6 septembre

21. Fanja1 ( 15/07/2006 05:15)
fijo:D
22. Mifenty ( 15/07/2006 08:57)
elah ty ry figo an, fijo manko e
23. fijo ( 15/07/2006 19:20)
iny koa mahay fa tsy brezily ka.
fanja,marina izany ko
24. meebo ( 16/07/2006 03:44)
za alou refa fotsy daolo ny ekipany frantsa d maka azy aho e! fa raha mbola misy mainty eo! d mazava ho azy fa italie ny ahy e! Sûr zany fa Italie ny ahy @ le 06 Sept io satria mbola misy Sénegalais (P.Vieira)sy mainty hafa (Gallas sns...) ao @ France @'io.
25. Fanja1 ( 16/07/2006 09:07)
za kou mitovy @ meebo :)
26. zaoli ( 16/07/2006 12:37)
aza atao mangarahara loatra ny fivadihana palitao tompoko ô ! vô manao foty kely zany ny vadinao de milaza ianao fa tsy tiako intsony ! sa mino ianao fa parfait ny zanak'olona ka tsy maintsy tafita foana ? Jesosy aza tonga tety antany mintsy hitady sy hamonjy ny very rehetra tsy nanao fara-teny toy zany ! aza hadino ireo !!!!!



Heron:

Taloha za no naka frantsa fa h@ mondial 2002 (resy 1er tours) de tsy tiako intsony, noho izany za maka Italie



27. Fanja1 ( 16/07/2006 13:19)
tsy hitako ny idiran'ny fitiavambady sy Jesosy @ resaka foot.. sa ny anao zaoli refa ny foot sy ny vady ary Jesosy ray ihany?
28. mamzelkely ( 17/07/2006 05:19)
fijo bdb ny tiko fa bol anisan'ny ts tiko :-D:-D
29. naughtyboy ( 17/07/2006 12:00)
o ry zandikely aiza ndray ty italiana manofana frantsay ty e, ry zareo zao no manana mpilalao azo exporter-na b ndrindra @ reo klioba ngeza eto eropa,ary henjana ndrindra season kely fotsiny no nilalaovany ,zidane ohatra ,t.henry,p.viera mo vao nifindra iny de voa mafy t@ arsenal juve samy manana ny maha-izy azy reo fa tsy mifanofana,ilainy nga de ekeko fa tsy we andao alaina ofanina
30. mandrindra ( 18/07/2006 08:37)
dia manohana tsy satry andry rainilita indray izany ny tenanay
31. Mifenty ( 18/07/2006 12:47)
mandrindra ko ty mapmé le
32. fijo ( 18/07/2006 20:00)
mamzely,rehefa ao anatin'ilay tiandry aho dia tsy olana ka:-D:-D:-D
33. mamzelkely ( 19/07/2006 05:41)
:-D:-D enao njay ve no adino ee lasitra milay =))=))
34. Mifenty ( 19/07/2006 07:15)
masaka zany ry figo a
35. mandrindra ( 19/07/2006 08:08)
mifenty, mampihimehy ahoana leaza a. ny ahy izay adva andry mangamainty dia tohanako daholo e. dia iozany mbola rainilita, dia na tsy fy amiko aza rainilita dia aleoko lavitra mihitsy manohana rainilita toa izay mangamainty.
36. mamzelkely ( 19/07/2006 10:24)
masaka ny inn ry Mifenty :roll: de natao mahery ve ny afo :-D:-D
37. fijo ( 19/07/2006 18:16)
mifenty an,ka lasitra tsara vaotra anie io e
38. Mifenty ( 19/07/2006 19:19)


za lesy maka biarritz a
39. fijo ( 20/07/2006 18:24)
tsipy kely indray ngah izy ity le.
40. Mifenty ( 20/07/2006 19:19)


ka ovaina ony le izy ry fijo kou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8974