SAnatria ve dia RERAKA tokoa !
21. rapala
(
29/06/2006 12:30)
izany mihintsy hoa ry prime 8)8)8) tsiky2 ny ady eo de mandeha ho azy:wink:
22. vetsoko
(
29/06/2006 12:33)
io ilay nolazaiko hoe somary tsy dia mahafinaritra le échange d'idée misy eto,tsy dia tena politika loatra ,mivoana @resaka mandany andro nefa tsy mampandroso,tsy misy vrai débat politique au sens propre du terme,raha vao mpanohitra na olona tsy mitovy hevitra @ tena no maneho hevitra dia insulte(malheuresement)no valiny,fanabatibatiana,bref autosatisfaction,tsy misy ouverture,dia lasa limité ny échange,limité ny mpandray anjara,resaky ny olona mitovitovy hevitra daholo,bref tsy mampivoatra fa tsy tena politika le resaka,somary taratra eto ny endriky ny politika niainan'ny malagasy,tsy ny politika anefa no ratsy fa ny pratique politique nisy tao mada no ratsy dia izay no voarain'ny olona;na lasa niasa ny olona na lasa nanao baby sitting dia maninona ?izany ve no resaka eto.
23. prime
(
29/06/2006 12:55)
vetsoko> B KOOL!!!:) marina ny anao, ny blem (hoy xxx izay) dia ilay tsy fifanajàna tsotra fotsiny... Rehefa tarihinao ny hevitra dia mba "responsable" ianao manao "animation" an'ilay dinika fa tsy ompainao ny olona dia kianinao ny zavatra iray dia lasa ianao... tsy mety izany papa a!!!
Mikasika ny débat politique lazainao, dia misy mihitsy izany fa ny olana rehefa tsy hainao koa ny manao tari-kevitra manomboka @ fametrahana lohahevitra dia mazava ho'azy fa ataon'ny olona fanalàna azy... :@

24. vetsoko
(
29/06/2006 13:03)
niditra tetoaho androany,nitady débat politique,nataoko ny tourn'ny lohahevitra rehetra,dia somary kivy ihany,mitovy foana ny olona miresaka,mitovy foana koa ny firehan-kevitra,dia surtout vitsy dia vitsy ny mandray anjara,izay le hoe férmé,misy antony izany ,mety misy zavatra tokony ho ovaina ao,sa ve natao hoan'ny olona mitovy hevitra ilay izy,izay no mety tsy haiko,raha diso ny teniko na tsy azo raisina dia ario fa zà aza ariana dia svp aza insulténa koa raha mety
25. marozevo
(
29/06/2006 14:11)
Vetsoko >
1 - Raha hitanao fa fermé ilay izy dia sokafy eh... Ianao koa ange namana feno eto eh, manana zo hanatsara izay hita fa tokony hatsaraina.
2 - Ho an'ny mitovy hevitra ihany ?... Tsia kosa eh.. Ireny ry sareraka mandalo eo, ry baradaka, ry petsambava, afaka miteny tsara, saingy ny olona koa manana zo hilaza ny fahitany azy. Matoa tsy hita matetika ny "tsy mitovy hevitra", dia efa izay ihany no antony.
3 - Ny Politika ve ? Marina ny anao momba ny ezaka hamaritra ny atao hoe Politika, saingy tsarovy fa tsy resaka Politika amin'ny maha politika azy akory no tena tanjona, araka ny fahazoako azy, fa amin'ny fanabeazana azy.

27. marozevo
(
01/07/2006 20:45)
Inona àry ity !
SA RERAKA koa ny vetsoko ? Aza manaiky reraka izany ry nama ah.. Tohizo ny resaka.
SA RERAKA koa ny vetsoko ? Aza manaiky reraka izany ry nama ah.. Tohizo ny resaka.
28. rabaradaka
(
03/07/2006 10:20)
Mba ilazao hoe azafady i dadatoa Ndrianasolo hoe mbola hanao politika ve hono ianao hoy dad'toa rabaradaka ?
29. toovs
(
03/07/2006 11:13)
marozevo:
toovs > Iza no nilaza taminao fa manana problème amin'i Manandriana i Marozevo? Satria ve lasa any i Sareraka dia manana probleme aho ? Tsia....
I Marozevo ve efa nampiasa ny teny hoe "lany bala" ao ambony ao?
Rehefa samy tsy hahita solution ihany Rangahy ity, tsy aleo ve mba mifankahery na mankahery ny mpitondra, toy izay himenomenona toy ny loha tapaka ah...
ka ny hoe reraka dia tsy afaka manao n'in n'in intsony. Ny lany bala koa tsy afaka mitifitra intsony. izany hoe mitovy ny vokatr'ireo amiko . ny fandraisanao azy no tsy haiko.
mampahatsiaro ahy ny tenin'ny manager anay tamina fikambanana iray izay io teninao farany io. ny zavatra tokony hohenoinareo rehefa avy manao zavatra hoy izy de izay tenin'olona milaza an'izay zavatra tsy mety tamin'izay natao satria ireny no tena sincère, fa aza mihaino izay tenin'olona milaza hoe "mety ka, metyty ka, tohizo sy mahereza fa mety be". mahatonga olona hanohy ny diany any amin'ny hady lalina mangitsokitsoka ny eritreri-drangahy. manaiky hambakaina hoy ny fitenenana matoa tsy miteny sady falifaly hatrany.
31. marozevo
(
05/07/2006 21:03)
Ie ... amin'izay voavaly dia mitovy hevitra koa na izaho aza, fa misy sasany lalovan'i toovs fotsiny anie ilay resaka eh...
32. fijo
(
06/07/2006 18:29)
za kosa aloha dia faly misy ireny mpanohitra be ireny eto e.izy ireny mantsy,rehefa tena dinihana dia toa ny frantsay amin'ny ekipa frantsay ihany.ny fitiavany azy no hitsikerany azy.izany hoe manao izao karazana tsikera izao izy,satria manantena fa hiatsara ilay zavatra.
fa le fomba firesaka fotsiny indraindray no somary manahirana kely.
fa le fomba firesaka fotsiny indraindray no somary manahirana kely.
33. arson
(
07/07/2006 12:17)
mbola ho leony iany isika fa aza matahotra e! reha miverina eo nga reny tsy hano rafal be mihitsy.:evil::evil:
34. marozevo
(
07/07/2006 13:57)
Angaha kosa moa misy tezitra aminy eh... Ny teny somary henjana kely fotsiny no mitranga indraindray. Jereo tokoa ange eh... raha vao tsy eto ireny, dia toa tsy hita izay ho resahina fa mihodinkodina kely eo... fa raha vao tonga izy ireo dia miraradraraka ny teny feno fisainana sy fandinihana.
35. fijo
(
07/07/2006 19:08)
ka izay mantsy.avelao ry zalahy hoavy,fa ireny koa anie ka tia an'ny mada toa antsika e,fa ny fanehoany azy no tsy misy hafatsy izay mihiba foana