LE GRI-GRI ET LES BOULISTES. Entre mythes et réalités !

1. Fiffi ( 24/06/2006 04:54)

Aleo avadika kely indray aloha ny dinika , tsy politika fa ny " GRI-GRI" hono . Mba mino an'izany ve ianareo ?

Que ne voit-on pas d’une incursion dans le monde des boulistes malgaches ? Tout. Vraiment tout. Un monde très étrange où performance peut ne pas aller avec savoir-faire et où réussite rime parfois avec méforme des adversaires.

N’allez pas cependant poser ouvertement la question à ces boulistes car ils ne vous répondront pas. Ou ils vous diront qu’ils le font plus pour se protéger que dans l’intention de nuire. Une manière d’admettre en fait que le recours au gri-gri fait partie de cette discipline où Madagascar a pu décrocher un titre mondial dont la valeur tient bien la route, contrairement à ces autres titres mondiaux gagnés en trois ou deux sorties devant une participation fort réduite.

Brin d’humour.

L’un des supporters pressa une orange lorsqu’un joueur adverse arma son tir et le tireur rata sa cible. Après une longue observation, les supporters adverses finirent par s’en prendre à la fameuse orange qu’ils s’empressèrent d’emporter dans un coin où ils purent uriner dessus. Imperturbable, l’homme incriminé s’acheta une autre orange et connut le même succès puisque le trio de Betafo est allé jusqu’au bout pour s’emparer du titre.

D’autres pratiques moins voyantes mais dont tout le monde parle existent, telle cette « manie » d’un club de la Capitale de s’isoler à Ambohimanga, près d’un ruisseau, pour sa préparation s’apparentant en fait à une cure.

Dans la même foulée, on se demande que fait un champion bien connu tous les mercredis précédant une compétition d’envergure dans sa ville natale ? Et il n’est pas le seul, car une autre bouliste fait un pèlerinage à Manjakandriana la semaine qui précède un grand concours. Elle est d’ailleurs la première à douter de la performance d’une triplette des faritany qui a agréablement surpris car, aussi illustre soit-elle, elle a tourné tout le monde en ridicule avant de prendre le titre national.

Des marabouts.

Toutefois, d’autres boulistes admettent l’existence de marabouts qui opèrent dans ce milieu.. Certaines indiscrétions parlent d’une dame à Antsirabe et d’autres aux 67ha ou à Androhibe. Le phénomène est devenu pratique courante, il arrive que les boulistes évitent de serrer la main des adversaires avant une partie. D’autres affirment avoir vu certains joueurs verser de la poudre sur le boulodrome et assez souvent très tôt avant le lancer du bouchon.

Clément Rabary Midi Madagascar
répondu par prime le 02/10/2006 08:58
2. Fiffi ( 24/06/2006 04:56)

Mba mino an'izany ve ianareo ? ny gri-gri sy ny marabout ?
3. tisera ( 24/06/2006 05:21)
Io aloha akia ry fiffi tena misy ny olona manao mosavy sy ny manaiky ho zanaky ny aizina dia manompo sampy etsy sy eroa mankany @ dadarabe sns... Izany no mahatonga ny zanaky ny Mazava voaantso ho mpiandry , na mopera na pasitera mamoaka ny asan'ny Satana mba hanafahana ilay olona voafatotr'io fanompoana ny Devoly io. Fa asa indray aloha tena tian'i Clémént Rabary holazaina na tena marina na " eritreritra mandalo" noho ny zava-misy ....
4. ralos ( 24/06/2006 05:38)
Ny gri-gri dia tena misy ka!Raha ny toerana maro efa nandehanako teto Dago no lazaina.Ny fahombiazany no tsy haiko? Na izany aza tsy tokony hiasana saina sy hanalokaloka ny eritreritra raha hanao zavatra.

Ohatra iray fotsiny ny fihaonan'ireo grands sorciers de MEXICO @ izao Mondial izao mba ho "bon humeur" hono ny joueur-ny @ lalao rehetra ataony.
5. Fanja1 ( 24/06/2006 06:22)
ie ny gri-gri feno n'aiza n'aiza fa raha tena marina ve zany tsy efa riche daholo ny olona ary afaka @ jaliny ny malagasy.. za tsy mino
6. Fiffi ( 24/06/2006 06:47)
zah aloha heu...tsy mino le gri-gri fa le mamosavy de hinoako , nefa moa inona ny différence ny gri-gri sy ny mamosavy ?
fa raha tena marina tokoa io an! marina hiany io lazain'i Fanja io , tsy ho ahazo loto daholo ny mpilalao ?
7. Fanja1 ( 24/06/2006 06:58)
ka zany anie Fiffi e!
8. xxx ( 24/06/2006 07:04)
Fanja1,Fiffi> raha misy Andriamanitra nahoana no misy ataony mahantra sy manankarena?
Ny fahantrana sy ny fananana amiko tsy miankina velively amin'ny finoana fa miankina amin'ilay olona tsirairay sy izay niandohany.

