mbola manaraka aloha izy @izao!

1. Aino ( 05/07/2006 20:29)
mbola mizotra ny lalany fanjeseny faona aloha i France hatraminy izao!! mety aharitra hatraminy farany ihany ve izy hireto na ny fijerevana azy?
répondu par Aino le 08/07/2006 09:14
2. Zina ( 05/07/2006 20:35)
Italie no aharesy ka
3. vale ( 05/07/2006 21:16)
:}:}:-*:-*ndry ry Zina:wink:, mampatahotra kely ihany raha le arbitre teo iny (t@ i frantsa sy portugal)teo no mitsara @ italie sy france an:P:P, asa na za no efa tsy naka france fa ohatry ny maka kely coté france izy teo, mdrrrrr:lol:
4. vale ( 05/07/2006 21:17)
mivavaka mafy mba handresy italie aloha:°)
5. sasa ( 06/07/2006 02:54)
Vale sy Zina, marina izany akia maka Italie isika, za mino fa tsy iny arbitre iny tsony no hitsara an'io kan :-*:-*
6. fijo ( 06/07/2006 03:08)
miova ny mpitsara ka,fa na izany aza azon'ny frantsa ihany io ka.na dia tsy tiako aza ry zareo
7. sasa ( 06/07/2006 03:11)
fijo hi hi hihi Italie wa
8. fijo ( 06/07/2006 03:15)
aoka moa,fa sao hitomany fandroany eo indray e.
9. sasa ( 06/07/2006 03:16)
fijo tsy mitomany wa fa mampiady bol Italie no alaiko
10. Fanja1 ( 06/07/2006 04:15)
fijo za kou na tsy tia la france aza raha zao fandehany zao de ho azony io:(:(:(
11. olotoano ( 06/07/2006 05:58)
aho koa tsa ti reny malala nefa manahy ny tenako aminio fazy finaly io.
Hatreto loha de taly no feriko.
Reny malala bay rariva:lol::lol::lol:
12. olotoano ( 06/07/2006 06:10)
aho kalongany de nalahelo mahintsiny tamin'ny nanaovandrareny malala ny brazila eh.

Hait'zany TALY zany izy niany eh:cry::cry::cry:
13. vale ( 06/07/2006 07:29)
fijo:

miova ny mpitsara ka,fa na izany aza azon'ny frantsa ihany io ka.na dia tsy tiako aza ry zareo
fijo: aza mampa :? eo moa eh!!:^)


14. vale ( 06/07/2006 07:31)
sasa:

Vale sy Zina, marina izany akia maka Italie isika, za mino fa tsy iny arbitre iny tsony no hitsara an'io kan :-*:-*
:}:-*:-*ndry Sasa!!


15. mpanarivo ( 06/07/2006 19:02)
tsy manaraka kombat ange nareo zany e!
jereo: 1994 tany an-tanan'ireo brazilian ny coupe.
noravain'ny france zany t@ 1998.avy eo indray lasan'ny brezilian 2002 , mino ah fa ho lasan'ireo francais koa izy amin'ity taona ity.
ary hita zao fa resy foana ry zareo brazilian; satria eo an-tanan-dreo foana iny coupe iny vao azon'ny fransay. ho hitan-tsika eo raha tsy marina ny teniko ! allez les bleus francais pas italie
16. jentilisa ( 07/07/2006 04:38)
eeeeee! lasany e! lasan'iza ary?
17. mandrindra ( 07/07/2006 07:18)
mpanarivo, dia izao indray ny scenario manaraka ary :
1970 nanao finale i italie dia resin'i bresil, 12 taona taty aoriana,1982,nanao finale izy dia nibata ny amboara. dia 12 manaraka indray, 1994, nanao finale rainilita dia resy. dia 12 manaraka, 2006, hanao finale rainilita dia ....
18. fijo ( 07/07/2006 18:38)
mbola resy.ho ho ho,azon'ny frantsa wa io,na dia tsy tia frantsa aza aho.
19. Aino ( 08/07/2006 09:14)
izaho koa aza anie tsy tia la france nefa t@ farany tao lasany ry zareo ihany ko!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7771