naoty gasy
1. adidy
(
12/07/2006 15:29)
Sao dia misy manana partition piano ireny mpihira malagasy fahiny ireny isika?
répondu par adidy le 30/07/2006 10:35
2. era
(
15/07/2006 10:10)
f'anfaha ireny kalon'ny fahiny ireny misy partition e! lovatsofina , fa misy ihany ao natao ho niaran'ny ankizy rehefa manao fampisehoana izy raha tianao,
3. Andriambelo
(
17/07/2006 06:56)
Tena misy dia misy tokoa : Tsaroako fa ny an'i Naly Rakotofiringa ("Ny adiadinay fahiny, 'Njay 'lay feo ...) sy ny an-dRandrianary Ratianarivo (Bakobakoroa, Izaho no raozy), transcription Rivo Ramandiamanana no nananako taloha,saingy tsy nahatsapa ny hasarobidiny aho ka tsy nahay nitahiry. Tao amin'ny Librairie mixte no nividianako azy tamin'androny. Ankehitriny na ny Librairie mixte aza tsy misy intsony ! Any amin'i Rivo Ramandiamanana no azo antoka fa ahitana. Efa nanaovako antso avo teto amin'ny sehatra ihany io fa vetivety dia natsora ilay resaka. Mba nieritreritra ny hitady azy ihany aho tamin'ny fotoana fandalovana tany an-tanindrazana. Saingy tery foana moa ny fotoana rehefa mankany. Ny mampalahelo ange isika malagasy tsy miraika amin'izany, fa hiandry ny Centre Culturel frantsay, na ny CGM izay vao mba hisy ny édition matotra sy ny fitehirizana ireny.Jero ange itony e:
http://homepage.univie.ac.at/~schmida4/avmm/78.html
http://homepage.univie.ac.at/~schmida4/avmm/78.html
4. sarobidy
(
17/07/2006 13:11)
ka ny naoty ve tsy d r m f s l t d' sa misy naoty gasy hafa mihitsy e ? sa inna no tian'ny mpanoratra ho lazaina ?
5. Andriambelo
(
17/07/2006 18:49)
Raha ny fahazoako ny zavatra tadiavin'i Adidy aloha dia partition solfège, sa tsy izany ?
6. era
(
18/07/2006 18:22)
Andriambelo : fantatrao ve, sao dia mpirahalahy ve ilay hoe Rivo Ramandiamanana sy Hery Ramandiamanana mpihita kalon'ny fahiny iny ?
7. adidy
(
18/07/2006 19:10)
Misaotra namaly! Ie naoty solfège no tadiaviko! Marina fa hoe à l'oreille, fa mba te -hahita ny nanoratana azy tamboalohany aho raha misy!
Andriambelo: Aiza kay no hahitana ireo 78 tours gasy ireo?
Andriambelo: Aiza kay no hahitana ireo 78 tours gasy ireo?
8. Andriambelo
(
29/07/2006 20:02)
Any @ Oniversité-n'i Vienne any Aotrisy. Any no voatahiry ny kolontsintsika!