6 septembre
1. Mifenty
(
13/07/2006 13:56)
Italy - France ndray am 6septembre e, éliminatoire euro io.
Iza no alain lisany?
tsis zizou tsony io
répondu par fijo le 26/07/2006 18:23
6. totofy
(
13/07/2006 16:53)
fa taiza daholo ireo italy ireo talohan' ny coupe du monde é ? fa ahoana ? taitra tampoka ve é!
nojereko ihany ny serasera fa tsy hita ??????

7. totofy
(
13/07/2006 16:56)
ary materazzi ve ho avy ????
tsy mety intsony :tsy misy zidane ho mater-na intsony :-D:-D:-D:-D
MATER RA ZZI (DANE)=))=))=))=))=))

8. xxx
(
13/07/2006 17:13)
frantsa fona hatramin'ny farany e!!!!tsy nety mintsy lé nataoni lé materazzi iny a:x!!tsis zizou tsony fa misy ribbery ho solony e!!!:Pny italiana tsy alehany...:-D
11. zandikely
(
14/07/2006 01:16)
Voalohany tsy Italy- France ilay izy fa France-Italy.
Baolina hiady tsara io, sahirana ihany ny milieu terrain France tsy misy an'i Zidane sy Makelele, Thuram koa mety tsy ho ao intsony (defense).
Ny equipe Italianina ataoko tsy misy fihovana firy, hafa tsy hoe ingahy Francesco Totti angamba mety tsy ho ao, défense Materazzi mazava ho azy fa tsy ho aho satria mino aho suspendu izy, fa i Nesta no miverina titulaire défense central.
Test io ho an'i Donadoli, entraineur (ITALIE) vaovao, mbola tanora satria mbola niady ny mondial tamin'ny 1994 ny tenany.
Ny anahy Italie foana efa hatramin'izay fa tsy hoe tamin'izao mondial izao ihany. Match sarotra ihany io satria ao Paris hilalao nefa tsy vao izao vao hilalao antanin'olona.

14. Heron
(
14/07/2006 08:09)
Taloha za no naka frantsa fa h@ mondial 2002 (resy 1er tours) de tsy tiako intsony, noho izany za maka Italie
15. naughtyboy
(
14/07/2006 08:46)
heron zany naka zay nandresy fotsiny fa tsy we naka frantsa ka teo no nahadiso ny kajy
17. zandikely
(
14/07/2006 10:24)
XXX: Tadidio fa ny Italianina daholo nanofana ireo frantsay ireo, hatramin'i Platini, Zidane, Thuram, Viera, Trezeguet..... sy ny maro tsy voatanisa e!
Vavan'i Platini talohan'ny Final tena mandreraka hoe, any amin'ny 2030 hono i Italie vao handresy an'i France. Zaho mino fa mety any indray angamba France vao mety hahazo coupe du monde.
Match aller ao Paris fa tadidio fa ny retour any Italie.

20. fijo
(
14/07/2006 18:06)
mamzely,fa ndry tia inona????
fanja,ka brezil tsy manao de sura aho fa tsy ho resy izany ko