MADACOM lasa CELTEL be ny zavatra mbola tsy mazàva!

21. Mifenty ( 17/07/2006 14:03)

misaotra ra MTN a


za kklou nitsiditsidika tao fa tena mbola tsy tafa le sms gratos e

pissoa napmé ne iny pub iny e


aleo ndray lé pub n B29 leaza a
22. rabaradaka ( 24/07/2006 06:30)
Misaotra tamin'ny tsikera, tena milay ireny fa hanatsarana zavatra fa izao e, ny tarif moa tsy niova ô ?
23. MTN ( 26/07/2006 13:17)
O ry zareo ah,

mandeha amin'izay hono ilay sms amin'ny celtel

Dia mazotoa amin'izay ary eh
24. MTN ( 26/07/2006 13:23)
ohatra ny tsy hitako akory nefa ohat'izao no resany:
---------
Chers Clients,
Nous avons le plaisir de vous informer, la disponibilité des 5 SMS gratuits dans le site Celtel.
Vous pouvez les utiliser en consultant le site web de Celtel à Madagascar : http://www.celtel.com
Vous remerciant de votre confiance et fidélité,
Bien à vous,
---------
sa mahita fika ianareo?
25. MTN ( 26/07/2006 13:24)
hehehe, kay koboko ihany

http://web2sms.mg.celtel.com/sms_main_access.php
26. xxx ( 26/07/2006 13:33)

mlay kosa le izy kou
27. sarobidy ( 17/08/2006 06:22)
zà aloha tena heniky ny hafaliana fa nety le izy e!
28. belahasa ( 17/08/2006 08:37)
za koa heniky ny hafaliana toa anao

sarobity ilay hafatra tsy aloa vola e.

iny v ry reto mety andefasana na voasary (orange) aza le laharana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1401