Hilatsaka ho fidiana ho Filoham-pirenena koa, hono ...

1. rabaradaka ( 13/07/2006 03:47)
Mampisavoritaka ny eo anivon'ny Governemanta ny hoe mety hilatsaka ho fidiana amin'ny 3 desambra i Me Jacques SYLLA. Efa misy sahoan-dresaka mandeha mihitsy aza hono fa hoe tsy mandeha manaraka an'Atoa Praiministra intsony ny Ministra sasany fa matahotra ny atao hoe manohana an'i Me Jacques SYLLA. Araho akaiky ity fa izaho ho any ambanivohitra aloha dia elalea kely vao tonga, nividy omby mantsy dadatoanay
2. tangalamaitso ( 13/07/2006 05:48)
Soa aloha fa mbola nasian'i rabaradaka hoe "hono" ity resaka ity. Na izany na tsy izany, tsy misy azo tsinontsinoavina mihitsy izay resaka mandeha rehetra manodidina ity fifidianana ity, mba hahafeno tsara ny vaovao ananana hanaovana fanadihadiana alohan'ny handraisana fanapahan-kevitra @ izay hofidiana rehefa tonga ny fotoanany. Dia ho hita eo e!
3. rabaradaka ( 13/07/2006 09:02)
O dadatoa Tangalamaitso a, ka ny gazety aza ange efa nilaza fa hoe tsy mahazo micro amin'ny chine nationale tsony dadatoa Sylla e !Mba e ange zany e ! Tena e e !
4. ravatorano ( 13/07/2006 09:13)
raha ny voalazan ny gazety reehtra aloha no inoana teny efa taiza sy taiza no niafaran ity fiaraha monina malagasy ity
Mbola honohono tsisy porofo izany.Tsy marina koa izany hoe tsy mahazo miteny amin ny RNM sy TVM ny praim ary tsaho ny ambiny.Amiko raha tsy e"fa izy vatany miitsy no miteny hoe hilatszaka ho fidiana aho tsy mino aho ary tsy hamoka vaovao toy izany miitsy satria tsy mari pototra fa mba maika hibaradaka fotsiny mba hibaradahin ny hafa koa angah
izay ekeko indray
:wink::wink::wink:
5. IRAVOANA ( 13/07/2006 09:13)
sur ve nareo fa hirotsaka izany i jacque sylla ?.fandrebirebena ataon'ra8 fotsiny izany.Tsy manana moyen amin'izany izy fa raha misy aza izany dia fanaparitahana ny vaton'ny cotier fotsiny izany fa na io lahiniriko io aza ange dia tafiditra ao anaty tetika politikan'ny ra8 fotsiny.Tsarovy fa tsy vola amina centaine de million anie no ilaina amin'izany fa amina milliard an-jatony.Tsy misy manana izany afa-tsy ra8 sy pierrot ihany.Ny mampatahotra ahy @ ity fifidianana ity fotsiny dia nahatongavan'ilay rangahy arabo misarondoha 5eme milliardaire du monde teto.Misy antony ny nahatongavany teto alohan'ny fifidianana fa tsy hanao investissement @ Gasy tsy manambola ity. Izay aloha e!
6. Robert ( 13/07/2006 14:26)
Ny mpanao gazety eto amin-tsika aloha de mbola hoela vao tena matianina. Ary anisany mbola mampahantra ny Gasy io, satria izy ireo izay tokony hampianatra ny vahoaka sy hamefy ny tsy mety atao ny mpanao politika indray no miteniteny foana (tsy misy éthique mintsy).
7. Mifenty ( 13/07/2006 14:31)


otrany oe manao propagandy zany ataon rabaradaka zany a

mody alefa am honohono de aveo vita oazy ny tsena hihi

mlay rabaradaka a


soa iany fa rubrik politika no nasiana azy ty fa tsy tany am finoana sy fivavahana hahaha
8. rabaradaka ( 14/07/2006 05:43)
Zao kosa e, tsy manao propagandy rabaradaka satria za ange tsy hilatsaka e, ary efa fantatry ny vahoaka malagasy fa manohana tsy misy fepetra ny Filoha Ravalomanana i rabaradaka. Fa mba hitandremana sy hijerena ny paikady ange no hilazako aminareo ny vaovao e. Enganie ka ho tsaho tokoa fa raha tena mariny iny dia ho hita eo ny tohiny. Fa zao koa e, i rabaradaka dia mpanao politika efa ela ary analyse politique daholo no aseho. Bedeso aho raha miteniteny foana sao manimba vato. Zay dadatoa a
9. arson ( 14/07/2006 10:52)
tena mibaradaka marina,aza de mino2 foana e!ento any ambanivohitra miaraka @ ombin'i dadatoanareo any zany fa tssss.:-D:-D:-D:-D
10. prime ( 14/07/2006 13:12)
:°):-D:-D
11. Mifenty ( 14/07/2006 17:25)


kay v manoana an'ilay mpitery ronono fahiny rabaradaka le.

