SAnatria ve dia RERAKA tokoa !

1. marozevo ( 27/06/2006 21:40)
Dia sanatria ve dia reraka tokoa ny mpanohitra... Ny mpanohitra tiana hambara eto dia tsy ry Ndafy na ry Ndrema na ry Zafy, fa ry Sareraka sy ry Petsana sy ny namany. Politika koa izany fa tsy mivoaka akory, satria eto no tena toerana fisehoany.

Tato ho ato anefa dia toa nangingina ry zalahy... Ny antony tsy fantatra loatra, ary tsy olana koa na tsy fantatra aza. Na izany aza anefa dia maro ihany no mifanontany hoe NANKAIZA? Dia mifangaro ao ny valin-teny : lasa nihira any Manandriana hono eh... Voatendry ho prezida-na propagandy eh... Manao saka manafin-koho hono eh... sns...

Leo an'ialahy ny vahoaka....

Marozevo ! Tandremo fa fafàzan'zalahy amin'izany anie ialahy eh...
répondu par fijo le 12/07/2006 19:52
2. fijo ( 28/06/2006 02:55)
marozevo an,mbola lasa naka izay resaka hoentina eto indray ry zareo ko.ho ho ho.lany bala mantsy ,ka mila fahanana indray klo.
3. Fiffi ( 28/06/2006 04:03)
lasa nanao méditation hono koh!
4. ravatorano ( 28/06/2006 06:32)
innn ny vao2 manerana ny tany...........lasa nitady fika polifika ho entina ento indray zalah akama bonina mpanohitra ny fitondrana amizao
:-D:-D:-D:-D:-D
marozevo
5. prime ( 28/06/2006 06:50)
:-D:-D:-D
6. rapala ( 28/06/2006 07:49)
Mbola ao zareo ka, fa any @ lohahevitra sasany hafa indray, mitady candidats hanaraka azy:lol::lol:
7. prime ( 28/06/2006 08:03)
hay!!! aiza ho aiza io rapala???
8. rabaradaka ( 28/06/2006 10:06)
Zao lay izy dadatoa a, tsaronareo ilay nolazaiko hoe kely fofon'aina daholo kay ny mpiserasera eto, dia hita amin'ny fomba fanoratrareo ange ry dadatoa sy nenitoa fa dia tsy manana lazon'ady mihitsy nareo e, zatra eo ambony birao foana angamba na manasa lovia any amin'nyrestaurant, sa manao inona koa moa no asa fanao any an-dafy any, mamafa trano sy manao baby sitting. Sareraka koa aloha mpanely tsaho no mahalagy ny olona aminy e. razoky tsy avotra mihitsy iny
9. rapala ( 28/06/2006 10:39)
prime: araka ny tsikaritray sy Fiffi, manana ps betsaka zareo fa ny hevitrany de mitovy daholo, jereo toe-karena, tetsy sy teroa, fanatajahantena.

rabaradaka: de inona no maharatsy manasy lovia any @ resto, manao baby sitting, miasa birao.... rehefa tsy mangalatra ry rangahy ka mampidi-bola de efa favy zany an! aza mba hambanimbanina ny olona miasa hisondrotana sy ireo izay miezaka mba hanatsara ny fiainany.
Ary tena marina ny nolazainao momba any sareraka manely tsaho...reraka eo fona izy rehefa tsy miraika ny rehetra!
10. rapala ( 28/06/2006 10:45)
prime: hadinoko ao @ eritreritra mandalo , nandray anjara/namaly ao koa izy fa saingy tsy nandoza be lotra:lol:
11. prime ( 28/06/2006 11:57)
rapala> misaotra anao...:)
rabaradaka ihany izao no efa mamaly fa ny sasany tsy tazana tokoa...:lol:
12. rapala ( 28/06/2006 12:03)
prime: jereo ao @ 'hoy ny gazety' fa ao i sareraka
13. toovs ( 28/06/2006 12:28)
marozevo:

Dia sanatria ve dia reraka tokoa ny mpanohitra... Ny mpanohitra tiana hambara eto dia tsy ry Ndafy na ry Ndrema na ry Zafy, fa ry Sareraka sy ry Petsana sy ny namany. Politika koa izany fa tsy mivoaka akory, satria eto no tena toerana fisehoany.

Tato ho ato anefa dia toa nangingina ry zalahy... Ny antony tsy fantatra loatra, ary tsy olana koa na tsy fantatra aza. Na izany aza anefa dia maro ihany no mifanontany hoe NANKAIZA? Dia mifangaro ao ny valin-teny : lasa nihira any Manandriana hono eh... Voatendry ho prezida-na propagandy eh... Manao saka manafin-koho hono eh... sns...

Leo an'ialahy ny vahoaka....

Marozevo ! Tandremo fa fafàzan'zalahy amin'izany anie ialahy eh...



voalohany inona no problem anao amin'i Manandriana. Misy adimparitra koa angah am zao fotoana izao.
faharoa rehefa tsy miteny ny sasany de rangitina fa hoe lany bala; rehefa miteny indray de pepoina fa hoe be menomenona fa tsy mitady solution.
nefa samy tsy mahita solution daholo na iza na iza. ny sdasany az mba mahita izay tsy mety fa nareo tena tsy mahita na ny mety na ny tsy mety
14. prime ( 28/06/2006 12:41)
:roll:
15. MTN ( 28/06/2006 14:46)
radakadaka: tsy ampy fofon'aina :-D ok
radakadaka: le tohiny tsy ok
toovs: mba manala azy re e

Mety tsy ampy lazon'ady,
na mety:
misy ny fotoana hitenenana dia misy ny fotoana hanginana
na mety :* any ho any
iza no mahalala fa aleo izy ho any, rehefa miverina izy ho hita eo ihany izay hatao.
16. marozevo ( 28/06/2006 15:11)
toovs > Iza no nilaza taminao fa manana problème amin'i Manandriana i Marozevo? Satria ve lasa any i Sareraka dia manana probleme aho ? Tsia....

I Marozevo ve efa nampiasa ny teny hoe "lany bala" ao ambony ao?

Rehefa samy tsy hahita solution ihany Rangahy ity, tsy aleo ve mba mifankahery na mankahery ny mpitondra, toy izay himenomenona toy ny loha tapaka ah...
17. rapala ( 28/06/2006 16:04)
Aza miady ry reto a, izao mihintsy nge no tena tanjona kendrain'i sareraka sy ny troupiny é.! hanakorontana ny saintsika ato @ serasera. Aza atao mandresy izy por favor!!!!!
18. marozevo ( 28/06/2006 20:27)
fa angaha kosa ry rapala rehefa mba mifamaly kely dia hoe miady ah ! Tsy miady izahay fa mampiakatra volume kely fotsiny. Iza indray ary no hifampiteny eo fa tsy ny samy namana ve ?

Asa anefa izay hevitr'i toovs !
19. rapala ( 29/06/2006 06:09)
ka ny sasany ange ny marovezo tena mi-chauf be é, de aleo alou tonga de lazaina:):) Tsara ny mifanakalo hevitra fa raha mifandrindra indray de aleo tsy manao, sa ahona hoy enao?:wink:
20. prime ( 29/06/2006 11:09)
rapala> =D
B KOOL!!!:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0776