Avy aiza daholo isika?
1. hery
(
06/07/2006 06:08)
Aza raha efa hitanareo ilay takelaka statistika ao amin'ny namana.serasera.org (Mandehana ao amin'ny takelaka namana dia ery ambany havia ery misy hoe Statistika dia tsindrio ilay hoe Tohiny).
Ao dia misy hoe Ny isan'ny namana isaky ny firenena http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/stats&asa=toerana
Fitaovana iray hahafantarana hoe avy aiza avy isika... raha toa ka tsy mandainga :-(
Rehefa mameno ara-dalana ny mombamomba anao ianao http://serasera.org/namana/izaho dia ho mandray anjara amin'ny fanatsarana io statistika io.
Ny hitako aloha amin'izao dia avy any Madagasikara no betsaka... marina ve anefa izany? Amboamboary ao e.

répondu par fasaly le 07/07/2006 04:14
2. xxx
(
06/07/2006 06:20)
Hihihi, ary toa zah rery no vehivavy hitako oe mipetraka any South Africa :roll::-D:-D:-D
4. lepouta
(
06/07/2006 09:12)
Avy eto Madagascar daholo aloha isika no tena marina na ny any am-pitan-dranomasina na ny eto an-toerana?Tsy izay??!!fitadiavana sy fianarana no an-ndehanana any an-kafa?ampifandraisin'ity zavatra mahafinaritra be ity isika,ary tsy am-bàkan'ny an'ny hafa mihintsy izy ity.Alao mba haka ny toerany ny "VITA MALAGASY" ê!!MALAGASY isika ,ary avy eto @ Tànàna ,hony ô!!!!!
Aza malahelo fa tsy lavitra ianareo misy an'ity SERASERA ity .Mazotoa ary manoratra !!!
Aza malahelo fa tsy lavitra ianareo misy an'ity SERASERA ity .Mazotoa ary manoratra !!!
6. vale
(
06/07/2006 11:00)
:wink:za kou mafantatsa ôooo!!:D
lepouta: ka ilay izy nge izay toerana hipetrahana e:-D:-D
lepouta: ka ilay izy nge izay toerana hipetrahana e:-D:-D
8. fasaly
(
06/07/2006 11:53)
ouayyyyyy! tena efa nipetraka tany aho ry hery fa azafady fa niovaadiresy zà kanouuu! ary aleo hovaina amin'izay fa efa nila ravinahitra atyandafy avaratra beuh aty e! tena nampitombo isa ny avy any madagasikara aho veu zany:?:wink::-D:-D:-D
12. fasaly
(
06/07/2006 13:02)
mandrindra: tsy ho fatatra oveuh izy e! manomboka am p.....de mifarana am a! iza aza ôôôô!:roll::roll::roll::wink::-w
15. lapino
(
06/07/2006 15:58)
Ary hay ao South Africa ao sady misy pisso no misy Trondro an! :roll::-D:-D
16. Herimiafina
(
06/07/2006 16:38)
Ary ahoana marina moa ry zareo raha ohatyra ka mivezivezy be le olona e!
Ohatra saoferana bus izy de tsy manana fonenana fixe fa sady misy tranony atsy no misy tranony aroa?
Mety ve raha toerana iray nonenany tamin'ny voalohany no hapetraka? :wink:
Ohatra saoferana bus izy de tsy manana fonenana fixe fa sady misy tranony atsy no misy tranony aroa?
Mety ve raha toerana iray nonenany tamin'ny voalohany no hapetraka? :wink:
18. lapino
(
06/07/2006 17:13)
Herimiafina:
Mety ve raha toerana iray nonenany tamin'ny voalohany no hapetraka? :wink:
Raha ohatra hanao an'izay ihany, tsy ny toerana nonenany farany aza ve no tsara? Ohatra hoe avy amin'ny IP rehefa mi-login. Amin'izay actualisé tsara.
Fa zany hoe, tsy haiko raha données personnelles tsy azo atao hitan'ny rehetra izay. Mety ho tsy tia an'izay ny sasany.
19. pissoa
(
06/07/2006 17:22)
Oaaaay e, ary sady misy pisso any South Africa no misy trondro kle :roll::-D:-D:-D
mandrindrakoooooo :-D:-D:-D
Hery, tsy haiko ka ... :)
mandrindra:
sao dia i xxx-ko aza io e:lol:
mandrindrakoooooo :-D:-D:-D
Hery, tsy haiko ka ... :)
20. Herimiafina
(
06/07/2006 19:50)
fasaly> misy compagnie bus antsoina hoe Greyhound izao mivezivezy Canada-USA-Mexique dia ahoana?
lapino> le adiresy taloha tamin'izy mbola tsy nifindrafindra toerana mivezivezy ohatra kah.:wink:
lapino> le adiresy taloha tamin'izy mbola tsy nifindrafindra toerana mivezivezy ohatra kah.:wink: