CROQUETTE DE POULET

1. boubounezy ( 29/06/2006 17:54)
iza ny té inana croquette de poulet anaovako????? miam! miam!:-P
répondu par adidy le 03/07/2006 21:26
2. andry08 ( 29/06/2006 18:06)
Teteho ny poulet. Na filet io na en entier. Arotsay ao anaty ronono dia hafanao, asio sira kely. Rehefa hitanao fa masaka dia alao ary hataovy ao anaty lovia. Kapohy ny atody (miankina @ quantitén'ny akoho io dia makà lovia iray ary asio chapelure.
Alefaso ao anaty lovia misy ilay atody ary avy eo alefaso ao anaty lovia misy ilay chapelure . Hafanao ny menaka na friteuse dia endaso ary rehefa menamena tsara dia mahazotoa homana!
3. Fiffi ( 29/06/2006 20:30)
:miam::miam:
4. vale ( 30/06/2006 06:34)
andry08:=D=D=D=D=D
5. boubounezy ( 30/06/2006 12:28)
merçi andry08 fa ny fanaovako ny anah njay alou dé alaiko ny fotopehany ako dé somary endahana @ lé tolana esorina kou ny odiny, avy eo asina rhum kely sy sauce soja fecule de manioc kely2 sucre kely sira atody dé poivre tongolo gasy, thym dé menaka erany sotro finanana alona mandritry ny 1h na 1 all ao anaty frigo dé avy eo @zay dé aodidina @ tolana le nofony atao boule tsara dé asio chapelure dé afanaina tsara ny menaka dé endasina otrany maneny nem reny @ zay izy refa doré tsara dé esory asio déco kely persil sy tomaty kely eo akaikiny dé mazoto homana:-P tanjemo sô tsy lany fa milay bé io an!:-D:-D:-D:-D
6. vale ( 30/06/2006 13:49)
boubounezy::-D:-D:-D:-D:-D=D=D=D
7. boubounezy ( 01/07/2006 10:18)
alaivo ny ré7 ry vale a!
8. vale ( 01/07/2006 14:00)
ieny kia boubounezy ah, try tara @zany mintsy ny aty !!
9. adidy ( 02/07/2006 19:04)
boubounezy : misaotra @ R7 fa nandramako androany dia faly daholo ny fianakams! Tsy nasiako sira fa iny sauce soja iny ihany no sirany!!
10. boubounezy ( 03/07/2006 16:29)
tsara kia zany ry adidy refa vitanjy tsara ny adidy njy a! faly za fa njy mora mahay mahandro ra zany:-P
11. adidy ( 03/07/2006 21:26)
boubounezy: za ange tia manao sakafo be dia maka sopapa kely fotsiny @ ilay feeling e! Rehefa reraka be iny aho dia izay no mba fahafinaretako manao menu!! Mazava ho azy fa voalatsalatsa hoe ngeza fa tsy maninona e:^):^).
Ity aloha misy hevitra kely nisy sipa sinoa izay nanao kaly dia heveriko fa mofo sakay, mitovitovy ny endriny, fa trondro no ataony aminy miaraka @ anana!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.063