TSY IZAHO AN!.......

1. fasaly ( 09/07/2006 06:32)
Henoko hoe misy oul misandoka fasaly any am tsaty karajia any an! ka marihiko eto fa tsy mpitsofoka karajia mihintsy izaho ka sao ampiresahin'izao fasaly sandoka zao any ny namana sasany fa "TSY IZAHO AN!"......manahirana beuh mitsy lay oul miditra karajia mitondra ny P.S n'ny namana hafa kalou e! inona no tanjona amini'zany tsssss!....:roll::roll::roll::-w
isaorako manokana lay oul nampandre ahy io de haveriko fa tsy mpiditra karajia izany i fasaly tena izy:wink:
répondu par sarobidy le 25/07/2006 08:36
2. dadabe ( 09/07/2006 12:35)
tratra toi e:-D:-D

fa izany hoe lazao ny OP dia enregistrer-na ny ps nao dia ianao irery no manana ny mot de passe de @ izay raha misy miditra dia tsy tafa fa mivadika anonyme foana iny
3. Simpona ( 09/07/2006 12:54)
awona io fika io ry bedada fa tsy azoko? mbô atotroy we
4. sipagasy ( 09/07/2006 13:02)
mmhhhhh, tsy natao ho an'olona tokana ny PS 1, ka noho izany dia manentana nareo hi-"enregistre" ny ps nareo tsirairay avy, misy toro-lalana fanaovana izany ao @ karajia e! ny anarana ihany koa anie ka tanim-boanjo e!!!!!!
5. fasaly ( 09/07/2006 13:51)
ka lay izy ange ry sipagasy de miteny mitry hono we izà izà fasaly tena izy e!:wink:
tsy de ahoako lay izy hitondra ps mitovy amiko fa izy manana fisainana hisandoka mitsy no tsy de tiko lotra satria misy manana ny lohany ny tsirairay kanouuuuu!
na izany aza fangah d'efa tsy mahita ps hafa hatao raha tsy izany fasaly izany io ange tena tsisy mpanana e!:-D:-D:-D:-D:-D


dadabe efa ni contact op zà d'efa ho hatao anzay lay izy ka!:-*:-*msotra tam torohevitra:-*
6. Aino ( 09/07/2006 18:02)
fasaly hahahaha izaho marina mbola tsy nahita andry nitsofoka tany!!
izhao koa efa tratranio t@ le fanaina dia izaho sendra niditra mihintsy no tsy nety tafiditra de gaga eb aho ka nohovaiko aino ilay izy de natazana fanaina tao aho de mody nampiresahiko hay olona mihavona be, de ny sasany miantso hantso hoe fanaina ah fa tsy mamaly mihintsiny izy, nefa izhao rehefa miditra ao be resaka tss!!
7. Herimiafina ( 09/07/2006 18:12)
fasaly:

Henoko hoe misy oul misandoka fasaly any am tsaty karajia any an! ka marihiko eto fa tsy mpitsofoka karajia mihintsy izaho ka sao ampiresahin'izao fasaly sandoka zao any ny namana sasany fa "TSY IZAHO AN!"......manahirana beuh mitsy lay oul miditra karajia mitondra ny P.S n'ny namana hafa kalou e! inona no tanjona amini'zany tsssss!....:roll::roll::roll::-w
isaorako manokana lay oul nampandre ahy io de haveriko fa tsy mpiditra karajia izany i fasaly tena izy:wink:


Dia rehefa tsy indry izany dai iza, telle est la question!
8. fasaly ( 09/07/2006 19:26)
herimiafina: zà aza mba manotany tena hoe iza????:roll: tsy azo fantarina fa de io lazain'i dadabe io no hatao e!
9. cutie ( 09/07/2006 23:43)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 09-07-2006 11:32:39
Lohateny : TSY IZAHO AN!.......
Henoko hoe misy oul misandoka fasaly any am tsaty karajia any an! ka marihiko eto fa tsy mpitsofoka karajia mihintsy izaho ka sao ampiresahin'izao fasaly sandoka zao any ny namana sasany fa "TSY IZAHO AN!"......manahirana beuh mitsy lay oul miditra karajia mitondra ny P.S n'ny namana hafa kalou e! inona no tanjona amini'zany tsssss!....
isaorako manokana lay oul nampandre ahy io de haveriko fa tsy mpiditra karajia izany i fasaly tena izy

Aza miraharaha an'zany akia, ze oul mahay an-jy efa mahalala we tsy hitovy @le mpisandoka mitsy ny firesakin-jy n atsy mpiditra ao @karajia aza njy.
10. LazaDaddy ( 10/07/2006 00:39)
Io ny ahy ny PS izay te hampiasa any amin'izany karajia izany. hahaha! Dia ito koa misy iray hafa: LazaRandri, hahaha!

