amour et la haine
1. xxx
(
26/06/2006 10:32)
nanana olona tiana b ilay olona iray ,@zao fotoana d lasa tsy tiany b indray izy io satria nanao zavatra ratsy t@ , nefa na tiany na tsy ho tiany d tsy maintsy misy fotoana tsy maintsy hifaneraserana sy hifankahitana satria olona mifanerasera @ namana sy ny fianakaviana izy io ary @zay zao vacances zao mihintsy izy no ho hita lava foana , inona no tokona atao ,tonga d tenenina izy we aza miresaka @ko intsony sa ignorer-na tsotra zao fotsiny,nefa mety animba ambiance ho any manodidina !,ary inona no nahatonga anilay fitiavna azy lasa nivadika fankahalana ?
mahagaga ilay fiainana
mahagaga ilay fiainana
répondu par mandrindra le 04/07/2006 10:04
2. booboo
(
26/06/2006 12:25)
enao zany lay olona ray raha azoko tsara ? :°)...ignorer-vo any dia vita kouh ! refa misisika miresaka aminao ihany dé hombohy raha tena halanao :°):°):°)..nefa ny amour sy ny haine hono raha kely blitany fotsiny no manasaraka azy :roll:
3. Herimiafina
(
26/06/2006 13:15)
Ny fitiavana mivadika fankahalana rehefa tsy hay ny mi-controler ny emotion.
be loatra ny attente-nao amin'ilay olona nefa izy toa tsy disponibele hanao ny sitramponao rehetra, tinao ho prince charmant izy nefa ny mifanohitra amin'izay foana no hitanao hany ka dia leo ianao, ary satria koa izy nanao ratsy taminao dia diso fanantenana tamin'ny zavatra nandrasanao taminy ianao. dia normale raha mivadika fankahalana ilay fitiavana tamin'ny voalohany.
"Tiavo tel qu'il est izy fa tsy tel que tu le veux".
matoa tsy te-hiresaka dia mbola tia, raha tsy miraharaha no tena tsy tia tsony, ary mety fantany izany. ka raha tsy tinao hanelongelina ano izy dia aza raharahiana ary raha mitady resaka dai resaho tsotr ary ataovy hoe, "tssss, efa tsy tadidiko tsony aza izany rehetra izany, zavatra tsy misy dikany izany", dai hitanao fa hangina izy. :-*

4. sakaizakely
(
26/06/2006 17:28)
Tiako ianao sady halako
Fa mangidy koa no mamiko
Fahavaloko malalako
Samy anaranao raha amiko
Angolaiko hoe fitiavako
Na bantiako hoe mpamitaka
Mifangaro ato ambavako
Ny hatezerana sy sitraka
Tezitra aminao ny foko
Misamboaravoara erikitra
Kelikely indray misoko
Ny fitiavako mamikitra
Tsy haiko izay havaly anao fa nampatsiaro ahy ity tononkalo ity ny lohateninao. Aza mety rebirebeny na miresaka aminy manokana (tête à tête) rehefa tena tapakevitra fa tsy te hifamerina intsony.

6. Fiffi
(
26/06/2006 19:50)
ie ! tsy hasiana olana zany fa tonga de ignorena fotsiny de zay.
Tsy manimba ambiance zany io fa aza jerena fotsiny izy na ohatra hoe en face-ny situation heu...mety hanahirana kely de tonga de mandehana mihodina kely na miala kely eo aloha de tsy hisy hatsikaritra @ zay raha ny hoe hanimba ambiance ny hatahorana.

8. xxx
(
30/06/2006 16:40)
eo aloha tena tsy fantako satria , tao anatiny 3volana aloha d tena tsy tia azy mihintsy za , ary mbola tsy nifanenana t@ mihintsy , fa raha ny saiko aloha d tsy tia azy intsony , fa tsy fantako we rehefa mifankahita zahay , ary ny tena marina d tsy t hifanenana @ mihintsy za , mb
9. xxx
(
30/06/2006 16:42)
fa ny tiako zany we tsy t hiova hevitra hatraminy farany za, tsy t hanimba fiainana sy heritreritr
10. mandrindra
(
04/07/2006 10:04)
mbola misalasala be i xxx, "fa ny tiako zany we tsy t hiova hevitra hatraminy farany za," mbola fanirina ilay iay fa tsy ampy assurance.
matoa i xxx mbola mahaisa ny hoe 3 volana izay tsy tia azy dia mbola mieritreritra azy foana
matoa i xxx mbola mahaisa ny hoe 3 volana izay tsy tia azy dia mbola mieritreritra azy foana