MIHANIKA POTEAU--> DANGEUREUX IO
1. tsoupou
(
11/07/2006 12:13)
Tsy t@ mondial ity tranga ity fa efa elaela ihany.
Indray andro ity mpiandry tsatokazo (goal), otran kamo izy satria tsisy baolina tonga mitsy tany aminy. Nanomboka sorena nédala fa tsis atao tsinona, dia nianika ny poteau but. Nony tonga teny ambony dia nanao gorisagorisa nidina. Tsy hitany anefa lé crochet kely mitazona filet reny.
Loza loza be mitsy, vosaringotr'iny crochet iny le (tsy azo lazaina eto iny) dé niraikitra teo mihitsy.
Ninjera tam tany izy sady miantona eo lé zavatra iray.

répondu par Simpona le 18/07/2006 13:28
3. Silo
(
11/07/2006 13:59)
Tena marina ve zany sa .....?
Ny azy no be indrindra raha izany !
De iza no naka ilay zavatra nihantona teo ??

8. tsoupou
(
12/07/2006 11:12)
Mbola ao anatin'ilay série ZAVA-NISY MARINA io fa nadika t@ teny malagasy.
Any am blaogy izy no teny frantsay.
Any am blaogy izy no teny frantsay.
11. Simpona
(
18/07/2006 13:28)
8O8O8O8O Tsy tratran'ny baolina teo ve le zavatra 8O8O, tokony voasazi lery fa anti jeux zany