LE GRI-GRI ET LES BOULISTES. Entre mythes et réalités !

21. MTN ( 25/06/2006 18:09)
Nisy fotoana aho mpanaraka kanetibe tany Dago. Fa tena mikotrana ireo mpilalao gasy ireo kah. Sady tena misy manan-talenta mihitsy.
Izany gri-gri izany no tsy koboko fa ny kotrany no hitako. Isan'andro, vao manam-potoana kely dia eo an-tokotany pak pak, dia rehefa hariva dia mamonjy poto pak pak
22. Fiffi ( 25/06/2006 18:49)
MTN: de pointeur sa placeur ianao ? :)
23. toovs ( 26/06/2006 08:14)
fiffi sy xxx: resaka finoana ny abareo fa aza iadiana hevitra. Hoy ny athé hoe ny olona no namorona hoe misy ny Andriamanaitra. de hoy ianareo hoe ny olona no namorona ny sampy. De hoy ny silamo amin'ny kristianina hoe i jesoa izay heverinareo fa zanak'andriamanitra de tsy zanany izany fa mpaminany fotsiny.

Rehefa ny kristianina no mivavaka mafy mba hanampy azy andriamanitra amin'ny ezaka mafy nataony de hoy isika hoe :aza kivy fa izay no mahasoa itiavan'Andriamanitra anao; ary andriamanitra mahalala izay mahasoa antsika olombelona.
De tsy fantatrareo fa mety mihevitra koa ry zareo, izay manao ny ataonareo hoe gri-gri rehefa tsy lasa mpanankarena daholo hoe tsy mahasoa antsika aloha ny lasa mpanakarena fa ny masina izay inoany no mahalala ny hahasoa azy ireo.

24. toovs ( 26/06/2006 08:17)
Fiffi:

MTN: de pointeur sa placeur ianao ? :)

ngah tsy pointeur sy tireur no filaza azy e. sa inona ilay placeur?
ny mba kely haiko am toeran'ny bouliste dia : pointeur,milieu, tireur.

25. toovs ( 26/06/2006 08:20)
dadabe:

adikao teny gasy klou io ho anareo ao dago e !



fa maninona raha adikanao. Raha frantsay no milaza hoe adikao teny gasy de mba azo andeferana fa raha gasy no tsy mahay mampita hevitra am teny gasy de mampihomehy. eritrereto hoe frantsay mipetraka any USA tsy mahay mampita hevitra amin'ny teny frantsay ho an'ireo namany any frantsa!
26. toovs ( 26/06/2006 08:24)
[quote=Fanja1]
ralos maninona njay aza raha ilay olona milaza azy mahay gri-gri no miezaka manala an'i dago hanatin'ny fahantrana e.. mety ho hino aho raha vitany zany :wink:
[/quot

finoana toy ny finoana rehetra ny azy kanefa ry zareo tsy milaza hoe maninona ianareo milaza kristianina ireo no tsy mampandroso an'i gasikara akory.
samy manao izay hahavonjy ny tenany rey olona fa aza de mifanabaty finoana hoatr'izany an. aza mifanesoeso finoana hoatr'izany koa e.
zah kristianina fa tsy manao fiteny hoatra anareo izany

27. Fiffi ( 26/06/2006 12:48)
toovs:

ngah tsy pointeur sy tireur no filaza azy e. sa inona ilay placeur?
ny mba kely haiko am toeran'ny bouliste dia : pointeur,milieu, tireur.
toovs: heu...raha ny kely mba aiko koa aloha de ny placeur de le olona mi-placer fotsiny.
Hitako ato zao anefa hoe ao ny tireur , ny milieu , ny pointeur . heu...tsy hitako ato akory aza ny placeur. http://www.petanque710.com/boules/c-choisir.htm


28. Fanja1 ( 26/06/2006 16:32)
toovs resaka no ampiadivina eto fa tssy maneso fa dia ialako tsiny aminao, tsy mbola naneso olona teto za:wink:
29. MTN ( 28/06/2006 15:03)
natao daholo, rehefa misy ny njilaka dia tireur, dia rehefa mazoto dia pointe, dia raha sady tsy hihira no tsy hanao tsianjery dia milieu. amateur e.

ilay resaka finoana indray: tsy misy porofo io zavatra io. Hoy izay olona izay: rehefa tsy mahita resahana ianareo dia io resahana.
30. fijo ( 28/06/2006 19:16)
raha misy ny gri gri,dia efa tompondaka eran tany tamin'ny baolina kitra isika gasy.na ny afrikanina.fa matoa isika tsy mbola lasa dia resaka fotsiny izany.
31. Fanja1 ( 29/06/2006 05:02)
fijo zany anie wa e...:)
32. prime ( 02/10/2006 08:58)
hummmmmm.......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.222