Sekiretera sy direktéra ...efa fantatray!!!

1. lemenakely ( 24/06/2006 06:49)
Tsy misy tsy mahay ilay hiran'i NANAHARY hoe ôdoie sy hôrera! iny angamba dia hoy izy hoe: miditra tara ny sekretera dia mody fanina direktera!

Dia tsy atao mahagàga intsony e ny fiarahan'i direktera sy sekretera! (na attaché de direction) hi hi hi !!:°):°)
répondu par adidy le 27/06/2006 17:23
2. Fiffi ( 24/06/2006 07:23)
heu...mety misy hiany aloha zany an! fa wadrayy!! efa elaela tokoa zah zay sy naheno an'io!
3. adidy ( 27/06/2006 17:23)
Ka ny PB rehefa tonga any am-piasana Atoa tale, dia ramatoa mpitan-tsoratra metimety ery, sahirankirana mitady hanome fahafam-po, dia rehefa mody izy, madama mbola sempotra nikarakara ny ankizy, ny sakafo etss:evil::evil::evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1708