Io resaka gri-gri io misy mena ambanin'ny mena, tsy izay rehetra manao dia hahazo izay ilainy, pouvoir no miady. Tsy misy resaka devoly io na kely aza. Fa izany hoe maizina ilay izy ho anareo tsy mahalala sy efa zatra mitsara ivelany.
9. Fanja1 ( 24/06/2006 07:28)
xxx dsl tsy ny finoana Atra no mahamanakarena na mampahantra fa ny olombelona ihany. raha resaka gri-gri njay de io efa lazaiko io : za tsy mino an'ireny point final ny ahy (za mino an'Atra):)
10. xxx ( 24/06/2006 07:37)
mitovy ihany ange ny hevitritsika amin'ilay hoe mampanakarena sy mahantra e. Fa ny nahatonga ahy niteny an'io dia satria hoy ianao hoe raha misy zany gri-gri zany dia tsy misy intsony ny mahantra. Nefa Atra ange mbola mahery nohon'ny gri-gri e! asa raha azonao ilay lojika.

Za koa mino an'Atra.

Ny gri-gri, na hino ny olona na tsy hino, dia misy io ary maneran-tany.
11. Fiffi ( 24/06/2006 07:47)
xxx:
Fanja1,Fiffi> raha misy Andriamanitra nahoana no misy ataony mahantra sy manankarena?
Ny fahantrana sy ny fananana amiko tsy miankina velively amin'ny finoana fa miankina amin'ilay olona tsirairay sy izay niandohany.
xxx: tsy mifanohitra ve zany lazainao zany ? hoy ianao hoe "

-raha misy Andriamanitra nahoana no misy ataony mahantra sy manankarena?

nefa miteny indray ianao hoe "

Ny fahantrana sy ny fananana amiko tsy miankina velively amin'ny finoana !


12. Fanja1 ( 24/06/2006 07:55)
xxx ben oui raha mino ny gri-gri zareo maninona tsy lasa nanakarena daholo e! tssy idiran'Atra @ gri-gri! ny olombelona no namorona ny gri-gri
13. xxx ( 24/06/2006 07:57)
Soa dia tokony atao teny frantsay aza ito serasera ito amin'izay mora mahazo tsara 'nareo ao frantsa ao e!
14. Fiffi ( 24/06/2006 08:48)
xxx: hummm! mampatsiaro ahy le tao @ dinika tary ambadika tary izy zany an! :wink:
15. dadabe ( 24/06/2006 10:16)
adikao teny gasy klou io ho anareo ao dago e !
16. Fiffi ( 24/06/2006 10:42)
dadabe: ao akia mba hampio zah handika azy fa efa nanandrana aloha zah fa heu.....tsy fidiny eh!
17. ralos ( 24/06/2006 18:48)
Raha aty dago aloha dia izao angamba no mety ahafahana mandika an'io:
Italic textNy ody gasy sy ny mpilalao kanetibe. Eo anelanelan'ny honohono sy ny tena zava-misy.Italic text:roll:

Fanja1: Manana tanjona maro kosa io fa tsy voatery hoe lasa mpanakarena daholo na mitady harena daholo izay manao azy.
Ho antsika milaza tsy mino dia mazava ho azy fa tsy handaitra ohatra ilay izy. Mitovy tsy misy valaka amin'ny finoantsika an'Andriamanitra: Rehefa tsy ampy ny finoana dia fantatsika ny vokany.
Ho an'ireo tena mino azy kosa dia mety tsy hitovy amin'ny hevitsika ny azy ireo.
18. Fiffi ( 24/06/2006 18:57)
ralos: de tena mandaitra tokoa ve ?
19. Fanja1 ( 25/06/2006 07:02)
ralos maninona njay aza raha ilay olona milaza azy mahay gri-gri no miezaka manala an'i dago hanatin'ny fahantrana e.. mety ho hino aho raha vitany zany :wink:
20. vale ( 25/06/2006 15:00)
Fiffi:


Mba mino an'izany ve ianareo ? ny gri-gri sy ny marabout ?
fiffi: misy tena misy ireo kah! fa ny mampiome dia ny olona miantehitra @reny!:lol: arakiny voalaza etsy ambony hoe misy ny ol te hanan-karena de mamonjy marabout ko tsy efa nanan-karena doly ve ny tany afrikana, anatin'izany M/car,!!!:)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0747