AKOHO 1 sy OLONA 6

1. tsoupou ( 11/07/2006 12:10)
Olona 6 no indray maty raha niezaka hamonjy akoho latsaka tao am-patsakana 20 metatra.
Bandy 18 taona no nidina voalohany, izay narahin'ny anabaviny. Nanaraka koa ny zandriny 2 lahy rehefa tsy nahita andreo niakatra.
Nahita izany ireto mpifanolo-bodirindrina dia nidina koa ka tavela tao.
Maty tao daholo izy 6
Rehefa tonga ny pompiers dia nampiakatra ny fatin'izy 6 sy ilay akoho izay tena mbola velona tsy marofy.
répondu par mandrindra le 18/07/2006 11:38
2. Aino ( 11/07/2006 13:26)
:x:x loza koa izany!!
ary taiza no nitrangan'io zavatra io?
3. Silo ( 11/07/2006 14:22)
Taiza marina no nisehoan'io zavatra io ?,

Loza tokoa izany, ary de ny akoho mihitsy izany no namono azy ireo
4. dadabe ( 11/07/2006 15:38)
mahay i tsoupou'ry zareo a :^)
5. Mifenty ( 11/07/2006 19:41)

mahay lery kle
6. mamzelkely ( 12/07/2006 06:20)
ôtrany cynique be lôtra zany ka :?
7. tsoupou ( 12/07/2006 11:16)
:DMbola ao anatin'ilay série ZAVA-NISY MARINA io fa nadika t@ teny malagasy.
Any am blaogy izy no teny frantsay.
Misaotra an'i dadabe koa mba manome 19 na dé hita ihany aza fa misy virgule entre lé 1 sy 9 an. :D :D :D
8. Silo ( 12/07/2006 14:06)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
9. mandrindra ( 18/07/2006 11:38)
akoho iray dia mampivadika ati-doha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1926