tohin'ny resaka nify tary aloha tary
1. fijo
(
06/07/2006 18:08)
namaky boky momba ny mpanao saprt aho androany,dia manazava ny mpitsabo nify fa ny nify marary,dia mety hampisy havizanana tsy mety hafaka,ary mampitombo ny courbature sy ny muscle mararay lava ireny.(ny mpihazakazaka dia mahalala an'io).ary ny nify tsy mifanandrify tsara koa ,dia voalaza fa mety hisy fiantraikany any amin'ny hazondamosina any.ka tsaboy tsara ny nify ry zareo fa mitarika zavatra betsaka.
répondu par fijo le 24/08/2006 21:10
2. Zina
(
06/07/2006 21:00)
Fijo a marina izany ny nify tena important be misy effet ko ny vavony sy ny aty raha voa tsy voatsabo tsara ny nify. Ity ko mety ahagaga anareo fa mila esorina doly ny dents de sagesse rehetra fa manimba ny nerf ao @ vava no sady tsy ilaina mihitsy hono hoy ny dentiste
3. fijo
(
07/07/2006 03:09)
kay kay kay,nanaonao foana toa ny nahary nanao ny faravazana izany.ho ho ho
4. Fanja1
(
07/07/2006 04:53)
Dia raha mbola azo tsamboina koa hono ny nifi de aleo tsaboina fa raha esorina manalaky ny fahanterana no mahakeli aina.
5. watafon
(
07/07/2006 05:08)
fanja: zany tokoa e!
fijo: le nify tsy mifanandrify no tena mahagaga ny effet-ny kle !
fijo: le nify tsy mifanandrify no tena mahagaga ny effet-ny kle !
6. miantra
(
07/07/2006 06:17)
Tena tsara ho fantatra, misaotra anareo rehetra e!
zaho mantsy matahotra denntiste koh!
Miandry dernière minute foana!!!
zaho mantsy matahotra denntiste koh!
Miandry dernière minute foana!!!
7. manitou
(
07/07/2006 08:04)
za ko matahotra dentiste, ary betsaka mitsy ny toa antsika roa ry miantra a! ny marina anefa dia tokony ho any @ dentiste farafaharatsiny indray mandeha isan-taona manara-maso ny ati-vava na tsy misy nify marary aza. Torohevitra indrindra ho an'ireo efa manan-janaka, dieny kely izy de efa kojakojaina ny nify sady mety mba tsy hatahotra dentiste izy @ zay, asa aloha e!:?:
8. rapala
(
07/07/2006 13:42)
miantra sy manitou: maninona kay 'nareo 2 matahotra dentiste? Za tena resy tory teo @ sezany dentiste mihintsy, sady niesona hoy ilay dentiste-ko:-D:-D:-D Mila mi-relax fotsiny akia a!!!:wink:
9. watafon
(
07/07/2006 15:46)
manitra,manitou: nenà ndray alou fidiko tsara ny dentiste-ko e!zao za mazoto mitsy mankany !
ny norme aloha d isaky ny 6 mois mila mijery dentiste e!
ny norme aloha d isaky ny 6 mois mila mijery dentiste e!
10. fijo
(
07/07/2006 18:28)
wata,za koa gagan'io vokatry ny tsy fifandrifian'ny nify io.fa izay kay no anton'ny nanaovan'i ronaldo ireny fitaovana manintsy nify ireny.satria nisy fiantraikany tany amin'ny lamosiny ilay izy.
ny valanorano mivilana koa dia voalaza,fa manimba ny firafitry ny taolan damosina.
ka fidio ihany ry zareo ny hanaovana tsaodela,sao hanimba ny nify ao an.hi hihi
ny valanorano mivilana koa dia voalaza,fa manimba ny firafitry ny taolan damosina.
ka fidio ihany ry zareo ny hanaovana tsaodela,sao hanimba ny nify ao an.hi hihi
11. watafon
(
08/07/2006 17:10)
hahaha! mila saintsainina tsara zany kle! ao sokafy aloha ny vava v sa ?:-D:-D
12. nambina
(
10/07/2006 09:50)
watafon> jerena tsara kosa aloha e, ka rehefa hanao kiss2 ihany so d ilay nify no tafatelina?=))=))
15. kally
(
10/07/2006 19:35)
fijo:
wata,za koa gagan'io vokatry ny tsy fifandrifian'ny nify io.fa izay kay no anton'ny nanaovan'i ronaldo ireny fitaovana manintsy nify ireny.satria nisy fiantraikany tany amin'ny lamosiny ilay izy.
ny valanorano mivilana koa dia voalaza,fa manimba ny firafitry ny taolan damosina.
ka fidio ihany ry zareo ny hanaovana tsaodela,sao hanimba ny nify ao an.hi hihi
Sa hoe jereo tsara raha mifanandrify tsara ny nifiny rehefa mitsiky voalohany fa sao marary lamosina lava ka hanahirana:-D:-D
17. fijo
(
11/07/2006 19:53)
kally ,mety ho izay mihintsy.amptsikio klo,de jereo tsara ny nifiny,fa vao mivilana dia alefaso aty
18. nambina
(
12/07/2006 10:38)
watafon> ka tsy marina ary veé, izaho izao hijery tsara mihintsy vo manoroka:wink: n'iza2