sary eto @ serasera
1. xxx
(
12/07/2006 11:53)
Mijerijery eto wa za ry njareo dia variana mahita ny sarintsarin'ny sasany eto, indrindra fa ny tovovavy mipôzy ery. Dia tonga saina kely ihany hoe sipa ve no tena tadiavinareo eto sa inona ? Tsara ny mametraka ny sarinareo 1 na 2 mba ahafantarana ny endrikareo, fa dia lasa album photos ny profil ny an'ny sasany tafahoatra ka. Mahatsikaiky aza, indrindra moa ilay sary ampandriana ireny, na ilay mitongilangilana be iny koa. Mba tazomy ihany ny intimités nareo ry zavavy isany a !:^)
répondu par vakiniadiana le 21/08/2006 11:21
2. mamzelkely
(
12/07/2006 12:25)
:roll: ka io anie ry xxx zay tiny io e, ny fanasina sary eto angah midika we mitady vady :roll: refa leo ftsn xxx a de ts mijery 8)
3. xxx
(
12/07/2006 13:20)
Raha izaho aloha dia tsy mahita olana amin'ny namana mametraka sary be dia be e, na ataony albums 5 aza.
Fa tsy diso koa io tenin'i xxx io e
Dia izao koa. Raha tsy fantatrareo dia UN BIKINI MONTRE TOUT SAUF L'ESSENTIEL. Rehefa mitady ny essentiel nefa ny tsy ampy sexe avy mahita an'ireny sarinareo ireny, dia tsy ianareo no ho voany, satria ianareo sary fotsiny. Fa izay tsy manana fiarovana, toy ny zazakely eny an-dalana tsy mahafantatra ny internet akory no mitaty. Tsy ny olona rehetra akory no manao izany, fa efa noteneniko tsara hoe ny tsy ampy sexe, saingy efa misy ratsy ve dia mbola ampiana ihany?
Raha tena malala-tsaina ianareo dia tokony mahita ankoatra ny tenanareo.
Fa tsy diso koa io tenin'i xxx io e
xxx:
Mba tazomy ihany ny intimités nareo ry zavavy isany a !
Dia izao koa. Raha tsy fantatrareo dia UN BIKINI MONTRE TOUT SAUF L'ESSENTIEL. Rehefa mitady ny essentiel nefa ny tsy ampy sexe avy mahita an'ireny sarinareo ireny, dia tsy ianareo no ho voany, satria ianareo sary fotsiny. Fa izay tsy manana fiarovana, toy ny zazakely eny an-dalana tsy mahafantatra ny internet akory no mitaty. Tsy ny olona rehetra akory no manao izany, fa efa noteneniko tsara hoe ny tsy ampy sexe, saingy efa misy ratsy ve dia mbola ampiana ihany?
Raha tena malala-tsaina ianareo dia tokony mahita ankoatra ny tenanareo.
4. sechat
(
12/07/2006 13:53)
dray dray dray! Inona daholo zany rehetra zany ? Nde mba hijery an'izany sary zany a :lol:
7. mbaliana
(
12/07/2006 15:26)
maninona anefa raha apetraka eto ny sary e, ny place misy rahateo. Tsy voatery fitadiavana sipa ihany ange no antony hanasehona sary, mba tian'ny ho hitan'ny olona maro ny pause-ny fa tiany be tamin'ndry zareo naka sary...:-D:-D:-D
Dia ahona zany ireny olona (vhv na lhl ) malaza ireny mivarotra ny sariny mihitsy (ny sasany aza nus mihitsy)... mino aho fa tsy dia sexe loatra no tena tediaviny fa fidiram-bola amin'ny fomba tsotra... dia hoe lasa mpivaro-tena koa ve zany ry zareo reny? :?:

8. Herimiafina
(
12/07/2006 15:31)
xxx:
Mijerijery eto wa za ry njareo dia variana mahita ny sarintsarin'ny sasany eto, indrindra fa ny tovovavy mipôzy ery. Dia tonga saina kely ihany hoe sipa ve no tena tadiavinareo eto sa inona ? Tsara ny mametraka ny sarinareo 1 na 2 mba ahafantarana ny endrikareo, fa dia lasa album photos ny profil ny an'ny sasany tafahoatra ka. Mahatsikaiky aza, indrindra moa ilay sary ampandriana ireny, na ilay mitongilangilana be iny koa. Mba tazomy ihany ny intimités nareo ry zavavy isany a !:^)
Aiza ilay sary iray na roa anao ry xxx fa izaho efa te hahita an! :wink:
9. pissoa
(
12/07/2006 15:37)
mbaliana:
Dia ahona zany ireny olona (vhv na lhl ) malaza ireny mivarotra ny sariny mihitsy (ny sasany aza nus mihitsy)... mino aho fa tsy dia sexe loatra no tena tediaviny fa fidiram-bola amin'ny fomba tsotra... dia hoe lasa mpivaro-tena koa ve zany ry zareo reny?
Hita oa e ... ny tôtô kelinay koa zao refa eny amin'ny arabe tsy mikalaoty maninn? 8O Sady ny azy koa tsy dia sexe loatra (angamba) fa efa izay no nanaovana azy :roll:
12. mamzelkely
(
13/07/2006 05:08)
:-D:-D oki aza :-D
xxx tena franchement alou xxx a ts de hitako le blem ee aleo izy hanao zay tiny olon-debe izy mahalala ny ataony ny tompon'ny site aza ts ikamenona ko inn n blem amizany 8)
xxx tena franchement alou xxx a ts de hitako le blem ee aleo izy hanao zay tiny olon-debe izy mahalala ny ataony ny tompon'ny site aza ts ikamenona ko inn n blem amizany 8)
13. pissoa
(
13/07/2006 07:37)
Raha misy Kristianina amin'ireo mpametraka sary dia misy dinika nataon'i Soanja ao amin'ny Finoana sy Fivavahana, mety mahaliana anareo.
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44b2d84001a51
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44b2d84001a51
14. mandrindra
(
13/07/2006 08:02)
ka norma i xxx raha izany no resahina, satria ny azy na ny ps-ny aza tsy sahiny aseho
15. fasaly
(
13/07/2006 12:43)
zà ndray mba gaga hoe te hamoaka dinika hono izy de matahotsa tsy sahy miseho masoandro fa miafina ambadiky ny xxx! de ahoana kou zany passe n'ny xxx izany aloha, de samy manao zay tiany zany io de aza mifampiteny:wink::wink::wink::wink:
16. tsoupou
(
13/07/2006 12:59)
Izany tokony tsy hatao ho olana e, eo ny admin handrindra azy.
Za zao tsy nanaraka fehezan-dalàna (règlement) dé bedy dé nasorina daolo ny blagiko fa tsy nampaninona ahy izany satria misy mahamarina ny azy. Ny ahy koa marina saingy tsy mety e.
Ny tiako ho tenenina dé oe rehefa hitan'ny admin fa tsy azo havoaka eto lé sary dia azony asoriny tsots'zô.
Andramo dé ho hitanareo fa hainy ny asany. Raha tsy mahay koa izy tsy nahavita tranokala otran'zao. Sa ahoana MR L'ADMINISTRATEUR.

17. fasaly
(
13/07/2006 13:30)
tsoupou: matoa sary mipetaka eo efa nodinihin'i amdin fa azo apetaka:wink: vao hametraka sary na hamiditra sary mintsy d'efa misy fehezan-dalàna ho voavakin'ilay oul te hampiditra sary:wink:
ka matoa reo sary rehetra reo ao de tsisy olana zany, raha misy mametraka sary mitongolana de mba asio sarin'i xxx mitsongoloka kou raha zay no tena tsy zàka e!:°)
ka matoa reo sary rehetra reo ao de tsisy olana zany, raha misy mametraka sary mitongolana de mba asio sarin'i xxx mitsongoloka kou raha zay no tena tsy zàka e!:°)
18. pissoa
(
13/07/2006 13:33)
Izaho hoa toa tsy mahita mihitsy amin'ny soratry i xxx hoe mandika lalana ireo mampiditra sary, nefa ny admin no resahin'ny sasany hoe ny admin aza tsy miteny, sns! Resak
Ny tenin'i xxx dia hoe tonga saina ony izy, dia misy mahatsikaiky azy le sary dia mba tazomy ny intimites-nareo ry zavavy.
Izay tsy miombon-kevitra aminy izao dia tokony miteny fotsiny ohatra hoe
# tsisy sary mahatonga saina ahy ao ...
# zah tsy mbola nahita sary mahatsikaiky tao ...
# mbola vao ireo aza no apetrako amin'ny intimite-ko fa tsy mbola zah miboridana tanteraka
# sns
fa tsy miafina ao ambadikiny ny hoe tsy bedin'ny admin
:-D:-D:-D

19. lapino
(
13/07/2006 14:45)
xxx: Mba tazomy ihany ny intimités nareo ry zavavy isany a !Mba tazony ihany marina ny intimités-nareo ry zavavy isany, fa zay ange ka tsy ho leo mijery sipa zany eo mihitsy e! Plus misy miseho, plus zay mijery sy mandinika ary maminavina sy mamisavisa ... Impossible le ho leo, Kôzy e! :) Ho an'izay tsy mahatazona ny intimité-ny ihany moa zany ilay kôzy io, fa tsy ho an'ny rehetra akory e! De tsy misy zavatra mechant koa zany, fa satry aza ange hamporisika hoe abricot e! Soa ihany fa misy admin ;)
mamzelkely: refa leo ftsn xxx a de ts mijery
fasaly:Ka ny azy ny tiany dia ilay miteny ko! :P:wink::wink:
de samy manao zay tiany zany io de aza mifampiteny
20. fasaly
(
13/07/2006 17:15)
pissoa: i tsoupou ngamba no tiko valina am resaka admin raha tsy diso zà satria mifamalimaly eo ny resaka:wink::°)