misy aferana propagandy nga any rabaradaka le. Otrinn ny sosy
12. fijo ( 15/07/2006 19:44)
ny ahy ny omby mihintsy no ilaiko ko.hoatono
13. xxx ( 17/07/2006 07:14)
Zà aloha manohana an-dra8 koa satria n'iza n'iza ho avy eo ho mafy fôna ny fiainana, izy nefa efa mba hita ny zavatra nataony, misy ahiahiko ihany anefa ireto: ny vaton'ny côtiers de hizarazara be @reto candidats betsaka, ny eto Tanà izay mety ho antenaina indray mety hipatitaka satria ho lagy aminy ny mpanao bizna @zao fotoana, ny olona sasany eny @ bas quartiers rava trano, ny olona limogés, ny ondrin'ny FFKM fahiny nankany @ Eglise Universelle de Royaume de Dieu - FPVM. Ireo rehetra ireo anefa de manana ny olona sy fianakaviany avy izay mety ho victimes koa rehefa nahavoa ny havany ka miitatra ôtran'ny sima misioka ny tsy fahafaliana, mbola misy 5 mois azo anamboaran-javatra, tsy misorona zà miteny eto fa rehefa hiditra fifidianana de ny hahazoanao vato handresena aloha ny tanjona izay enao vô manohy fampandrosoana izany ka samia mieritreritra
14. Mifenty ( 17/07/2006 10:23)

za kousa ry xxx tsy manainga ny olona hifidy an-dravalomanana zany a

tsy manaja ny toky nomeny lery kle.

nefa lery io toa otrany mpivavaka be ony
15. rabaradaka ( 17/07/2006 10:40)
Zao kosa ange ry dadatoa arson e, na inona hataon'ny mpanohitra na inona, tsy hisy hifidy an'ireo olona efa naloan'ny vahoaka ireo intsony. Zafy ve ? dadatoa Ndrema ve ? Rambo ve ? iza koa ? iza moa ilay mpampiady foko iry ? Iny ve ? tsy hanakivy aho dadatoa fa efa zavatra ny lalan-dririnina ireo ka tehihinana ny volam-panjakana foana. Fa lazao ary zay vitan'ny olonareo e, lazao hoe inona ? Olona kely fofon'aina daholo tsssssssss
16. prime ( 17/07/2006 13:41)
:°):°)
17. fijo ( 18/07/2006 20:22)
ny mpanohitra dia tsy handresy eo mihintsy.
ny antony,dia ny vahoaka mihintsy no tsy mankato azy ireo intsony.satria hitan'ny vahoaka,fa mpihinana volam bahoaka fotsiny ireo,fa tsy manao ninoninona mihintsy
18. xxx ( 19/07/2006 06:05)
Ka zao ange ry Fijo e, ny classe supérieure sy moyenne ange no mety hisy ampahany hankato Ravalo e, fa ny sahirana ze maro an'isa tsy miraharaha izay oaoaoa any fa ny kaly miditra ny vavany no fantany, araka ny noteneniko tery ambony. Ra zà Ra8 de zao no hataoko satria ny hahalany aloha no mahamaika: Sokafana ny fiangonana nakatona, tsy mi-limoger mihitsy mandram-pahatongan'ny fifidianana, afaro Rossy de asiana condition hoe tsy mibolila fa manentana ny bas quartier sy ny mpomba azy hifidy Ravalo fa raha tsy izay de adoboka eny Antanimora; matoa Ratsirahonana sy Pety mbola tsy mi-déclarer officielle de miandry fiaraha-miasa (bizna), amboary izy e, na tiana na tsy tiana tsy azo tsinontsinoavina ireo sokajin'olona noteneniko ireo sitrany ahay vato, izay indray aloha e
19. prime ( 19/07/2006 12:42)
xxx> Hafa kely indray iny...8O:-D:-D
20. fijo ( 19/07/2006 18:34)
ratsirahonana aloha dia tena mazava iny.
ny olona efa zatra nijaly ani etsy mivaky loha e,ka izay no ahaany azy ihany.ny arema io vao niady an trano io koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3806