sary eto @ serasera

21. fasaly ( 13/07/2006 17:20)
[$[/quote]Ka ny azy ny tiany dia ilay miteny ko! :P:wink::wink:
[/quote]


kou rahefa ny miteny no tiany de aleo izy ho reraka hiteninteny eo! zahay kou mafiloha kou!:wink::-D:-D:-Dtsy azo tenenina am zavatra tianay:wink::-$
22. fasaly ( 13/07/2006 17:27)
fa in klou lay intimité lazaina eto e! zany ry lapino:wink:
23. pissoa ( 13/07/2006 17:36)
fasaly:
pissoa: i tsoupou ngamba no tiko valina am resaka admin raha tsy diso zà satria mifamalimaly eo ny resaka:wink::°)

Eeuuh - J'ai pas dit le contraire :roll:
24. fasaly ( 13/07/2006 18:02)
pissoa: oui je c fa lay soratra farany lazainjy io no hamaliko anlay izy ka!:wink:
25. Zina ( 14/07/2006 01:55)
mandana jereo ery @ statistika fa mahafinaritra ny mijery an'ireto ankizy izay nametraka sary betsaka indrindra
26. dadabe ( 14/07/2006 03:22)
hummm !!!tsy tokony asina ainga kely ve klou:roll: aleo haka pilasy sy hividy pocorn klou .....
27. fasaly ( 14/07/2006 03:38)
zina: ary zay zà vao nijery tao an!
hummmmmm! vao maika harary andoha i xxx raha mitsidika ao kou!
toa ny ankabeazany toa mametraka sary plus ny roa kouuuuuu! de ahoana ny hevitsa......:wink:
28. mamzelkely ( 14/07/2006 05:04)
:-D:-D mampiné kely le resaka i xxx nampiditra hevitra ts hita zay najavonany

lapino za de d'accord aminao mitry we ts leo zany mitry fa xxx no manana blem eo :-D:-D
29. rakaroka ( 14/07/2006 11:18)
hi!hi!hi sexy ou charme etc... hono dia mahaloa-bava anefa efa maro aza ny "show"n'ireny any Dago aza. Mbola aiza ary izany raha miara-miaina
amin'itony naturaliste itony ianareo dia ianareo irery no miakanjo!...
30. MTN ( 14/07/2006 11:26)
dadabe hono mody maka toerana nefa ny sariny mihitsy no resahan'ny gidro eto
31. dadabe ( 15/07/2006 06:04)
ngah ialahy gidro lety :roll:
32. xxx ( 15/07/2006 06:50)
hay ve ! dia izay izany no fandraisan'areo anazy razavavy fa dia asio be ary misy hokotikotina e :-D fa zay mantsy no kandranareo eto. Dia aza gaga rehefa voatsipitsipy rahefa lany ny tsirony o
33. fasaly ( 15/07/2006 07:40)
:roll::roll::roll:
34. pissoa ( 15/07/2006 07:59)
lapino:
Plus misy miseho, plus zay mijery sy mandinika ary maminavina sy mamisavisa

Tsy haiko raha efa hitan'lah
Jentilisa tany ho any oe:
Misy fahasamihafany ny visavisa sy ny vinavina ka! ny visavisa mamorona ny tsy misy. Ny vinavina kosa mieritreritra ny mety ho fandehan-javatra fotsiny ...

:roll::-D:-D:-D
35. Mmamisoa ( 16/07/2006 19:57)
pissoa:

Izaho hoa toa tsy mahita mihitsy amin'ny soratry i xxx hoe mandika lalana ireo mampiditra sary, nefa ny admin no resahin'ny sasany hoe ny admin aza tsy miteny, sns! Resak

Ny tenin'i xxx dia hoe tonga saina ony izy, dia misy mahatsikaiky azy le sary dia mba tazomy ny intimites-nareo ry zavavy.

Izay tsy miombon-kevitra aminy izao dia tokony miteny fotsiny ohatra hoe
# tsisy sary mahatonga saina ahy ao ...
# zah tsy mbola nahita sary mahatsikaiky tao ...
# mbola vao ireo aza no apetrako amin'ny intimite-ko fa tsy mbola zah miboridana tanteraka
# sns







f'ita aky ry pissoa kou!!
36. Mmamisoa ( 16/07/2006 20:02)
xxx:

hay ve ! dia izay izany no fandraisan'areo anazy razavavy fa dia asio be ary misy hokotikotina e :-D fa zay mantsy no kandranareo eto. Dia aza gaga rehefa voatsipitsipy rahefa lany ny tsirony o



:-D :-D :-D
37. miangalyandria ( 17/07/2006 12:27)
izaho aloha tsy mbola nametraka sary fa vao nieritreritra ny hametraka saingy dia mba mahafinaritra ahy ny mijery izay sary efa ato ! kanto sy meva daholo kosa e !
38. fasaly ( 17/07/2006 13:26)
hummmmm! zany ka tena akama bonne mciiiii miangalyandria an! mpijery sady mpakafy fa tsy hoe mpijery sady mimenomenona no manana kiainina:°):°):°):-D:-D:-D:-D:-D
39. lapino ( 17/07/2006 14:29)
fasaly:
fa in klou lay intimité lazaina eto e! zany ry lapino:wink:
ilay intimité mampa-:^) an'i xxx ;):-D:-D:-D
mamzelkely:
za de d'accord aminao mitry we ts leo zany mitry fa xxx no manana blem eo :-D:-D
Ie, sady misy sarin'i mamzelkely izay mahatamana mihitsy mijery an'azy! Mampaminavina justement ... :wink:
pissoa:
Hoy i Jentilisa tany ho any oe:
Misy fahasamihafany ny visavisa sy ny vinavina ka! ny visavisa mamorona ny tsy misy. Ny vinavina kosa mieritreritra ny mety ho fandehan-javatra fotsiny ...
Ka izay manko ;):-D:-D
40. fasaly ( 17/07/2006 15:26)
lapino mampa:^):^):^) xxx ahoana zany mapatahotra veuh???:roll: tsssssss! matahotaho-poana am tsy antony zany:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1429