somongobolo sa somongodolo sa ?
1. iaviantsoa
(
28/06/2006 05:10)
Inona kay rireto no mahatonga ny somongodolo sa somongobolo le hitanareo ilay @ lohatanana t@ mbola kely dia ohatran'ny miongotra ny hoditra @ lohatanana ?
répondu par fijo le 14/07/2006 17:59
3. iaviantsoa
(
28/06/2006 06:04)
hitanao ve le @ tanan'ny zaza matetika no misy azy, eo akaikin'ny hoho eo ary marary ilay izy satria hoditra no miendaka
4. booboo
(
28/06/2006 06:06)
watafon > hitanao ve ilay hoditra kely beeeeee miendaka eo rantsa-tanana ( dos de la main ) ambany kely ny fiatombohan'ny hoho ? dia marary be ilay izy rehefa sintonina ? ....hihihihi tsy fantatro raha azon'ingahy ?
5. Fiffi
(
28/06/2006 06:26)
ny hoditra miala fantatro fotsiny zao de rehefa avy "bronzé" iny de misy mihendaka.
6. sareraka
(
28/06/2006 10:16)
efa toe-batana mihintsy ny somondro-dolo ireny e! misy olona misy azy misy tsy misy rehefa ririnina no tena mampietsika azy na mampiasa zavatra be asidra loatra oh manasa lamba @ savony na vinaigre sns...
Asio glycerine matetitetika!
Asio glycerine matetitetika!
7. pissoa
(
28/06/2006 11:27)
Hmmm. Mety marina io tenin'i Sareraka io fa tany Dago zah nijaly mihitsy tamin'ireny fa nanasa lamba tamin'ny tanana, fa izao tsy misy intsony :roll:
8. Zina
(
28/06/2006 13:09)
glycerine sy vosarimakirana tena mety ko, tongotra, tanana, tarehy vakivaky
9. fijo
(
28/06/2006 19:42)
rehefa avy manasa lamba tokoa no tena hitrangan'ireny,fa esory amin'ny lamafa tsy marary.
wata an,io letsy le lazain'ny oona hoe misalaka tanana an.
wata an,io letsy le lazain'ny oona hoe misalaka tanana an.
10. pitchou
(
29/06/2006 05:28)
ie! izay koa no fahafantarako azy: rehefa misalaka tanana hono matory d manao an'io ny tanana rehefa maraina! izany no mahatonga azy hoe ririnina no tena mihetsika!
11. rapala
(
29/06/2006 11:50)
sareraka: kay mba mahay miresaka ihany enao ity rehefa tsy miditra resaka politika :-D:-D Tsiky2 fotsiny ihany no ady eo ry sareraka fa aza miditra lalina be lotra a:)
12. watafon
(
29/06/2006 12:04)
booboo,fijo: zay vao azoko fa misaotra e! cuticules n fiantso an'ireny ary matetika izy ireny no mivadika panaris avy eo (infection)
16. rapala
(
29/06/2006 13:04)
de mbola hampiako ihany kou ilay :-D de manjary lasa toy izao=))=)) ka na tapaka aza ny tsinay efa tonga ato i radoukou, tsy misy probleme, sa ahona ry wata?:-D
17. fijo
(
29/06/2006 19:57)
wata sady manapaka feeling mihintsy,fa tsy afaka nanaraka fianarana gitara aho herinandro,fa naharary loatra
20. MTN
(
01/07/2006 12:02)
pitchou:
ie! izay koa no fahafantarako azy: rehefa misalaka tanana hono matory d manao an'io ny tanana rehefa maraina! izany no mahatonga azy hoe ririnina no tena mihetsika!
Efa henoko koa io