tohin'ny resaka nify tary aloha tary

21. rapala ( 13/07/2006 08:46)
inona ity resaka dinihina ity ry wata, ilay hanao kiss2 ve sa ilay nify=))
ary i fijo maka tsirony inona, ilay nify ve?:-D:-D
22. nambina ( 13/07/2006 09:34)
watafon> :-*:-*, aza dinihina elabe fa so niova hevitra tampoka teo indray vao gravy be:-D:-D
fijo>inona ilay tsiro halaina, ilay fiarahana aloha ve sa ilay kiss2:-D
23. fijo ( 13/07/2006 18:45)
la kiss ka,sy ny tohiny
24. nambina ( 13/07/2006 20:51)
:-D:-D:-D indry ity koa dia tena mampihomehy ry fijo
25. watafon ( 14/07/2006 08:22)
rapala: ilay nify no jerena tsar aloha we mifanitsy tsara v !:-D:-D:-D
nambina: tsy miova hevitra izy k ! :-D
26. rapala ( 14/07/2006 09:17)
watafon: tena vou za izany knou, hitsoka handositra ve toi ra tsy mifanitsy ny nifiko=))=))
27. watafon ( 14/07/2006 17:31)
rapala: kiii! za tsy mitsôka zany k ! akipiko ftsn ny masoko e! =))=))=))
28. fijo ( 14/07/2006 17:57)
nambina kozy izany ko.
izay wa ry wata,akipy ny maso de maka fy klo
29. watafon ( 15/07/2006 13:52)
hita mitsy kou!:-D:-D
30. fijo ( 15/07/2006 19:17)
aza manda izany fa hifalio ny andro misy aloha ka
31. rapala ( 17/07/2006 06:59)
watafon: ahona ary no hakipy ny maso, tsy lasa kosa izany:wink:
fijo: izany an, hifalina tsara alou:)
32. fijo ( 18/07/2006 19:42)
izay mantsy,mahaiza mifaly amin'izay eo,fa sarotra ni haminavina izay tsy mbola hita
33. papounette ( 12/08/2006 09:52)
:{Zà alo rey olona de tena matahotra mankany any @ Dentiste.Ndraindray zany le nify efa tsy natorina t@ alina de tena hoe decidée zany fa na inonkidona na inok'hihantra de tsy maintsy any @ Dentiste,fa rehefa tonga eo @ salle d'attente zà tonga de miafana le manaintaina.Indrindra2 moa rehefa maheno olon mitaraina zay!!!!8-)
Mba nangataka ny atao anésthésie générale zà fa tsy nety ny Dr namako.Hoe iza hono no ampidiriko @ kizo:-o.
34. fijo ( 15/08/2006 19:39)
sao dia sendra ny tsymahavoa tsara ndry,fa ao antaninarenina ao misy mpano ny nifiko rehefa any mada,fa tsy maheno mararay izany.toy ny aty mihintsy ny fitsabony.
35. watafon ( 15/08/2006 20:33)
nenaà koa aloha ny dentiste ko tena mahay e! d tsy matahotra mihitsy za mankany !
papounette: le tahotra koa no manjo anao raha izany k !
36. fijo ( 16/08/2006 21:23)
izay mihintsy,na za aza no hitsabo ny nifindry dia mbola hatahotra ihany ndry,nefa zavatra ataoko molamola kely sy malefaka tsara
37. papounette ( 17/08/2006 13:08)
Ka le izy marary kooooo!
Fijo angà mahay manala nify sy manamboatra?
Watafon:Ka le izy ange tsy sitrapoko fa ohtran'ny mande ho azy zany le tahotra.Sady raha vao maheno olona mitaraina aho ao @ Dentiste de ohtran'ny misy moteur zany ny tongotro fa lasa zà mitsôka.:°)
38. Fiffi ( 17/08/2006 13:41)
wata: hummmm ! zah aloha raha ohatra hoe ho any à dentiste de tsy hatahotra mihintsy na kely aza an! sa tsy zany akia ? :-$:)
39. fijo ( 17/08/2006 19:34)
papounette ,za tsy mpitsabo ka,fa manafosafo le tsaboina ,mba tsy harary
40. papounette ( 21/08/2006 09:22)
Ande hamorona sujet momba ny fatahorana dentiste zà.A tout à l'heure!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 5.0989