somongobolo sa somongodolo sa ?

21. watafon ( 01/07/2006 12:28)
fijo: sady maharary io an !
pitchou: in le gitara eritreretinao ?:-D:-D
22. sakaizakely ( 03/07/2006 08:37)
za koa t@ vao kely dia nisy an'io foana. Ny fahitako azy dia angamba ilay maloto e ! Ny vovoka maloto manamaina ny hoditra dia miempaka sady mampisy infection dia izay no mamparatra sy mampaharary azy. Aty andafy tsy misy an'io satria misasa tanana matetika ny ankizy. Ny zanako indraindray misy kely dia tapahiko @ coupe-ongles dia vita ho azy tsy maratra tsy marary. Izany hoe aty misy remède pratique foana.
23. fijo ( 04/07/2006 20:49)
pitchou,le gitara mibaradaka
24. watafon ( 05/07/2006 05:45)
sakaizakely: marina alou zany e: le hygiène defectueuse mantsy no tena mahatonga anazy io koa e!
25. fijo ( 05/07/2006 20:41)
ka aleo tapahana haigana fa mampijaly be
26. watafon ( 09/07/2006 05:33)
indraindray mantsy raha voasintona fa tsy tapaka d iny no tena mampanonitra zy io !
27. fijo ( 11/07/2006 20:00)
ie,ary tena tsy zaka mihintsy io an
28. watafon ( 14/07/2006 17:33)
ie ty zao misy fa nde tapahako tsara !
29. fijo ( 14/07/2006 17:59)
za misy fotoana feno ny tanako.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1512