Mba misy afaka hanoro ve?!!

1. vale ( 28/06/2006 14:48)
Isaky ny démérrage dia misy ity soratra ity :


erreur de chargement de c:\PROGRA~1\MYWEBS~1\bar\1.bin\MWSBAR.DLL
Le module Spécifié est introuvable


Ka ahoana kay ny fomba hatao mba hialàn'io soratra io? Misaotra mialoha.
répondu par lapino le 03/07/2006 17:35
2. vale ( 28/06/2006 14:54)
Miala tsiny fa misy hadisoana koa izy izany! averiko eto ambany ilay soratra miseho fa toa lasa misy an'io kisary2 kely io koa ilay izy!:idea:

Erreur de chargement de

C:\progra~1\MYWEBS~1\bar\1.bin\MWSBAR.DLL
Le module spécifié est introuvable

Misaotra:)
3. lapino ( 28/06/2006 14:57)
Sali vale,

Spyware io mywebsearch bar io. Mety ho afaky ny antispyware tsotra io, fa ohatra an'zao no azo antoka fa mahafaka azy:

1. Scannéo amin'ny hijackthis: http://www.infos-du-net.com/telecharger/HijackThis.html
2. Dia ataovy analyse ato ny log omeny (dika petaka fotsiny) : http://www.hijackthis.de/fr
3. Izay rehetra ataony hoe "Méchant" ivereno ao amin'ny hijackthis, dia cocher-o ilay case kely eo alohany.
4. Tsindrio ilay bokotra "Fix checked"
4. vale ( 28/06/2006 15:00)
tena tsy mety mihintsy koa izy izany!

ny eo @ toeran'ny sarikely io izany dia: deux points sy back slash.

Dia misy back slash koa aorian'ny "~1" anakiroa sy "bar" ary "bin" :)
5. vale ( 28/06/2006 15:09)
salut lapino!:),
misaotra betsaka fa zà variana namerina ilay soratra hay moa efa nahazo valiny sahady:D:}:}:-*
6. lapino ( 28/06/2006 16:01)
Mody manindry an'ilay "Valio" fotsiny dia hita ilay izy ka :)
Ilazao ihany raha mety e.
ps: hamarino tsara hoe tena ilay tokony hofafana no fafana, fa tsy ilay eo akaikiny, fa tsy voaverina eo intsony :wink:
7. vale ( 28/06/2006 16:43)
ok! misaotra eh!:wink:
8. vale ( 28/06/2006 18:47)
re, Lapino:D! ilay antisapyware no nampiasaiko dia afaka ilay izy:D, misaotra betsaka t@ info:D!:}:}:}:-*
9. vale ( 28/06/2006 18:49)
oadray,:-D antyspyware manko e ,hihihihhh:wink:
10. vale ( 28/06/2006 18:51)
mbola diso indray:-D:-D:-D:-D, tena tsy fanahiniako nefa:-D:-D
11. fraz ( 29/06/2006 06:36)
Ka tsy maninona anie na diso rehefa azo ny tiana tenenina e :-)

Lapino indray hatokisana ka !
12. vale ( 29/06/2006 07:09)
fraz: :x tonga dia azon'i lapino aza ilay izy koh!!!!!!!!!

fa eo @le faute de frappe imbdb no mampiomehy ahy hatreny @voalohany ka hatraty ambany,mdrrrrrrrrrrrrr
13. boubounezy ( 29/06/2006 08:27)
(l)efa azonjy io ny slt ry vale fa dé lazaivo any lapino zany refa vovah ny olana, sady mrc lapino njy an!:-*
14. vale ( 29/06/2006 16:07)
slt njy boubounezy:-*: :roll:ié efa noteneniko io ambony io kah!!:-D:-D


Lapino: saotra betsaka fa voavaha ny olana, afaka ilay izy!!!!!!:-*:-*:-*:-*:-*:}
15. lapino ( 29/06/2006 16:27)
Anjekaaaaaaaky ôooo, .... :-w
:-*:-*:-* daholo kloo e! :wink:
16. vale ( 29/06/2006 20:03)
:(k'hita wa!:-*:-*:-*
17. rapala ( 03/07/2006 05:53)
lapino:sambatra izahay eto @ serasera fa manana karazana dokotera afaka manampy @ problema:wink:
18. lapino ( 03/07/2006 07:29)
rapala: vtraky be ao, sady tena izy daholo :)
19. rapala ( 03/07/2006 08:55)
lapino: mazoto ary é - mba hatsipatsipazo izay hevitra (hints)azo atao @ pc fa tena mahalina anay :):-D
20. ramialy ( 03/07/2006 13:58)
vale : ny ahy le manao an'le jereo eto ary tsy haiko mihitsy, efa nanontaniko an'Hery fa asa, powerpoint hono le izy de tsy mety, nefa :-D:-D:-D tiko ho hitan'ny namana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1732