diso toerana
1. MTN
(
13/07/2006 11:40)
somary diso toerana ny nanasivan-drazozy azy, na mety tsy ho diso ihany satria vaovao tetsy sy teroa ilay izy http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44b623baad3bd
répondu par kala le 19/07/2006 06:46
3. tsoupou
(
13/07/2006 13:22)
Za ko diso toerana nandé hamaky blag mafinaritra be tato :cry: :cry: :cry:
6. Razozy
(
14/07/2006 05:24)
Le izy tsy oe diso toerana fa niniana satria tesy sy teroa no sary indray mipika
8. MTN
(
14/07/2006 08:29)
sady ny gidro mahay mody fanina daholo. :-D, ny lahy mody tsy mahazo, ny vavy mody tsy mamaky :-D:-D
14. zoklbfkfk
(
17/07/2006 11:08)
izaho izao lasa tsy mahita ny masoko dia tsy afaka mamaky teny fa manoratra fotsiny mandritry ny roa minitra hono =)) =)) =)) =)) =))
8O8O8O8O
8O8O8O8O
18. kala
(
19/07/2006 06:46)
xxx > :*:*:*:*:*:* fa fantatro enao. fa tsy teneniko raha tsy mivaly bedabe io :* sa efa "diso toerana" ve ny ahy :oops::oops:
:-D:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D