Hilatsaka ho fidiana ho Filoham-pirenena koa, hono ...
23. LEMOTA
(
20/07/2006 11:55)
Ka zao hoà ry Fijo, tsy hoe refa tsy ra8 ange de Arema e, na hiady an-trano aza ry zareo azy ny azy, fa ny ahiako de ireto candidats sasany, hanaovan-dry lerony angaredona eo ra8 raha vao taraikiraiky eo; de hozy indray enao hoe ny olona zatra nijaly tsy hivaky loha, eo indrindra mantsy satria Ra8 tsy mba mahay mampirevy zana-bahoaka izany, tsy mahatolotolotra. Ilaina ny fileferana kely fa ny fisehoana milay sy matoky tena io ihany no nahavoa an'le raikalahy taloha, @ manaraka indray e
24. fijo
(
20/07/2006 18:55)
lemota hoavy ny tolotolotra fa aza maika.
ary iretsy mpilatsaka sasany anie,efa fantapantatra ihany hoe hatraiza ny isa mety hoazony e.
ny zavatra efa reako ela be taty,fony lahiniriko mbola filohan'ny antenimieram pirenena,dia hoe izy no hotoanana'ny mpanohitra.dia iny tokoa moa izy fa naneho ireny fihetsika somary mitroatra tao an dapa ireny.kay izao tsy izy tampoka indray no ho kandida ny mpanohatra fa toa samy mba te ho zaho aby.dia mirava hoazy e.

25. Ragadona
(
20/07/2006 21:31)
Dia hita hoe miezaka mivoy ra8 dhl nareo dia haratsiana dhl zao olona rehetra zao. Wait and see...
28. LEMOTA
(
22/07/2006 07:43)
Tsy haiko zalah fa reko farany indray hoe Ra8 hono mety tsy hilatsaka fa oul hafa no hatolotry ny TIM fa izy hanohy ny hampiroboro ny Tiko indray (??), ny ahy hoà n'iza n'iza te-ho lany eo de ataovy izay hi-dominer-na ny province Tanà sy Fianarantsoa de ok, ny province hafa izay vitsy mpifidy ireo tsy maintsy hisy ampahany hanaraka anao ihany koa, @ manaraka indray
30. rabaradaka
(
26/07/2006 06:31)
Dadatoa lemota, hatramin'izay nisian'ny filoham-pirenena teto an-tany dia tsy nisy prezidà tsy nanao deuxième mandat izany raha tsy hoe maty voatifitra na marary am-pandriana. Ndao fa ho hita eo moa
32. LEMOTA
(
27/07/2006 05:52)
De gaga vô maika gaga indray zà maheno fa hozy Ing Rajemison hoe tsy hisy fotoana handinihana ny code électoral FFKM intsony izany, sy ny fandavan'ny PM ny bulletin unique; vô maika mitombo ihany ny tsy hitovy hevitra aminy araka ny nolazaiko taloha, izy ange ho lany e, fa tsy maharesy lahatra ka manahy ihany aho, sô de hiverina ny fahalanian'i Deba 89 nefa nitroatra ny oul 91
35. joachimichael
(
29/09/2006 02:09)
ra8 kosa aloha efa mba nanao lalana fa ny masousoupory ahy amin lery fotsiny gadrainy sy alany ny mpisa pajakana efa manana ancieneté ary raha vao manao buizn ohatra ronono dia tsy avelany na koa hoe manao epicerie dia angalany nedala vola be hetra ary ny tena loza raha vao manam -bola kely enao any am banque ka boubaka ka tsy manana justificatif dia alainy mampalahelo fa matahotra angamba izy sao hanana noho izy ny sasany izaho mantsy efa tam 1994 no tsy tany a mada
ka na dia izany aza maharak aho.farany mba nanao zavatr izy na dia lafo aza ny fiainana,toute facon chaqu un a son tour am fitondrana sy ny zava drehetra ka na i ra8 na quelqu un autre no lany eo dia harabaina daholo aleo isika malagasy mba ho calme mba evitena ny tifitra sy ny ra mandriaka reveo manja fotsiny eh fa na i DEBA na role samy manana ny defoany defaholo ohatra hoe deba mana tsaina ne voam bakany dounto na izaho aza mbola tsy miverina ny kitapo tsaiko hoe ra8 no lany sady tonga dia mitonotena hoe lany izaho aloha dia malahelo ny malagasy ,fa na izaho na ianao no mba hanana chance indray andro anao president dia dia mety vitatsika koa ny angalatra sy anao revy degany rehetra dictature sy ny sisa ka aleo isika samy mihezaka amin ny atao fa ny toerana anjara mahita mpivaro dronono aza lasa president mika ve fa ny olona izay tsy ho fantatra mampiomehy a