Tsetsatsetsa tsy aritra kely: nisy adihevitra izay t@ fahitalavitra dia tsy nisalasala mihitsy nisandoka ilay rangahy hoe Jesoa Kristy hono izy. hahaha!
11. dadabe ( 10/07/2006 02:56)
Mpandefa : Simpona [ Valio ] 09-07-2006 17:54:20
Lohateny : Re : TSY IZAHO AN!.......
awona io fika io ry bedada fa tsy azoko? mbô atotroy we

efa io nolazain'i OP:sipagasy io e

sipagasy kotina (ouadray kozina manko e:wink:) dia enregistrer-ny ny ps -nao de atorony anao ilay izy rehefa avy eo hoe
1-manokatra karajia
2-manoratra hoe /themis +espace+identify +mot de passe de aveo validena
3-tairo amizay fa raha toa ka misitra direct tsy mandalo an'io ianao dia mivadika hoe Anonymes7589663325 ohatra ilay ps-nao , donk efa nisy nanana izany iny anaranao iny

mazava ve ry Simpona a:-w:-w

fa kotio hoaa klou i sipagasy de izy no aleo mikarakara an'i toi sady sipa manja kely io a ...:-$:wink:
12. dadabe ( 10/07/2006 02:58)
Simpona : sopapa kely omeko an'i topi zah efa nikoty OP dia zakako i la_douce:wink::-D:-D:-D:-D:-D...:-$

kiii hay moa anabaviko kay izy kle:snif::snif::snif:
13. fasaly ( 10/07/2006 03:51)
dadabe:

Simpona : sopapa kely omeko an'i topi zah efa nikoty OP dia zakako i la_douce:wink::-D:-D:-D:-D:-D...:-$

kiii hay moa anabaviko kay izy kle:snif::snif::snif:


hummmmm! zany veuh ry dadabe!:-D:-D:-D:-D:-D:-Dmora zaka kosa zany op zany kou:-D


14. fasaly ( 10/07/2006 03:52)
cutie: ka zay mitsy fa sao anefa izy manao resaka tsy mamely any ange de tsy tiko e!:wink::Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 10-07-2006 05:39:47
Lohateny : Re : TSY IZAHO AN!.......
Io ny ahy ny PS izay te hampiasa any amin'izany karajia izany. hahaha! Dia ito koa misy iray hafa: LazaRandri, hahaha!
-*
15. fasaly ( 10/07/2006 03:54)
oajay lasa tampoka
laza daddy: azoko omena azy ny ps-ko kou nge raha tiany lôtsa e! de zà afaka mamorona hafa, kanefa io ps-ko io ange tena misy dikany beamiko e!
fa ny tsy tiko de izy milaza mitry hoe izà mitsy izy io:oops: ka sao de hifandona amiko ao i fasaly sandoka njay anjo de hampiresahiko tsara:-D:-D:-D
16. LazaDaddy ( 10/07/2006 05:18)
Tsy olana amiko mihitsy ka. Io izay te ampiasa ny PS-ko sady teneno hoe tena i Daddy mipetraka any Penang fa tsy maninona. hahaha!
Tsy voatery hanao tatitra aty amiko ianareo hoe hitanay tao @ karajia i Daddy, fa manjary mandany andro fotsiny... hahaha!
17. kala ( 10/07/2006 05:58)
:-D :-D :-D :-D
fasaly > tsy ndry no mampime anà_ndry aza mbô mampanahelo anà_ zany hoe mitovy tsika roa zany kou_samy tsy mpiditra karajia
fa mety mba manintona azy koa ange le ps n'i toi ê! 8) fotsiny
ny anà ndray aloha raha misy te-hampiasa ny ps ko any amin'ny karajia dia mitovy fijery @ LazaDaddy ny tenako ê!:-* :-* :-*
sady ny olona tsy sahy mampiasa ny ps sy izay tiany hoentina any aloha dia efa azoko an-tsaina ny momba azy.

mety hitany hoe milay le "kala" de mbô ampiasainy nefa i kala any @ toeran-kafa no tena mikarajia, sa ahoana hoy nareo =)) =)) =))
18. lanto ( 10/07/2006 06:44)
Enregistre-vo any am karajia le pseudo fampiasanareo eto e, dia idiro farafaharatsiny indray mandeha isaky ny 30andro sao votsotra eo indray. (30jrs tsy idirana ny pseudo iray dia maty ny resevation)
Io fasaly io zao tonga de tratra be le mpangalatra satria niova firenena tampoka teo fasaly :) Tsy resaka hoe anarana tanim-boanjo intsony fa izy dia miteny hoe fasaly ato am forum mihitsy an, manao vakansy hono izy fa tsy maintsy mahatratra le any rome fa kalam lolll. Fa zay mahalala an'i fasaly zany tonga de nahalala fa tsy izy iny, fa raha ohatra zao olona any am misy an'i fasaly no nisandoka de tena nitantara sekré taminy teo ny namana :(
Arovy ihany le pseudo sao d any am pv ry zalah no tena manondrana :))
19. dadabe ( 10/07/2006 07:19)
ary ndroky ve afaka manao pv amiko ry lanto:roll::roll: zao ankehitriny izao a

zah manko mikasa ny ho any tanana (fandrina ):-$ any fenarana io fa tsy fandrina (lit ) a :-D:-D
20. fasaly ( 10/07/2006 09:11)
laza daddy sy kala: ka akory zay ary kou!
io voalzan'i lanto io matoa zà mamoaka ity dinika ity
izy mampiasa ny ps-ko try olan raha iny no tiany fa izy misandoka ho izaho no tsy voako, samy hafa itsika zany fa amiko rehefa misandoka ny hafa dia tsy mety ary indrindra entina ampiresahina oul lay izy mais bon! anareo ny anareo raha ampiasain'i oul hafa hisandohan'ny oul hafa ny ps nareo fa zà kosa tsy lmaintsy mba miaro ny tenany ihany sa tsy marina zany:wink:


lanto hay veuh de tena nisy resaka otrzany mahitsy hahaha! mapmé lay oul ka! iza lotra re zao e! tena tssssss.......de inona kou hono ny manaraka
merciii lanto an!:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2216