MADACOM lasa CELTEL be ny zavatra mbola tsy mazàva!

1. lemenakely ( 03/07/2006 13:09)
Raha mandefa sms par internet toa tsy mety intsony?
Faharoa marina fa afrikanina ny directeur ao raha mijery ny PUB sy ny page d'accueil dia sarinà afrikanina daholo ! sanatria tsy manakiana ny afrikanina fa CELTEL MADAGASCAR ve nefa sarina afrikanina?

ASA ALOHA IZAY HEVITRY NY HAFA?
répondu par belahasa le 17/08/2006 08:37
2. zandikely ( 03/07/2006 13:38)

Maninona moa na afrikanina aza ny directeur ao. Tsy hitako ny olona. Angaha moa ny Malagasy tsy afrikanina ?
3. lemenakely ( 03/07/2006 13:42)
http://www.mg.celtel.com/fr/index.html
izaho tsy mandà hoe tsy afrikanina ny gasy !fa jereo ny pub MADACOM taloha na ny ORANGE aza dia tena gasy pur.Ilay izy anie CELTEL MADAGASCAR e fa tsy CELTEL DU CONGO na CAMEROUN na TANZANIE...
4. jentilisa ( 03/07/2006 13:58)
tena marina kosa ilay teny hoe afrikana mivandravandra be daholo no ankamaroan'ilay sary fa tsy malagasy akory! misy ihany fa iray no fantatro hoe sary malagasy dia ilay Antakarana vavy eo ambony lakana!
5. ariel ( 03/07/2006 14:36)
zaho koa ry lemenakely mba mpandefa sms @iny fa tsy mahazo koa za de noheveriko fa ny ahy mintsy no tsy mahazo kay zany efa hatrany ampotony,sa maty antoka ve ry zareo de tsy nataony gratos tsony?
6. diamondra27 ( 04/07/2006 00:54)
:°):°)
7. naej ( 04/07/2006 08:03)
:?:eny tokoa oa e! za koa mba gaga tsy nahita sms gratos t@ internet intsony , zany ve ilay hoe hitondra fampandrosoana :?: toa vao manomboka dia efa nihemotra sahady.
8. soasoafy ( 05/07/2006 06:38)
ef nis namana ao @ celtel nandef hafatra fa mbola eo ampanamboarana hono ry zareo fa ho avy tsy ho ela e
9. arson ( 05/07/2006 07:27)
Mande miadana io e!ze apalance azy fotsiny alo ne no atao e!tokony kosa mba misy sary Gasy ihany e!
momba ilay message @ internet indray de vo omaly mitsy za no nanontany ny service clientele celtel fa vo eo ampanaovana azy izy,izany hoe eo ampanovana azy tsy kely2.fa tsy hoe androany madacom de radem celtel de tonga de hanao mazimazy eo.TSY MORA NY MANAO ZAVATRA E!
MADACOM=CELTEL
10. ramialy ( 05/07/2006 09:10)
Marina hoe sarina afrikana no ao, fa misy sary gasy ange eo , so de tsy fantatrareo ary, ze tsara2 rehetra ao de gasy doly :wink::wink:
11. arson ( 05/07/2006 12:32)
sady zao ko ranga a!ny sary midika inona e!tsy refa afaka miantso ve de zay.na vazaha na afrikanina na gasy tsy qoui zany e!aza lasa fisainana @zany,fa ny fiainana ary ty efa sarotra mbola asina olana hafa ndray.:roll::roll::roll:
12. Mifenty ( 05/07/2006 14:03)


le volokeliky le kofa am le sary mitsy kosa ngamba no argument publicitaire mandrisika ny gasy hiditra client kou hihihih


iza ny malala fa mety marketing à l'africaine io.


tadidinareo v le pub oe
" dis moi ma chérie, comment tu fé pour avoir une peau aussi douce"

"Z'itiliz lé savon sans texte" lol
13. xxx ( 05/07/2006 14:29)
Mahafinaritra daholo ry zalahy ilay tsikera fa
amiko aloha mitovy ny antaris niova orange ihany!Io no hitany fa mampandeha ny tsenany ka akory ataontsika.
14. MTN ( 05/07/2006 15:40)
:-P tu m'm pas? ou lui?;-)
15. MTN ( 05/07/2006 15:41)
dia miandry aloha eh, hoy ry zareo hoe:
Tompoko,

Ho valin’ny e-mail nalefanao taminay dia,

Voninahitra ny mampahafantatra anao fa, mbola eo andalam-pamindrana ny “informations” rehetra nisy tao amin’ny site Madacom ho ao amin’ny site Celtel ny tompon’andraikitra.

Koa, manainga anao hitsidika matetika ny tranonkala Celtel, ahalalanao ny zava-baovao rehetra mahakasika izany.

Raiso Tompoko, ny haja ambony atolotray anao.

Celtel Madagascar
Service Correspondance


16. MCZ ( 06/07/2006 12:28)
Mifenty< marina izany less hihihi :-D :-D :-D
17. pissoa ( 06/07/2006 12:59)
Mifenty:
" dis moi ma chérie, comment tu fé pour avoir une peau aussi douce"

"Z'itiliz lé savon sans texte" lol

=))=))=))
18. arson ( 07/07/2006 11:36)
Ataoko fa mazava tsara @ lemenakely angamba zay volaza retra izay.:^):^):^)
19. lemenakely ( 12/07/2006 14:38)
ié mazava be
20. dadabe ( 13/07/2006 12:37)
tsy kopy le resaka aho le :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2589