Mpanao gazety

1. Solitikabe ( 27/06/2006 02:02)
Nanao famelabelaran-kevitra tamin'ny mpanao gazety ity Minisitra iray. Vita ny famelabelarana ary nanomboka ny fanontaniana sy ny fanamarihana.
I Ngahy azy ao amin'ny Basivava no nanomboka : "Atoa Minisitra, misy milaza fa tsy mamely ianao..., Izahay anefa Atoa minisitra dia nahita fa nividy Viagra roa boaty ianao omaly... Mamely ianao izany... Izay ihany Atoa Minisitra, fa dia misaotra indrindra"
répondu par sasa le 01/07/2006 04:01
2. sasa ( 27/06/2006 03:50)
:-D:-D:-D:-D
3. Fanja1 ( 27/06/2006 06:36)
:-D:-D:-D
4. booboo ( 27/06/2006 07:22)
=))=))=))=))=))
5. miserana ( 27/06/2006 16:42)
angah misy mamely boaty koa ny ministra?
6. MTN ( 28/06/2006 14:25)
dia mameno amin'ny sasak'alina ny akohon'ny minisitra
7. bellla ( 29/06/2006 06:21)
:-D:-D:-D
8. mandrindra ( 30/06/2006 08:24)
:-D:-D:-D, sao dia ilay mpanao gazety no nasian'ingahy ministra
9. sasa ( 01/07/2006 04:01)
mandrindra ity wa tena lalintsaina mintsy:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3694