fangatahana
1. dadabe
(
11/07/2006 09:51)
mba mangataka re tompoko oo!!ataovy teny gasy fa tena tsy maharaka teny frantsay intsony anie zah e:snif::snif::snif: , mahay ihany aho fa very indraindray , de menatra be aho fa ny olona eto @ serasera mimemeh daholo nefa zah tsy mahazo , zany ann!! raha mba azo atao fa tena very e, ny taona koa efa mandroso , stp...stp..:(
répondu par kala le 19/07/2006 06:28
2. tsoupou
(
11/07/2006 10:00)
Lé izy Dadabe zavatra hita eny amin'ny tranonkala (internet), teny frantsay no nahitako azy, dia mba tiako hozaraina am namana rehetra satria maro ny tsy hanam-potoana andehanana etsy sy eroa hijeryan'ireny fa aleo ihany eto am serasera dia izay no mahatonga ireny teny frantsay ireny.
Ilana tsiny fa tsi fanivaivana ny tenin-drazako izany fa fizarana zava-misy.
Na logiciel aza azo zaraina teto nozaraiko daholo izay hananako, izay no maha-tsoupou ahy. Mbola hialana tsiny aminao ihany tompoko.

3. hery
(
11/07/2006 10:06)
Nandefasako hafatra i tsoupou... ngamba tsy mamaky hafatra
Ny eto @ serasera dia rehefa hitanao @ tranonkala hafa ilay izzy dia apetraho ny adiresy hamakianay azy fa le copier-coller mandreraka be. indrindra @ teny vazaha.
Misy fitsipika koa http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/policy natao ho an'ny tso-po sy ny tsy tso-po rehetra :-)

4. tsoupou
(
11/07/2006 10:16)
Efa voavaky ilay hafatra ka, ianao ary Mr Hery efa voavaliko. Izay no nangatahiko oe "Raiso ny andraikitrao raha tsy mety ny zavatra ataoko fa tsy mampaninona izany".
Ianao angamba mamaky aty, izaho mamaly ary.
Ianao angamba mamaky aty, izaho mamaly ary.
5. lapino
(
11/07/2006 10:27)
tsoupou, mba soso-kevitra kely hoe, ary raha manokatra blaogy ao amin'ny blaogy.com ohatra, dia atao ao amin'ny blaoginao daholo ilay izy teo ireny, fa zahay mijery any foana koa.
Ny blaogy manko anao, dia izay tianao hanaovana azy. :)
Ny blaogy manko anao, dia izay tianao hanaovana azy. :)
6. sarobidy
(
11/07/2006 10:49)
isaorana betsaka aza enao mba mitsakaraka atsy sy aroa ho anay fa zay tenin'i lapino zay re arahina e , de any daholo njay zahay menakavy no mihaona...
9. tsoupou
(
11/07/2006 12:32)
Eny ary fa hatao e, hanomboka izao 11/07/2006 am 17h00 dia hosokafana ny blaogy.
Misaotra @ fanohanana e
Misaotra @ fanohanana e
14. kala
(
19/07/2006 06:28)
zoklbfkfk > aiza elah fa tafa ndray ange i dadabe ato ê! 8O8O8O8O
dadabe > felisitasiô :-*=D=D=D=D
=((:-$
dadabe > felisitasiô :-*=D=D=D=D
=((:-$