vita fa tsy miaraka andrahoina izany.
14. cutie ( 14/07/2006 18:16)
ftma:-D:-D:-D:-D
tongava aty de ho hitan-jy :wink:
15. cutie ( 14/07/2006 18:16)
ndraso fa alefako eto le hitako:P
16. vale ( 15/07/2006 17:40)
ftma: ok, saotra fa misy détail kely tsy haiko:)
kally: ohatr'io fanaondry io ny ahy no efa nohaniko koa!!:wink:
Fa ilay sauce ve ny poivre vert ihany no atao @ ny crème fraîche dia izay?!:)
17. cutie ( 15/07/2006 18:00)
ty le hitako
http://www.marmiton.org/recettes/recette.cfm?num_recette=1070&criteria=steak%20au%20poivre%20vert&startr=1&ContenuRecherche=0
18. vale ( 15/07/2006 22:35)
cutie: tsy efa ao tsara ve io re7 itandry io ê?! sa mitady version hafa njy?!:wink:
19. cutie ( 16/07/2006 00:45)
ao ka:P
20. fiaritiana ( 16/07/2006 22:56)
hummmmmmmmm:miam::miam::miam:merci cutie an!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.1456