Ambaratonga ambony ambany!
1. LazaRandri
(
29/06/2006 01:12)
inona marina no mba tena vokatry ny fikarohana vitantsika ety Ankatso ety e? Fanararaotana ny mpianatra sy ny fanjakana? hahaha! Toa velon-taraina foana isika hoe tsy ampy ny famatsian'ny fanjakana kanefa tsy misy hidiran'ny fanjakana anie izany e. Sao kosa dia ny atidohantsika no efa arafesina e? :wink:
Sahy ve isika hamolavola tetik'asa sy manao fanamby amin'ireo orinasa misy (na eto an-toerana na any ivelany) hoe: vitanay ny mamaha ny olanareo na manatsara ny famokaranareo, amin'ny alalan'ny fikarohana ny tetik'ady mahomby tahaka izao sy izao? Ny tambiny dia mila famatsiam-bola tahaka izao izahay.....Sa dia ho sanatria kanosalahy foana ka tsy sahy hikaroka tokoa fa miandry ny vola avy amin'ny fanjakana?
Jereo anie ireo seha-pikarohana any ivelany raha mba mahazo famatsiana maimai-poana izany e? Anisan'ny fikarohana anefa ny fitadiavana tetik'asa sy mpamatsy vola. Dia hiandry "propagande" foana eto isika vao ahazo famatsiam-bola raha mitohy ny hakamoana! hahaha!

répondu par kally le 03/07/2006 12:03
2. xxx
(
29/06/2006 03:09)
aza be vava kosa ianao fa mba makanesa aloha any madagasikara dia miaraha miaina amindry zareo dia ho hitanao marina hoe izao sy izao , fa tsy izay olona rehetra any andafy mahay miteny akory dia lazaina fa marina daholo izay lazainy
3. Fiffi
(
29/06/2006 05:36)
heu....nefa misy mahamarina azy hiany io voalazan'i LazaRandri io satria be kosa no variana mimenomenona fa tsy mba mihetsika eh! Tsy mba mitady solution fa de mimenomenona fotsiny no mba hataony.
4. little
(
29/06/2006 06:38)
xxx - marina zany mba mandehana alou midina sy mijery ny zavatra atao ao vao mipetsona fa toa be kiana fotsiny. zany akory tsy milaza fa lafatra koa ny ao dago fa tsy mety raha jerena amin'ny lafiny iray ihany ny fikarohana fa lalina be ny amin'io. zahavo ny manodidina rehetra fa aza dia faly manome tsiny. Matoa isika mamoaka mpikaroka maro mahay nefa mitsoaka any ivelany dia misy raha ao zany. Mamokatra zany ny Universite fa ny tohiny no ahy sy anao no milaza sy mahalala.
Hisaino kely!! zay an!!!
Hisaino kely!! zay an!!!
5. LazaRandri
(
29/06/2006 10:14)
hahaha! ahoana moa no ahafahako miteny raha tsy ny masoko no mahita? hahaha! Ny boky kely mba ananan'ny trano famakiam-boky dia tsy azon'ny mpianatra fa any an-tranon'ny mpampianatra no fioterany :), ny fampianarana atolotra dia ny tamin'ny 30-20-10 taona lasa no tsy miova :) ny fitaovana isan-tsokajiny tao amin'ny laboratoara toa lasa fananana manokana an'ny mpampianatra :) ny mpampianatra sasany aza moa dia aleony misaofera taxi amin'ny ora tokony ampianarany :) ny fanadinana dia alaina avy ao amin'ny boky soratan'ny mpampianatra ka izay mividy izany dia mahita an'ilay fika :) ny politika etsy an-daniny mandeha ihany hahaha!
fikarohana daholo izany an! hahaha!
PS: tsy resahako ny fanaovana mpianatra an-keriny na mivantana na an-kolaka
fikarohana daholo izany an! hahaha!
PS: tsy resahako ny fanaovana mpianatra an-keriny na mivantana na an-kolaka
7. xxx
(
29/06/2006 11:37)
Avadiho indray ary e! ataovy TONGA AMBARA AMBANY AMBONY amin'izay mety hisy vokatra ny fikarohana:lol:
8. zandikely
(
29/06/2006 11:47)
Loza izany raha izany tokoa ny zavatra iainan'ny tanora ho avin'ny firenena.
9. little
(
29/06/2006 11:54)
Sady zao alou e! aleo havahana tsara ny atao hoe fikarohana sy hoe vokatra satria manko betsaka ny mandray fa ny mpikaroka sady boto no patron fa tsy zay le system ry zalahy an, ny mpikaroka mikaroka ny mpanamparitaka manamparitaka ny vokam-pikarohana na ny atao hoevulgarisateur.Ny chercheurs zay mbola mizara roa koa: enseignat-chercheur ny irayizay mikaroka no mampianatra ary ny cheucheurs tsy manao afa-tsy ny mikaroka ny iray. ary mbola misy koa ny recherches fondamentales zay mety tsy hisy vokany azo tsapain-tanana fa theorie ranoray sy ny recherches appliquees zay mety ho hita eny rehetra eny sy azo ampiarina ny vokany, ka aiza no hitsara na fa tsy mamokatra ny fikarohana, ny fikarohana atao ve no tsy misy sy tsy miady sa tsy tonga any am-baravaranao ny valiny de milaza ianao fa tsy mandeha le zavatra.
Ary any an-dafin-driaka koa anie zany koa ny system e, mikaroka document enao fa tsy misy manolotra zany ao. Raha ny fampianarana indray diso kosa ve ry zareo ra tsy afaka mi-reactualiser ny connaissances satria @ inn aza no ataony, tsy net,tsy vola, tsy boky azo vidiana raha misy aza lafo velona.
Sady ra za alou ny eo @ toerany inn aza no azoko atao,ny kely ananana aza moa ra omena mpianatra angalarin-dry zalahy ka aiza e? Raha universite alou de an'ny fanjakana io e, anjarany no mikolokolo ny azy ary refa tsy mahavita izy ny mpikaroka anie mahita lalana sy afaka mamiratra any @ zay alehany e!

10. kally
(
03/07/2006 12:03)
Ny hitako aloha izao isika miteny izao dia ny mpikaroka mbola mikaroka fa tsy mahita n'inon'inona no betsaka fa ny mpikaroka efa nahita toa tsy hita.:wink: