steak au poivre vert

21. kally ( 18/07/2006 07:23)
vale:

ftma: ok, saotra fa misy détail kely tsy haiko:)
kally: ohatr'io fanaondry io ny ahy no efa nohaniko koa!!:wink:
Fa ilay sauce ve ny poivre vert ihany no atao @ ny crème fraîche dia izay?!:)



Poivre vert sy cognac ary crème fraîche fa izany hoe ny ahy somary endasina ho maina ilay poivre aloha dia somary kosehina ho vaky eo ambony afo, dia rarahana cognac kely sy crème fraîche dia izay vao atao eo ambony hena.
22. cutie ( 18/07/2006 20:53)
andramako le hitako io ,de lazaiko nareo na tsara na ratsy :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.007