mitombo iray indray izany ny mpilatsaha ho fidiana prezidà

1. ravatorano ( 30/06/2006 05:25)
Election présidentielle : Ninie Donia candidate !

La rédaction

29-06-2006

La chanteuse Ninie Donia est candidate à l’élection présidentielle du 3 décembre ! Elle a annoncé la nouvelle dans un message électronique envoyé hier.

Elle est donc le second candidat de sexe féminin, après Jocelyne Rahelihanta, l’opératrice économique qui comme Ninie Donia est originaire d’Antsiranana. La chanteuse a préparé depuis un certain temps son entrée en lice car résidant actuellement à Clermont-Ferrand (Puy-de-Dôme), elle y a monté un groupement dénommé Gestion Sociale Humaine et Démocratique pour Tous. Cette entité dite GSHDT a son siège au 17, rue Henri Barbusse dans cette ville du centre de la France.
De son vrai nom Bezara Eliane Virginie, Ninie Donia doit son surnom au célèbre festival musical de Nosy Be où elle a brillé par le passé, avec notamment des morceaux s’inspirant du « salegy » et du « basesa ». Se croyant persécutée lors des évènements de 2002, elle a prudemment pris le large et passe maintenant (à tort ou à raison) pour une exilée de 2002. Elle se produit souvent sur les scènes françaises, et le 2 juillet prochain, elle montera sur les planches à Montluçon pour animer les festivités du 46ème anniversaire de l’indépendance, à l’invitation de Pierre Troubat, le consul local de Madagascar. Ninie Donia compte revenir au pays au début de juillet pour détailler ses projets dans une conférence de presse, mais aussi pour donner un « grand concert de la paix ». Selon Ninie Donia en effet, l’essentiel n’est pas de gagner l’élection présidentielle mais de réconcilier les Malgaches après les évènements de 2002.

la gazette de la grande île

répondu par vale le 01/07/2006 09:39
2. Fanja1 ( 30/06/2006 06:13)
aleo mba hirotsaka zareo, sao de mba ry zavavy no ahasondrotra ny gasy:)
3. Chuan ( 30/06/2006 07:01)
So de mbo zay tokoa ny vahaolana ry Fanja ! Raha milatsaka koa ianao dia anisan`ny hanohana zah an !
4. Fanja1 ( 30/06/2006 07:39)
chuan hihih merci fa za aloha de tsy tia e... sady tsy any za:)
5. dadabe ( 30/06/2006 08:31)
aza hitako ka hanao salegy daholo ny gasy raha lany eo izy le:°)
6. rhaingo ( 30/06/2006 08:42)
Manambola izy an, raha tsy lany zany dia vola ariana fotsiny, sa tsy fahafiriny ny azy izany. Sady iny ary toa tsy any dago ko, La Réunion sa diso aho:?:
7. Ragadona ( 30/06/2006 10:16)
Marina fa zo ny milatsaka nefa tokony mba dinihina ihany izay zavatra ananan ny tena compétence. Io no efa olana tamin ireo deputés sasany izay nilatsaka satria manana popularité(mpihira na ....)dia lany nefa tonga eo tsy hainy akory na izay tokony ho andraikiny ... manao kilalao izany amiko. Tsy hoe manambany fa na tiana na tsy tiana mba misy critères tokony dinihina kosa fa tsy hoe zo dia hilatsaka daholo
8. sarobidy ( 30/06/2006 11:06)
Chuan
9. lepouta ( 30/06/2006 11:16)
Zo tokoa ny milatsaka ho fidiana,saingy sao dia hanao salegy eo daholo marina ny Malagasy.Ny salegy mantsy ohatran'ny dihy mandroso miverina izay??!! ka raha iny le miverina iny no mitolefika tanteraka?! dia miandry any PAPA Benoît16 indray hanarina.GGAAYY!!!!!resaka daholo izany ry namako sariaka rehetra,fa tsy mitovy @ manao spectacle sy cabaret ny mitondra vahoaka sy Firenena.Tsara ny nofinofiny fa raha sahala amiko ?!raha manam-bola ihany?ataoko zavatra hafa aloha Ka?
10. agoago ( 30/06/2006 12:29)
zah ohatra ny te hiteny hoe: tokony mba jerena hoe ' anisan'ny critère)zay efa mba nitondra fokontany na mba lany tany @ fokontany farafaharatsiny, sahala @ zany ny tanàna lehibe, na fivondronana , na faritra na olona bebe sy maromaro no sao dia mba tokony ho avela hilatsaka.
Raha izaho aloha dia tsy haiko ny hitondra lohan'olona 14 millions zany e, mpiasa kely friy eo ambany fifehezana aza manahirana ka asa re.Asa raha mba tonga @ zany ny eritreritry ireo milaza candidat sy candidate izany.
Raha mba te ho vedette sy hamerina laza fotsiny indray aloha hafa izay
11. Samoana ( 30/06/2006 13:55)
Ny tsy manana fonenana maharitra any Mkara angaha moa afaka milatsaka e ? Sa dokam-barotra hamarotana CD atsy ho atsy io ? Mety ho lasa praiministra ihany ny namana Sareraka serasera raha lany eo Donika!
12. john6 ( 30/06/2006 15:28)
avelao izy mba hilatraka,mba hakamaro ny advssn'i R8 ao eeeeee,aza maro zavatra resahana fa ny fifidianana no atao fa ny valiny efa hita manerana dago
13. kally ( 30/06/2006 17:43)
Aleo hilatsaka re izy fa ny vahoaka ve ho adala tsy hahalala izay ho fidiany?
Dia mety ho azo sary an-tsaina ve i Ninia Doniah hiresaka sy hifandraharaha amin'ny mpitondra firenena hafa? Toa ohatry ny tsy ananany izay talenta izay ka no...?
14. vale ( 30/06/2006 20:52)
Ragadona:

Marina fa zo ny milatsaka nefa tokony mba dinihina ihany izay zavatra ananan ny tena compétence. Io no efa olana tamin ireo deputés sasany izay nilatsaka satria manana popularité(mpihira na ....)dia lany nefa tonga eo tsy hainy akory na izay tokony ho andraikiny ... manao kilalao izany amiko. Tsy hoe manambany fa na tiana na tsy tiana mba misy critères tokony dinihina kosa fa tsy hoe zo dia hilatsaka daholo
Mba tiako ho fantatra ny kriteran'i NINIE DONIAH aloha vao mahasahy miteny aho na "compétent" marina izy na tsia!! Ravatorano ve afaka manazava an'izay?


15. vale ( 30/06/2006 20:53)
John6: elaela izany an!:wink:
16. jentilisa ( 01/07/2006 06:35)
EEEEEEEiiiiiiiisssssssssy eeeeeeeee!
17. xxx ( 01/07/2006 07:11)
le haligne e !
18. vale ( 01/07/2006 09:35)
Jentilisa,xxx: aiza izay mba hevitrareo ny @ MIMA eh??! sa contre koa?????!!
19. vale ( 01/07/2006 09:38)
,, mahazo milatsaka koa ange ianareo raha tianareo eh!!:lol::-D:-D
20. vale ( 01/07/2006 09:39)
wadray:lol:NINIE D mako eh:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1894